Asa ve ny makorelina?

21. ikaretsaka ( 24/09/2008 18:26)
amikoa aloha rehefa misy vola mandehandeha de asa e
fa ny manavaka ny metier @ profession no tsy de haiko loatra
novalian'i ssendra ny 01/09/2010 17:38
22. ari.malala ( 25/09/2008 08:35)
xxx:

Betsaka ny makorelina omena asa fa tsy mety intsony satria efa zatra ilay vola facile.



ie marina mintsy zany :)
23. tsiambaratelo ( 25/09/2008 10:32)
xxx:
Raha atao ankaterena dia tsy asa izany fa terivozona Raha sitrapon\'ilay vhv na lhl kosa dia sady asa no fialamboly no sady adalana miaro tsinjaka:) Betsaka ny makorelina omena asa fa tsy mety intsony satria efa zatra ilay vola facile.
Vola facile tokou fa mety hanaraka ambakany ainy,teny 67ha nisy sipa mpivaron-tena,fantany manodidina,laibalaibany iany izy,namako lay dokotera nitantara.Nalainilay bandy client ny daholo wé ny entana rehetra valeureux tao aminy,sady nodorany t@ asidra ny fivavianilay sipa.Avotra iany lay sipa raha ny filazany lay dokotera satria voatsabo haingana!Efa ela zany hono le bandy io no te iaraka t@lay sipa de tsy nekeny satry namany be,de farany nentiny tany an-trano fa wé namana,t@fahatongavany fanintelony de nanaovany ny habibiny.Lay dokotera tena niteny t@lay sipa mintsy hono wé,omeny asa birao refa sitrana fa toa tsy henohenony tsony wé nanao aona ny tohiny. :-w:-w:-w
24. arialy ( 08/10/2008 11:46)
tsiambaratelo
25. Noue ( 08/10/2008 15:27)
xxx:

Betsaka ny makorelina omena asa fa tsy mety intsony satria efa zatra ilay vola facile.
ka asa io ko


:^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D
26. gabidemony ( 17/01/2009 18:16)
Ilay zavatra ataonao iasan'ny vatana (mety handreraka ny vatana,ny saina eny mety hatramin'ny fanahy aza tsy maninona...) na vokatry ny fo-nao na tsy ,na ankaterena na tsy no atao hoe asa na andraisanao vola na tsy.
oh:manasa vilia ianao kanjo niantso ny namanao fa hande hivoaka ianareo,mamaly ianao hoe"andraso vetivety letsy fa mbola manao zavatra za ato , mbola misy asa kely tsy maintsy ataoko zay ato."
Ka noho izany asa ve ny makorelila?

Amiko Asa ny makorelina toy ny asa rehetra rehetra io.
Fa ny sasany no menatra misokajy an'io ho asa.Misy ny sasany fa hoe ireo ze te tsy hisasatra te hahazo vola facile no manao an'io ,nefa diso izany amiko
eny na de hoe sady mahazo vola no mahazo fahafinaretana ireny
satry mety hoe ankaterena ny azy sady tsy mahay mamakiteny sy manoratra ohatra de asa inona no ataony @ zao taona misy antsika izao.

Matetika mantsy ireny olona ireny le avy any ambanivohitra niakatra ville de diso lalana ka tany no sisa niafarana.
Ao koa le olona mpiavy reny jereo le aty italie reny ohatra tsy mahita asa atao izy nefa tsy maintsy mihinana sy matory de any no iafarana.

ka ireny mazava ho azy fa òtran'ny asa rehetra oà misy en règle de misy ny en noire.
27. irolakely ( 01/09/2010 12:45)

ny atsemboan'ny tavanao no inananao hanina donc zany asa io satri reraka ry zareo ref miasa !! : (((
28. ssendra ( 01/09/2010 17:38)

irolakely:


ny atsemboan'ny tavanao no inananao hanina donc zany asa io satri reraka ry zareo ref miasa !! : (((
hihihihih!!
29. haja8 ( 13/08/2017 12:32)

ssendra:


irolakely:


ny atsemboan'ny tavanao no inananao hanina donc zany asa io satri reraka ry zareo ref miasa !! : (((
hihihihih!!


Ny atsembohan'ny divonao sy ny rifonao no hinananao HAHAHAHAHAHA
30. vivaldi18 ( 23/07/2018 06:03)
Ewa fa lay iz asa ratsy!Ewa fa lay iz asa ratsy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1988