voatavo

1. diamondra27 ( 31/10/2008 14:32)
tratry ny halloween daholo e


ahoana le soupe potiron

cake potiron

totokena sy voatavo sns

de inon koa ny re7 hafa momba ny resaka voatavo
:-* :-* :-* :-* :* :* :* :* :*
novalian'i lemurbaby ny 24/01/2010 17:03
2. ikaretsaka ( 31/10/2008 16:13)
votavo monta sy votsetsefy
samy mpanota ka nde hikofesy

ho'zy ny hiranay t@ mbola kely

3. vale ( 31/10/2008 18:27)
soupe potiron:
rehefa masaka de mixé-na miaraka @ crème liquide, célérie, ail keeely ho an'izay tia.
Izay de vita, ny sira tsy adino kosa e! miam,miam..
4. vale ( 31/10/2008 18:28)
oups, célérie masaka niaraka nandrahoina t@ potiron. saika adinoko, lol
5. ikaretsaka ( 31/10/2008 18:33)
fa potiron ihany ve ny pumpkin e?
6. vale ( 31/10/2008 19:34)
Ika: de za ndray manontany hoe innn izany pumkim? tena tsy maharaka aako! .... :-D :-D :wink:
7. bobone ( 07/11/2008 14:10)
Ikaretsaka: inn ilay votsetsefy
mahay poezy enao zany an!hihihi
8. lemurbaby ( 24/01/2010 17:03)
Voatavo sy Voanjo
http://www.youtube.com/user/lemurbaby#p/search/0/CBI4X54K39A
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3303