Tain'alika!!!!!! Mety ilay hevitra raha maka tahaka lafratsa

1. ainaheri ( 21/09/2008 18:35)
Nahita hevitra ny mpikaroka ao Israël fa ny alika rehetra d tsy maintsy mandalo Veto doli,refa tonga any d alaina ny ADN-ny,mba iadiana ny tain'alika etsy sy eroa!!
Milay kosa ilay hvtr an,ny tiko zany mba haka tahaka i Paris ,refa mba mankao zany enao aoka fotsiny,misafidy ianao potô sa hanitsaka tain'alika lol!!! :wink:
2. Noue ( 21/09/2008 19:08)
tain'alika avy ve dia hiadivana sy handaniana vola be tahak'izao ? :^) :^) :^)
3. ainaheri ( 22/09/2008 04:44)
Marina alou fa fandaniam-bola ilay izy ee,kanefa refa mahita an'ilay tain'alika vao mandeha ny fikarohana,ka @ iny no andohavan'ny tompony lamandy§§§Refa te hanana ny tsara kosa aleo mikipy kely klé,manimba maso ihany ané mahita tain'alika mitoko etsy mitoko ery ee!! :lol: :lol:
4. karinah ( 22/09/2008 11:26)
zà aloha anisan'ny tezitra mihintsy am reny tain'alika etsy sy eroa ireny e! indrindra fa le eny akaiky zaridaina eny, tena hummmmm, ny ankizikely milalao eo de iny fa avy le tompon'alika tsy menatra akory mampanao maloto le alikany eny! tena :twisted: .. :lol:
5. kelly13 ( 22/09/2008 11:41)
ny aty aminay nefa d mba efa civik ny tompon'alika fa manana sachet fôna handraofana le maloto! ny pipi iany no tsy mbola misy solution! quoique misy passerelle izay d misy ôtran'ny karazana litiere ireny natao hipipizan'ny alika, ms bon
6. ainaheri ( 22/09/2008 12:14)
Ny aty aminay kou tsy d ahitana firy,....Ié tena tsisy saina marina le mampamely ny alika eny @ gazô reny an,Ny ao paris no tena tsy laitra sasatra enao mijery faladia-kiraro lol,ndrindra mou refa mitondra mody zay,any antrano lery vô manentoento :twisted: :evil:
7. sakaizakely ( 22/09/2008 12:16)
tokony atao an zay mits, nefa lafobe ilay teshnika ry ainaheri a, de ny vahoaka majinika ihany no iharitra ny sarany fa voatery tsy maintsy ampitomboina ny hetra andoavana azy
8. ainaheri ( 23/09/2008 04:40)
petitesakaiza>> Izay kosa alou ny tsininy kely ee,nefa aleo mamoaka ampaosy kely toy zay mitondra mody klé :lol: :D
9. rakapy ( 28/10/2008 18:26)
Mamokara couche ho an'ny amboa hoatra ny any Vohitramboa fa mety ho business tsara any Paris io!!!
10. ikaretsaka ( 28/10/2008 20:18)
za vo saika hiteny hoe bizna be sady handeha kokoa ny couchen'alika @ izany
11. tsipolitra ( 01/11/2008 03:31)
:( ny ankamaroan'ny malagasy anie mbola tsy tena mahakarakara biby indrindra ny aliaka e fa mijanona fotsiny ho mpiambina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2183