sokona

1. diamondra27 ( 22/10/2008 06:33)
efa nisy nihinana sokona ve

atao tsaky toaka hono izy ireny tena milay

de inona daholo kay no mety fandrahoana azy fa dia a griller foana no fantako hatramin'izao
novalian'i ni81 ny 27/10/2008 08:22
2. sakaizakely ( 22/10/2008 07:26)
njekaky o

sokona ve de hohanina rankizy

laissez les vivre
efa nomena kisou sy omby + vorona de mbola haka bibikely kousa ve :cry: :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:
3. ni81 ( 22/10/2008 07:34)
njekaky o
sokona ve de hohanina rankizy
be dia be ny gasy mihinana ireny, sokina, trandraka ! fa zà aloha tsy mihinana ka :? misy koa mihinana ramanavy aza :-D
4. diamondra27 ( 22/10/2008 07:45)
sakaizakely: foanina doly akia refa eto an-tany a na valala aza misy mihinana ko


kadradraka koa aza hanina atao fanafody = antibiotika fa tsy haiko we inona moa le aretina sitrany


5. diamondra27 ( 22/10/2008 07:49)
ni81 : ka zay ndrindra no nanaovako ty dinika ty nge e

ka za wa efa nihinana fa matavy toy ny henakisoa le izy
fa natono ihany no hitako fandrahoan'olona azy fa ty misy re7 hafa


sakaizakely : mitandrema ndry fa ra manana saka koa mety vita iny an , henabe mihintsy iny
6. ni81 ( 22/10/2008 08:00)
Ny valala tena fihinana mihitsy indray fa ny ramanavy :roll: fa ny olona koa moa izao efa mihinan-kinam-poana no betsaka ka hatr@ ny bibilava sy ny tariny aza.
Ny kadradraka indray dia raha toa voan'ny tétanos ilay olona dia ampisotroina ny ranony
7. sakaizakely ( 22/10/2008 08:51)
Ny kadradraka indray dia raha toa voan'ny tétanos ilay olona dia ampisotroina ny ranony


efa henoko mihitsy io

nisy ranga zay tany aminay tsy haiko hoe naninn fa vakin'ny famaky vodintongony, izy nefa tsy mikiraro, de nofonosiny lamba fotsiny le ratra hiarovana azy am vovoka (voalohany fotsiny izy tany am hopitaly) de nisotro an'io isanandro. Fa nitarazoka amambolana le fery satria tsy misy hygiène moa indrisy

fa fiarovana am tetanosy no nilazandreo azy tam zany

honohono fotsiny moa fa tsy hay marina ze tena effet-ny
8. karinah ( 22/10/2008 10:56)
za indray efa nihinana Trandraka , matetika mihintsy t@ nipetraka tany amorontsiraka, fa matsiro annn! ny fanaovan'ilay oul azy dioviny ny volony halainy de vidény de atsatsikiny ho lasa fumé, de iny no hamidiny amin'oul avy eo, matsiro be, ohatry ny henankisoa somary fumé izany ilay izy, mmmmmmm
mbola manembona aho, (hadinoko fa mbola karakaraina andrahoina izy efa vita fumé iny a, asina tongolo, voatabia tahaka ny manao sauce @ hena tsotra ireny ihany) mmmmmmm :-D :-D :-D :°)
9. fahamarinana ( 22/10/2008 11:42)
:arrow: maty atsika !! sokina kosa ve ry reto ? :-w ary sao dia sokina aza no narosonjy ho ahy iny ry diams ?? :°) (l)
10. diamondra27 ( 22/10/2008 13:37)
karinah: marina hoe akia

fa inona ny difference ny trandraka sy sokina akia

fahamarinana: efa lanindry le izy koa atao ahoana intsony hiiii,
hay ve ndry mbola tsy nihinana sokina ry kala e, fa inona foana aza no nohaninareo tany dago tany akia
za zao efa nihinana na akoho dia, sokina , valala grille , de efa nihinana verre koa nampihinani'ny afrikana namako an'io fa tsara akia a, andrahoina amin'ny anana kely bilitika zay le izy , toa tsy misy any dago le anana fa eny am tsena afrikana reny no misy azy

ka na ravitoto aza ange akia handrahoina miaraka am trondro fa tsy henakisoa e, zay no efa hitako sy nandramako
11. RATOVOARY ( 22/10/2008 13:52)
karinah:
za indray efa nihinana Trandraka , matetika mihintsy t@ nipetraka tany amorontsiraka, fa matsiro annn! ny fanaovan'ilay oul azy dioviny ny volony halainy de vidény de atsatsikiny ho lasa fumé, de iny no hamidiny amin'oul avy eo, matsiro be, ohatry ny henankisoa somary fumé izany ilay izy, mmmmmmm
mbola manembona aho, (hadinoko fa mbola karakaraina andrahoina izy efa vita fumé iny a, asina tongolo, voatabia tahaka ny manao sauce @ hena tsotra ireny ihany) mmmmmmm

