famonjena

1. xxx ( 02/11/2008 12:29)
:( bjr daolo sao mba mety malala adiresy hakana vola ary hasiana antoka nereo fa tena latsaka an-katerena,misaotra mialoa (l) maika bé azafady ra azo atao zay mahalala
2. Noue ( 02/11/2008 13:22)
ary raha manantona banky eee ?
3. ainaheri ( 02/11/2008 16:04)
Tsy misy afa-tsy io lazain'i Noue io angamba........Asa,mankany @ ireny organisme des credits ireny angamba...
4. tess ( 02/11/2008 19:03)
ny tiany lazaina angamba dia banky afaka mampindram-bola asiana antoka fa latsaka ankaterena.....
5. xxx ( 03/11/2008 05:24)
tess:

ny tiany lazaina angamba dia banky afaka mampindram-bola asiana antoka fa latsaka ankaterena.....



tena io mitsy latsaka an-katerena ka tany no antoka ,ka sao mety misy malala association etc,avako lay olona ary té hamonjy azy aho nefa tsy mahita solution aho ka mba mila anareo sao mba misy fanafody aminareo hamonjena azy, misaotra :?:
6. Noue ( 03/11/2008 05:59)
raha any dago aloha dia tsy aiko eeee ! fa raha ivelany toa misy ireny fanaovana trosa avec garant ireny aaa
7. nasandratra17 ( 01/08/2017 20:19)
Miarahaba tompoko

Misy mahafantatra organisme afaka mampindrambola haingana ve tompoko. Ho an n'y anadahilo izay hanao fianarana enam ka Mila 20 millions fmg fa raha tsy izany dia maty n'y fahafahany ny fidirana ao. Marihina fa afaka mamerina tsara izy satria atao prélèvement automatique isambolana am karama. Misaotra indrindra tompoko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.479