polo 3 diesel

1. arn ( 12/09/2008 08:50)
sao mba afaka manoro mpivarotra enareo fa mitady plage arrièren-na polo 3 zà fa orera be ny anay e, de
novalian'i Ralay ny 12/09/2008 16:25
2. Ralay ( 12/09/2008 16:25)
Fa aiza no misy anao aloha fa mety ho betsaka ny azo ahitàna an'izany raha toa ka tsy any dago. Raha any dago indray dia any @ concessionaire no mety ahitanao an'io dia mazotoa mitady eny @ casse na broc e! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4051