Film tsisy ilana azy

1. simplex ( 20/09/2008 21:21)

Sady lalao ihany ity no resaka sarimihetsika:

Ndao samy hilaza ny film nahakamo ny nijery azy, genre tsy hita izay tena fotony, tsy tsara otran'ny nieritreretana azy, refa tsy mamely ee.

Atomboko:

* 300
ilay misy resaka spartan spartan sy archelian iny

za aloha tena tia an'le film resaka moyen age, sy miadiady @ sabatra sy lefona otran'ireny hoe seigneur des anneaux, kingdom of heaven , Troy, conan sns ireny fa ity iray ity dia adiady tsisy fotony mintsy :)

hoavy ny manaraka fa anareo ny sehatra :P
novalian'i Papoose ny 29/10/2008 22:37
2. lemenakely ( 21/09/2008 12:10)
simplex:


Sady lalao ihany ity no resaka sarimihetsika:

Ndao samy hilaza ny film nahakamo ny nijery azy, genre tsy hita izay tena fotony, tsy tsara otran'ny nieritreretana azy, refa tsy mamely ee.

Atomboko:

* 300
ilay misy resaka spartan spartan sy archelian iny

za aloha tena tia an'le film resaka moyen age, sy miadiady @ sabatra sy lefona otran'ireny hoe seigneur des anneaux, kingdom of heaven , Troy, conan sns ireny fa ity iray ity dia adiady tsisy fotony mintsy :)

hoavy ny manaraka fa anareo ny sehatra :P



"un singe en hiver" izay nolalaovin i JP BELMONDO dia hitako film tsy misy ilàna azy de A à Z



3. kelly13 ( 21/09/2008 13:22)
heatman berk berk berk
4. xxx ( 21/09/2008 13:41)
lé film 300 kosa kalou tsy de mampnaninona anaha eh !

fa lé film "les uns et les autres" kay ! kay ! kay ! durée 3h05 fa à peine we 45mn de efa iny zah no lasa :{ :{ :{ :-D :-D :-D :-D
5. simplex ( 21/09/2008 17:44)

nena alou ra vao frantsay dia efa tsy eritreretiko akory eee. Taxi ihany no mba nilay fa ny ankoatr'zay dia eee, resaka mamonamonaina be doly :lol: :lol:

Misy an'izay hoe "30 jours de nuits" izay ndray za efa nanatena be hoe orera masaka be ity, vonona ny hatahotra mintsy fa tsssssssssssss. Niandry ka niandry ka niandry fa eeeeeee oreran-jazakely ngamba no noeritreretin'zala :roll: kivy mintsy ah :evil:
6. Noue ( 21/09/2008 17:53)
ny ahy indray ilay film HITMAN :evil: :evil: :^) :^) :^) tena kiriko aho eeeee

dia x-files regeneration zany no atao hoe film à c :^) :^) :^) :^)
7. Papoose ( 21/09/2008 20:11)
asa nareo na efa nahita ilay hoe "Duel" fa fiara roa h@ voalohany ka zisky farany!!!
8. sakaizakely ( 21/09/2008 20:25)
simplex:
nena alou ra vao frantsay dia efa tsy eritreretiko akory eee.


arakarak'izay andrasanao am lay tantara koa no ahitanao intérêt aminy ka. Za de tena mpankafy film frantsay, ny antony dia ahitako sensibilité betsaka sy mampihetsimpo kokoa, mampiasa saina, matetika ny rapport à l'humain no tena traiter-n'ireny films ireny, fa io dia samy manana ny tiany

simplex:
Taxi ihany no mba nilay

satria film d'action ve ??? de hoe milay ???
zay no tinao, de everinao fa milay
samy manana ny tiany io, za tsy dia tia ireny film d'action avec violence gratuite ireny, du prêt-à-penser, je trouve ça tellement débile, fa azoko antsaina ny antony mety itiavan'ny sasany azy

Bedabe ny film frantsay tsara ka, ny an'i Cedric Klapish tiako aby aby : Un air de famille, peut-être, Péril jeune, l'Auberge espagnol, les poupées russes...
Bacri-Jaoui-Daroussin Cuisine et dépendance, on connaît la chanson, le goût des autres, qui plume la lune, marie jo et ses deux amours... Bobaka be tsy ary tanisaina ny film frantsay tsara fa alalino kely fotsiny ;-)

