sambos!!!

1. gasyjean ( 11/10/2008 12:17)
Manahona daholo sao dia mba misy afako manoro ny fanmboarana patena Nem na Sambos rangah fa dia mba te hihinana aa nikaroka ihany fa tsy nahita ee. misaotra
novalian'i rurik ny 20/12/2008 17:59
2. ni81 ( 11/10/2008 12:21)
Mandehana eny @ magazay sinoa fa misy karazany any e!
3. rose4u ( 19/10/2008 10:24)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000atyahoo.co.in)forum.serasera.org
4. Ratoa ( 28/10/2008 14:52)
500gr farine
une tasse d'eau
du sel
1) afangaro ho tonga pâte tsy miraikitra @ tànana; izany hoe kely rano, somary enjana noho ny "pâte à pain"
2) velarina hanify tsara @ machine à pâte (made in Italy na vita sinoa)
ahodina @ N°7 aloha,
3) didio ho hanana largeur 3,5 cm environ
4) ahodino indray @ machine N°5, dia N°3, dia N°1
5) tapaho ho feuille de7cm na 8cm de long
6) osory menaka ny face iray
7) ampifanosony maromaro (couches de 5 à 7 feuilles)
8) afanao ny poêle efa nosoranao menaka kely dia kely
9) ataovy eo ny atontana pâte, avadio. Tandremo tsy ho maina fa tsymaintsy souple tsara (manao bulles izy)
10) saratsarao ny feuille fa ampifanaingao ihany
11) avalony ny zorony iray, sesefo farce, dia avalony ho tonga triangle
12) coller ho @ lafarine mifangaro rano, tonga ohatra ny ronono;
dia bon appétit
5. boga ( 07/11/2008 13:27)
mba andeha nandrana aho alo de hita eo zany e!
6. rurik ( 20/12/2008 17:57)
raha posible moa ny miantsena any @ sinoa reny de any misy paty efa vita kongele le izy de efa voatokana ho an'ny samosa , tsy be asa amizay , asan'ny kamo hi hi hi
7. rurik ( 20/12/2008 17:59)
boga:

mba andeha nandrana aho alo de hita eo zany e!



matsiro ry kala an ataovy anie e za de manao matetika ,
fa tsy manamboatra le famonosana an , iny za mividy efa vonona fa le atao ao anatiny no ataoko; ny ahy ataoko potikena sy poaro de asina epice kely matsiro an hummmmmmm
:-* :-* :-* :-* :-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1389