exportateur akotran'ny WALEX

1. wawa ( 09/09/2008 19:31)
Salama daholo ve?
Mbola misy pandefa fiara akotran'i Walexport ve eto an tanana?
Nahare aho mantsy hoe mbola misy any Panam any sady mora no i Walex.
Ka raha misy mahafantatra dia mba zarao e!
Merci
novalian'i bazylou ny 06/03/2009 11:35
2. bazylou ( 06/03/2009 11:35)
ity misy 1, rojo import export, 06 42 85 76 26
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3387