momban'ny voanjobory

1. rurale ( 24/10/2008 12:58)
Asa ra tokony eto za no hanontany ity:
- fa in kay ny voanjobory @ teny frantsay
- De in no ifandraisan'ny voanjobory sy ry ranenitoa (pam's) :)
2. Noue ( 24/10/2008 13:04)
rurale:

- De in no ifandraisan'ny voanjobory sy ry ranenitoa (pam's) :)
nga hono misy hifandraisany ?????


3. ni81 ( 24/10/2008 13:47)
Asa ra tokony eto za no hanontany ity:
- fa in kay ny voanjobory @ teny frantsay
POIS BAMBARA no dikany @ teny frantsay fa tsy fantatro izay ifandraisan'izy sy ranenitoa mpam's :-D :-D
4. hery ( 24/10/2008 18:30)
Satria rehefa anaovan'ny voanjobory BAMBARA-y ny mpam's dia miaps
5. ni81 ( 24/10/2008 18:35)
Satria rehefa anaovan'ny voanjobory BAMBARA-y ny mpam's dia miaps
:lol: inona zany miaps klou e! mihomehy @ bambaray fotsiny
6. diamondra27 ( 24/10/2008 18:52)
reto koa mody fanina doly
pams= mpamosavy= nenitoa

manao voanjobory ampaosy na torahana voanjobory ny pams de tsy mandaitra ny odiny
efa nisy nanadrana ve


misy koa mpanao ody milaza amin'ny kil-ny we raha mihinana ny odiko ianao dia fadio ny mihinana voanjobory,( omeo akoho, lambahoany sns za...)
asa na mandaitra ihany ny odin'ireny olona ireny na bla bla fa feo mande sy resaka no reko an
7. ni81 ( 24/10/2008 18:57)
reto koa mody fanina doly
pams= mpamosavy= nenitoa
:-D :-D fantatro io, fa ilay miaps no tsy hay e!
8. Alaina ( 26/10/2008 11:59)
Voanjobory = pistache rond
9. ni81 ( 26/10/2008 16:02)
Voanjobory = pistache rond
:-D :-D
10. tslem ( 27/10/2008 08:44)
ni81:

Voanjobory = pistache rond
:-D :-D


Miomehy ni fa zah koa taloha mpiteny an'io de efa nisy vazaha zay mintsy nanontany oe mba inn ny anaran'itony dia zany mintsy no navaliko anazy oe pistache rond,hihihih,zah ve nahalala an izany oe pois bambara zany :oops:
11. ni81 ( 27/10/2008 08:50)
Miomehy ni fa zah koa taloha mpiteny an'io de efa nisy vazaha zay mintsy nanontany oe mba inn ny anaran'itony dia zany mintsy no navaliko anazy oe pistache rond,hihihih,zah ve nahalala an izany oe pois bambara zany
zà ange ry tslem tsy nahay an'io anarana io mihitsy raha tsy sendra nahita teto @ internet hoe inona no anarany @ teny frantsay e!:-D :-D Fa be ny zavatra mba fantatro teto nefa tsy fantatra taloha ka!
12. fahamarinana ( 27/10/2008 12:03)
:arrow: ohatran'ny hitako tslem milaza ilat izy... :D (l)
13. tslem ( 28/10/2008 08:16)
fahama >>> sady am zay lé tonga d tsy nisy eritreritra mintsy fa tonga d namaly tsy am-pisalasalàna :-D :-D :-D
14. fahamarinana ( 28/10/2008 13:34)
:arrow: :-D :-D aoka marina!! (l)
15. ikaretsaka ( 03/11/2008 17:08)
miaps=mipitsika=mitsoaka

fa io hoa ro tsary mety azoko mihitsy koa:
;e hoe misy contre reaction resaka simika, na resaka cosmic na mythologic ve le hoe ny ody entin'ny mpams sy ny vadrobory?
hoe ny inona 2 le ody no mifadetsy @ inona @ vandrobory
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1222