karatoa

1. tslem ( 09/10/2008 11:38)
Misy mba mahay ve hoe:ahoana kay ny fanaovana ireny karatoa ireny? ohatry ny mahatsiarotsiaro an'izany izao ny vava.
novalian'i rose4u ny 19/10/2008 10:26
2. fahamarinana ( 09/10/2008 11:59)
:arrow: tena mba tsy haiko akia,fa fantatro fontsiny hoe any amin'ny sinoa misy efa vita amin'ny sacht.Azo iafiana ihany aloha indrindra rehefa tsy mahay manao azy zay.Mba miandry re7 koa aho an.. :wink: (l)
3. Noue ( 09/10/2008 13:04)
tslem:

Misy mba mahay ve hoe:ahoana kay ny fanaovana ireny karatoa ireny? ohatry ny mahatsiarotsiaro an'izany izao ny vava.
tsara, eny, matsiro io fa kosa tandremo fa io no tena mahatonga ny olona voa n'ny cholestérol


:^) :^) :^) :^) :^) tena marina eeeeeeee :^) :^) :^) :^)
4. hery ( 09/10/2008 14:46)
fa tsy le lara-nkisoa reny fotsiny ve no endasina mandrapaha mafiny ? lol
5. tywa68 ( 09/10/2008 15:14)
Io voalazan'i Hery io hoe lard fotsny no atao zay hampitsonaka azy d lasa somary kila sy mafy, d zay ! vonona ny karatoa :miam: :miam:
6. sytl ( 09/10/2008 17:10)
d'efa vohay doly ny varavaran-kely fa setroka tsy setroka tsony !! :^) :@
7. ainaheri ( 09/10/2008 18:00)
sytl>> ra trano atoriana no lakozia alou d tsy lasa eee!!
Endasina androany d rapitso vô miverina matory ao :-D :-D :-D :-D
8. vale ( 09/10/2008 21:46)
sytl & ainaheri: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. zoukimi ( 10/10/2008 01:11)
Oditr' akoho le matavy be reny koa hono toa mety sady milay an!
10. fahamarinana ( 10/10/2008 03:12)
:arrow: mety ho matsiro marina ilay hoditr'akoho...fa mbola tsary nihinana an'izay hodiny fontsiny izay ndray aho.
ka ilay voalazan"ny hery mety fa ndraindray may be dia lasa tsy laitra hoanina fa mila mahay manao azy mba ho mikarepoka fa azo tsakoina.. (l)
11. Noue ( 10/10/2008 06:39)
fahamarinana:


ka ilay voalazan"ny hery mety fa ndraindray may be dia lasa tsy laitra hoanina fa mila mahay manao azy mba ho mikarepoka fa azo tsakoina.. (l)
confit no fanaovana azy fa tsy hendasina aaaaaaa
atao anaty menaka , atao difotry ny menaka ny lard dia atao faran'izay mora ny afo, somary ela ihany vao lasa karatoa ilay lard, mahareta eeeeee! tsy misy setroka io raha confit no hanaovana azy aaaaaaa


:/
12. ni81 ( 10/10/2008 06:43)
Oditr' akoho le matavy be reny koa hono toa mety sady milay an!
io koa no efa nataoko fa tsara. :)
13. tslem ( 10/10/2008 08:17)
dia ahoana ry ni no fanaovana azy,endasina mandrapahamafiny io ve? ny mampieritreritra ahy mantsy sao ho kila eo dia hivadika mangidy be,mba azavazavao kely oe raha azo atao? misaotra mialoha!

fahama:
fa fantatro fontsiny hoe any amin'ny sinoa misy efa vita amin'ny sacht.Azo iafiana ihany aloha indrindra rehefa tsy mahay manao azy zay


dia inona no fiantso azy eny @ sinoa izany akia?
14. fahamarinana ( 10/10/2008 08:24)
:arrow: marina raha haiko ry tslem fa ankizy efa nihinana no nanoro ahy.Sachet ngda be lavalava zay dia ohatran'ny carré kely presque transparent ilay izy sady vrac be no ao...tsy haiko izay tena anrany fa andraso fa rahampitso jereko dia apetrako eto.Asa ndray nefa raha karatoa kisoa na akoho fa lasa ihany ny eritreritro maheno io voalza ery ambony io.
ni :mba liana koa aho akia aheno ny fanaovana azy a
noue :mbola tsy hitako ilay fanaovana azy hoe confit,mila hitako manao azy vao mety ho haiko.. :-D (l)
15. tslem ( 10/10/2008 08:46)
fahama >>> dia miandry zah zany
noue >>> fa inona aloha ilay hoe confit fa tena tsy haiko marina e,aza memezana ah an! sa friteuse?
16. ni81 ( 10/10/2008 09:32)
dia ahoana ry ni no fanaovana azy,endasina mandrapahamafiny io ve? ny mampieritreritra ahy mantsy sao ho kila eo dia hivadika mangidy be,mba azavazavao kely oe raha azo atao? misaotra mialoha!
asiana menaka kely dia endasina eo minitra vitsivitsy, dia mikarepodrepoka tsara mihitsy izy avy eo :miam: :miam: :miam:
17. Noue ( 10/10/2008 09:36)
tslem:

noue >>> fa inona aloha ilay hoe confit fa tena tsy haiko marina e,aza memezana ah an! sa friteuse?
tsy friteuse io ka! fa ny atao hoe confit hoa dia atao anaty lapoaly ny menaka na vilany no tena tsara hanaovana azy aaaaaaa ! dia hasiana menaka fa atao betsaka. Atao difotry ny menaka hoa ny lard dia handrahoana atao kely dia kely ny afo fa tsy mafy be io aaaaa! manjary manendy ianao raha ataonao mafy ny afo eeee

fa atao mora kely nyafo , difitry ny menaka ny lard dia miandry ny ahalasanany ho karatoa sisa hoa eeee

tsy misy setroka raha io fomba confit io no hanaovanao azy


:)
18. fahamarinana ( 10/10/2008 10:55)
:arrow: ok,merci e,tena vaovao amiko zay fahandro zay.. (l)
19. Noue ( 10/10/2008 12:47)
ni81:

asiana menaka kely dia endasina eo minitra vitsivitsy, dia mikarepodrepoka tsara mihitsy izy avy eo :miam: :miam: :miam:
manendy io aaaa ! dia lasa masaka ainga be ny karatoa dia tsy afaka tsara ny menaka fonosiny hoa eeee


20. rose4u ( 19/10/2008 10:26)
HELLO
I AM Rose IN SEARCH OF A MAN WHO UNDERSTANDS THE MEANING OF LOVE AS TRUST AND FAITH IN EACH OTHER RATHER THAN ONE WHO SEES LOVE AS ONLY A WAY OF FUN BUT A MATURE MAN WITH NICE VISSION OF WHAT THE WORLD IS ALL ABOUT AND AFTER READING YOUR PROFILE I TOOK INTEREST IN YOU SO REPLY TO ME WITH THE (roselove42000@yahoo.co.in)forum.serasera.org
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6629