sauce fihinana miaraka @ samos

1. vahiny2004 ( 31/10/2008 15:08)
Manao ahoana daholo,

inona kay ny sauce fihinana @ samos azafady ?
Dia ahoana ny fanamboarana azy

Misaotra
novalian'i sipagasy ny 09/11/2008 15:48
2. booboo ( 31/10/2008 15:31)
moutarde lé masiaka velona iny mihitsy, mayo matavy beeee :} :} :}

:arrow:
3. sipagasy ( 01/11/2008 07:40)
ataovy sauce voanjo e!, ny ahy ny fanaoko azy ann dia mamana rano aho anaty vilany kely dia arotsako ilay pate d'arachide iny(efa vita anaty pot kely ireny izy any @ afrikana na tavaratra ahitana azy koa), ranoina izany dia ampiana voatabia concentré mena beh iny dia asiana sira sy sakay @ izay dia avela hangatsiaka kely dia antsoy @ izay ny kill hihinana, dia mazotoa homana.
4. vahiny2004 ( 03/11/2008 14:41)
sipagasy:

ataovy sauce voanjo e!, ny ahy ny fanaoko azy ann dia mamana rano aho anaty vilany kely dia arotsako ilay pate d'arachide iny(efa vita anaty pot kely ireny izy any @ afrikana na tavaratra ahitana azy koa), ranoina izany dia ampiana voatabia concentré mena beh iny dia asiana sira sy sakay @ izay dia avela hangatsiaka kely dia antsoy @ izay ny kill hihinana, dia mazotoa homana.


Misaotra anao,
ny hevitra hono tsy azo raha tsy amin'olombelona
5. fasaly ( 09/11/2008 10:33)
saosy vanjo io volazan'ny sipagasy
(merci sipagasy tam recette)

io na rougaille votabia misy sakay atao somary marihitra
6. sipagasy ( 09/11/2008 15:48)
ary nareo kay efa manandrana dia tsy miantso kill hihinana akory annn hhmmmm hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1133