Sao de tsy kadradraka fa "SAHOBAKA" fa ireny no betsaka aty amorontsiraka.
Le fandrahoana sokina indray toa ohatry ny mikarakara piso ihany ( toa misy mampiasa divay ny oul ) fa zah aloha tsy mbola nihinana sady tsy mbola nahita oul nahandro azy e!
12. ainaheri ( 22/10/2008 16:36)
Ny trandraka no matsiro kokoa ny henany nohon'ny sokina,sokina malanilany zany,fa refa mahay mahandro azy enao mlay beuu
13. ainaheri ( 22/10/2008 16:37)
Ranona kadradraka,antitetanika hono
14. karinah ( 22/10/2008 17:18)
diams: ny sokona ohatry ny somary kely, fa ny trandraka lehibebe, fa toa samy itovitovy ihany ireo koh!!!!! :lol:
15. zoara ( 22/10/2008 17:37)
ny difference: ny sokina zara raha misy 100g,ny tandraka eo @500g ka hatramin'ny 1kg eo ho eo.tany @ faritry menabe no nihinanako tandraky(io no fiantsoan-dry zareo azy)tsy mihinana sokina na sora ny any.matsiro be atao @ sauce tomate,na ritra na atono.mitovy tsiro @ henakisoa.
ny fanihy sy ramanavy koa tahak'izany.kinakina no iantsoana ny ramanavy,ireny mimpetraka @ fiangonana na trano haolo ireny(tsy fihoanina) fa ny fanihy de any anaty ala, ary tena mahasesy lehibe tokoa.mitovy ny fahandro azy.
t@ 2006 iny no nanandramako fanihy,nentiko tany ilay namako zay de ho izy hoe te hanandrana,de resy lahany aho ka nanandrana koa. fa mitovy tsiro @ hena gana ny fahitako azy.1kg latsaka kely t@zay de 96cm d'envergure.misy sariny ato amiko
ny kadradraka kosa tsy hoaniko,pire phobie,fa toa hoe atono de ny lavenony no atao @ fery brrrrr
16. karinah ( 22/10/2008 20:30)
zoara> tany mihintsy koa izany nihinanako trandraka izany, ié tandraky hoy ry zareo any, za aloha tia an'ilay izy eee, zà koa efa nihinana henan-dambo fa somary mafy andrahoina be le izy, de somary mena kokoa noho ny henankisoa ny henany, ny tsirony somary eo anelanelan'ny hena omby sy kosoa eo!matsiro be ny trandraka kah! hummmmm, miam! :-D:-D:wink:
17. fahamarinana ( 23/10/2008 05:24)
diams:
fa inona foana aza no nohaninareo tany dago tany akia

:arrow:efa homana sokatra,araignée,valala,voangory,ramanavy,lambo,samoana moa ilay toa kankana fotsy bobota kely iny...fa sokina ndray mbola tsy tafa.Maika trandraka komany be zany !!!Mety matavy beuhhh zao zany an ! (l)

18. diamondra27 ( 23/10/2008 15:29)
fahamarinana :-D :-D

zoara : hay va re e

vale , zoara: saotra am le fanazavana


tadidinareo moa le hira we: trandraka iraika natono o laninao reike , nalahelo lesabotsy nivadibadika tsy nihinana
Ambolenao randarako o ny titre

Ratovoary: tena mbola tsy nande tany atsimo fa refa mande any de tadidina io
19. ikaretsaka ( 25/10/2008 17:24)
tsara dia tsara ny sokona sy trandraka ... ohatran'ny henankisoa.. fa ny tsandraka ngladiglady kokoa
na izy atono na ritina...hmmmmmm
20. vale ( 26/10/2008 18:22)
diam: 2 rien, mazotooooo! :-D :-D :-D :-D :P :miam: :miam: :miam:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4768