Vary asiana sira

1. ainaheri ( 20/10/2008 04:50)
Ny olona aty ivelany refa mahandro vary dia asina sira fa oe matsatso hono,saika tsy nahalany aho nihinana voaloany tany aman'oul!! Iza no mbola mitazona ny nahandro gasy ,zany oe natiora ny fomba fahandroana azy?? Ary iza no efa nanandrana ilay misy sira? Nanao aona nandrapahazatra??
2. tslem ( 20/10/2008 06:27)
Raha zah aloha dia tena tsy tia an'izany asiana sira izany e,raha tsy hoe riz cantonnais angaha!
3. ni81 ( 20/10/2008 06:33)
Ny olona aty ivelany refa mahandro vary dia asina sira fa oe matsatso hono,saika tsy nahalany aho nihinana voaloany tany aman'oul!! Iza no mbola mitazona ny nahandro gasy ,zany oe natiora ny fomba fahandroana azy?? Ary iza no efa nanandrana ilay misy sira? Nanao aona nandrapahazatra??
Zà dia ny nahandro fanao mahazatra ihany no ataoko, raha tsy hoe riz cantonnais araka ny lazain'i tslem io angaha. Fa marina ihany aloha fa misy vary matsatso be aty, fa rehefa miaraka @ laoka dia manja foana e :lol: :lol:
4. vale ( 20/10/2008 07:08)
ainaheri:

Ny olona aty ivelany refa mahandro vary dia asina sira fa oe matsatso hono,saika tsy nahalany aho nihinana voaloany tany aman'oul!! Iza no mbola mitazona ny nahandro gasy ,zany oe natiora ny fomba fahandroana azy?? Ary iza no efa nanandrana ilay misy sira? Nanao aona nandrapahazatra??


zà alou tsy mbola nanandrana e, sady mety tsy ho tiko koa izany raha zah!
:lol: aleo izy natiora iny ihany kah!! hihi
5. chrystophe ( 20/10/2008 10:31)
za klongany efa nanao 'zany nahandro 'zany fa 'zao no nanaovako azy:
rehefa masaka tsara ny vary 'zay vao asiana sira kely,de avy eo 'ndray mbola asiana atody mifangaro aminy de am'zay le izy lasa soupe au riz .
(marihina fa vary soussoua no mety atao an'zany) mbola azo asiana fangarony maromaro arak'zay hitiavanao azy. :lol: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
6. simplex ( 20/10/2008 10:32)

mahabe tension :)
7. ainaheri ( 20/10/2008 10:47)
Raha riz cantonnais alou tsy maninn,fa raha oe vary tsotra zao asina sira; tsy lasa ka!! D nandé ny resaka zany oe maninn no asina sira ny vary nefa ny fangarony hoanina miaraka aminy efa misy sira?, D lazainy fa matsatso lotra hono lay vary :lol:
8. vale ( 20/10/2008 11:32)
:-D :-D :-D :-D ...raha riz cantonnais, ny paëlla sy ny risotto de tsy manin, ny soupe au riz koa, fa raha vary fotsy iny no asina sira tsy tiko kah!!!
9. sakaizakely ( 20/10/2008 12:03)
tena marina mits io ary mifandaka be ny fahazarana mampiady mpivady mitsiny :-D :-D :-D :-D

samy hafa tokoa ny tsirony misy sira sy matsatso, ny ahy tsy mampaninn ahy les 2

ny mahatonga an'io ny fahitako azy dia satria tsy tia manao kisaosisaosy votabia sy tongolo ry zareo sady tsy de misy rony ny laokany, de tondé re be fa matsatso ny vary, resaka sakafo andavanandro no resahiko fa tsy ny rosbif sy ny ris de veau be kenonkenona ireny an

ohatra hoe mihinana entrecôte sy vary, tsy misy sosy le hena fa endasina am dobera fotsiny, de tsy azoazo raha tsy asiana sira kou ny vary :roll: :roll: :roll:

io de hitako tsinin'ny fomba fihinana aty

refavy eo antitra kolesterol e, tansiô e, marary aby ny taova rehetra de miletra zao fanafody retraretra zao. Movez abitud alimantera aby zany

Fa sarotra be ny manova le fahazarana efa azondreo hatram fahakely :-o
10. Noue ( 20/10/2008 12:11)
simplex:


mahabe tension :)
fa tsy atao betsaka kosa eeee ! izaho aloha dia efa zatra mihinana vary misy sira eeeeee ! tsy mampaninona ahy mahintsiny io aaaaa! rehefa zatra koa ny ato an-trano tsy olana sady ny vadiko kosa aloha tsy mihinana raha tsy misy sira kely eeeee ! dia asiana dobera kely avy eo


11. ainaheri ( 20/10/2008 12:18)
sakaiza:
Fa sarotra be ny manova le fahazarana efa azondreo hatram fahakely


