taxi be

1. kaboushna ( 03/11/2008 18:57)
mahakamo mihintsy ny ataon'ny taxi be am lé mijanojanona matetika nefa tsy maka sisiny ... raha claxonner-na ry zareo dé valy boraingina no azo hoe :"andàna manidina raha maika e !!!" ... ny tena mahasorena dé rehefa tratra eo am BNI esplanade analakely ianao ka misongona midongy sy misisika any aloha ny taxi be nefa ligne continu ny "traçage au sol" .... ny polisy am zany mijery fotsiny ery am carrefour 4 chemin eo am rex ... an'iza ny hadisoana ????
2. ikaretsaka ( 03/11/2008 20:25)
fatsakan'A/rivo ka izay aloha ihany no "manana ny rariny e" :wink:
rehefa tsy te ho tratrany di amandehana eo alohany ko...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.174