Entre pa iny, fa raha hoe ny film tsisy ilàvana azy, na marimarina kokoa hoe film tsy mifanaraka amiko ohatra hoe Seven, atranga eo aby ze orêra maharikoriko be izao, tsy hitako ny intérêt mampiseho na mitantara horera, à croire que c'est orgasmisque ho an'ny sasany :{ :{ :{ :{
9. ratonga ( 21/09/2008 21:35)
tsy mlay ranga ny films frantsay, ny acteurs amizay nôfa b daôlo :°) zah kosa alou tsy mba andany vola hijery an'ireo lazain'i petitesakaiza ireo, efa notéléchargéko daholo reo fa tena tsy misy vitako hatramin'ny farany ny nijery azy :°) :-P
lé ch'ty ch'ty iny zao teny ambony aviô no nahitako azy, fa ra tsy teny zah tsy mba nijery an'iny akory, nôfa zany ra tatara dé gaga ah wé iny no film b pijery drindra an-frantsay
10. diamondra27 ( 21/09/2008 21:40)
diner de con koa ve tsy tianareo :-D :-D
11. booboo ( 22/09/2008 11:39)
ny ahy ilay Titanic iny tsy hitako mihitsy izay ilana azy sady eeeeeeeeeela vô vita pffffiouuuuuuuuuu ! rehefa eo @ ilay sambo manomboka gli iny dia laozako manisa ny olona mianjera anaty rano fotsiny....

12. tywa68 ( 22/09/2008 14:25)
Ny ahy koa ny film frantsay tsy d voako ! ilay ch'tis aloha nampiomehy kely fa tsy hoe ho jerena impiry akory !

Miombokevitra @i booboo : Titanic film lava be nefa ts d mankaiza : betsaka no tia azy ary niverimberina nijery mihitsy ! mahavariana...
13. vegas ( 22/09/2008 15:49)
Papoose:
asa nareo na efa nahita ilay hoe "Duel" fa fiara roa h@ voalohany ka zisky farany!!!

Aza atao anizany kosa fa milay iny film iny. Mampitaintaina ziska la fin. Ny mozika, ny ambiansy, ny mise en scene ... ao tsara daolo.

Ny ahy ndray ny film gasy misy an'i VOLATIANA rehetra de tsisy ilavana azy daolo.
Be resaka fotsiny fa tsy hita oe inona ny tena tantara misongadina. Zesta fotsiny no bedebe.
14. Noue ( 22/09/2008 15:55)
tywa68:

Miombokevitra @i booboo : Titanic film lava be nefa ts d mankaiza : betsaka no tia azy ary niverimberina nijery mihitsy ! mahavariana...
izaho aloha dia anisan'y tena tia io film titanic io eee ! asa efa im-piry zay no hitako ?


:-D :-D :-D :-D :-D :-D

lava ilay izy fa raha manaraka tsara ny tena fandehan'ny tantara , raha izaho aloha aaa dia tena tiako eeee ! rehefa jerena @ grand ecran koa vao maika tsara be :) :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^)
15. Noue ( 22/09/2008 16:04)
Titanic , maharitra 4h35mn , nahazo 11 oscars :^) :^) :^) :^)
16. simplex ( 22/09/2008 18:31)

titanic ndray in-1 mijery ihany no fun fa ra vao mihoatra an'zay dia lasa devoara be :)

sakaiza,
marina aloha zay eee.
Ny an'i toi zany ilay tantaram-piainana "fianakaviana sambatra" ireny no tena miady @ piesin'i toi :P

Aza misy tezitra @ ity manaraka ity an:
fa ilay film la passsion du christ nataon'i ra-mel Gibson koa tena manirikiry be :°)
le tantara aloha mahaliana (bien q efa hay tsianjery satria efa isan-kalahady zao ve misy rediffusion ana-episode 1 @ vaki-teny any ampiangonana) fa ny ilay voatery mamaky sous-titra no tena tsssssssssssssss :roll:

:* :*
17. ssendra ( 22/09/2008 19:32)
izaho koa aloha dia nankafy fa indray mijery ihan dia ampy fa i pretty woman no efa nojereko inefatra tiko foana :°)
richarg gere mitsy no tiko jerena foana :-D
18. xxx ( 22/09/2008 20:00)
zah mbola tsy nahita Titanic fa tonga d tsy tiko kou zany , kay film tsisy ilavana azy :p

Simp, ny be fahotana oa hafa ihany :b:b:b
19. kelly13 ( 23/09/2008 09:22)
miresaka io passion du christ io simplex fa mba ni telecharge azy ny tenanay oa, fa sady mitsingoloka le tatara no misy io sous titrage io! d naleo nilamina :-D

destination finale kou tsy tiko, d american pie dain
20. ratonga ( 23/09/2008 09:38)
banlieue13 ko nôfa bé :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5386