Zay alou ee!!! Ny ahy aleoko iany tsisy sira ka ,otrany hafa beu zany ilay tsiron'ilay vary klé
12. sakaizakely ( 20/10/2008 12:23)
dia asiana dobera kely avy eo


dain !!!
ko tsy vomé orera be tsy mahasalama noho ny saosy votabia ve le sira + dobera ? :{ :{ :{ :{ :{

ainaheri> Ka zay ka, nena tsy mampaninn ah ra za sy ny ankizy fotsiny, fa rehefa am hariva ohatra de votery manisy ihany fa manjary tsy minana izy de mampanahelo be le avy miasa iny :°)
zay no nanazarandRay sy reniny azy :°)
13. ainaheri ( 20/10/2008 12:56)
Vao maika tsy laniko ra mbola asina dobera klé ,raha tsy ovy izy ty kou hihihi
14. ainaheri ( 20/10/2008 13:13)
chrystophe:

za klongany efa nanao 'zany nahandro 'zany fa 'zao no nanaovako azy:
rehefa masaka tsara ny vary 'zay vao asiana sira kely,de avy eo 'ndray mbola asiana atody mifangaro aminy de am'zay le izy lasa soupe au riz .
(marihina fa vary soussoua no mety atao an'zany) mbola azo asiana fangarony maromaro arak'zay hitiavanao azy. :lol: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:


Soupe d riz,na kou oe tsôk(asa na io ny fanoratra azy) ampina salade vert,sy pain griller


15. sakaizakely ( 20/10/2008 13:14)
aina< na ovy aza ny tsy asiako dobera, za tsy te ho kibotaina aaaaaaaaaaaaaaaaaaaa
16. Noue ( 20/10/2008 14:23)
ainaheri:

Vao maika tsy laniko ra mbola asina dobera klé ,raha tsy ovy izy ty kou hihihi
ny ahy kosa aloha marina fa manisy sira aho aaaaa! fa ny vadiko no manisy dobera kely hoa aaaaa! ka izay ary no tiany hinanana azy dia akory atao eeee ???


17. zoara ( 20/10/2008 15:58)
mahavoan'ny hypertension.
zah koa mba efa nanandrana de tsy tiko,fa de nozariko tsikelikely ry zareo,ka na dobera aza de tsy ampiasainy intsony.
6à7 g par jour ny recommandation ny oms,kanefa hono ny mofo ny soda,sns d'efa misy qlq gramme de sel daholo.raha zah manokana de tsy mampiasa sira zany rehefa mahandro.cube de bouillon no ampiasaiko raha laoka misy sôsy ka arakaraky ny quantité ny ao anaty cocotte,1/4 na moitié na un cube fa tsy mihoatra kosa.fa raha laoka endy sy tono kosa de persil sy ail voatoto de maha sira laoka.andramo matetika fa rehefa zatra de mandeha ho azy.toy izany koa ny legume vapeur,@ voalohany matsatso be.
tsara ho an'ny fahasalamana sy bika!!!!!!
18. Noue ( 20/10/2008 19:23)
fa kely fotsiny hoa aaaa ! ka raha ny vadinao tsy tia raha tsy misy sira kely dia ahoana eeeee ? :-D :-D :-D dia manaraka fotsiny aho kooooo :-D :-D :-D
19. sakaizakely ( 20/10/2008 20:19)
zoara> ny reko indray dia 2g fotsiny oun no ilain'ny atidoha, ny ankoatrizay izany dia superflu fotsiny

laoka endy sy tono kosa de persil sy ail voatoto de maha sira laoka.


izay mits, fa hatendana doly no be (za kou anisany :-D :-D :-D)

rehefa tena dinihina ané ny fiainana de toa rendrarendra inutile no betsaka e, fa otra toa tsy mahataitra ny vaomieran'ny fahasalamana ilay izy satria benefisy be ho an'ny industries pharmaceutiques, de vola miditra ho an'ny an'ny fanjakana koa ny fanafody leran'ny oul marary avy eo kou, samy mahita tombotsoa ny andaniny sy ny ankilany :roll: :roll: :roll: :roll:

Noue> ka tsy misy manakana anao hanao vary mitokana ho azy kou, nga de voatery hanaraka ny ataony foana ? sady raha vao haingana koa ané ny fihinanandry sira miaraka aminy de mbola tsy de misy effet loatra fa tsy hoe efa 50 ans de mariage akory e ;-)
mbola misy fanafana ihany :-P
20. diamondra27 ( 21/10/2008 06:05)
ny ahy ny vary asiana sira tsy mampaninona ahy fa ilay asiana dobera ay ay ay iny no tena mankandoa ahy ry ainaheri a
tandremo sao de asiana dobera ny variko refa tonga any za :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4243