fianarana solfa

1. xxx ( 22/08/2008 07:17)
mahay solfege kely aho mba tiako ny fifandraiasan @ solfa,
( ny gamme @ solfa ohatra )
2. Lejoba ( 22/08/2008 14:46)
@ manaraka ity valiako fa mbola be atao aho izao
OK 8O
3. xxx ( 22/08/2008 16:43)
de misaotra mialoha tompoko
4. tsidina ( 22/08/2008 19:13)
Zah indray dia tena maniry hahay solfa fa dia zero zah , tsy mba misy mozika haiko mihitsy , nefa tiko be le hahay mitendry orge ireny.
Kanefa dia lafo be le mianatra cours reny aty. Mety hahay ve zah raha mampianatra vatana e?
Raha misy afaka manoro hevitra dia omeo.
5. fahamarinana ( 24/08/2008 15:27)
:arrow: ilay solfà ve tsy ny gasy ihany no mampiasa an'izy io e? samihafa ihany manko ny solfà sy solfege na ny fanoratra note aza toa samihafa ny fipetraky ny note....sa?
tsidina:
Kanefa dia lafo be le mianatra cours reny aty

:arrow: raha solfege aloha,raha aty frantsa dia any amin'ny conservatoire no azoazo ny fidirana sady aloha une fois ny année,ny privé ndray somary lafo kokoa fa raha matanjaka ara-bola moa maninona ?
tsidina:
Mety hahay ve zah raha mampianatra vatana e

:arrow:mila mahay ny base-ny note angambany aloha kosa fa rahavao manomboka toa ho mazana ihany... :( (l)
6. istraky ( 25/08/2008 07:05)
Za koa 'reto mba te hahay !
Ny solfège ve tsy lé lazaina hoe "tain-dalitra e !" ? za moa mahay ihany fa efa nianatra tao amin'ny CNEM!

Fa lé Solfa tsy haiko mitsy ny mamaky azy soa dé mba mahita "Site" mikasika an'io nareo ??
7. sarobidy ( 25/08/2008 11:03)
Inona re no azoko anampina ato e :-w

Ny solfa tsy sarotra, ny sofina no mila mihaino tsara, tsy hay fanazavana ilay izy raha atao an-tsoratra satria misy feony ny naoty tsirairay de sarotra be.
Soso-kevitra omeko an'izay tena tia sy te hianatra hahay solfa dé midira Chorale any amzay misy anao any fa hanampy anao bebe kokou zany.
Mila tinao ilay izy vao ho hainao fa sarotra be ny hoe te hahay a nefa enao aza tsy tia karokaroka akory. Tsy mbola nahita site web aho fa izay soso-kevitra nomeko izay no araho fa ho hitanao fa ho mora aminao ny hahay azy avy eo satria...
Satria, ny hira rehetra any am Chorale dia matetika tsy maintsy atomboka am Solfa ny fianarana azy. De raha mianatra hira maromaro am Solfa maromaro ianao dé hohainao vetivety hoe ny do dia do ihany ny re dia re ihany...Zany hoe mitovy daholo ny feon'ny d r m f s l t d' na inona na inona hira hiraina fa ny clé-ny fotsn no samy hafa de mampiady an'izay fotsiny enao.
Tsy sarotra amnao ny hahay zava-maneno(na inona na inona) raha mahay mihaino sy manaraka naoty enao.

Zay ngamba no kely azoko nambara fa dé mazotoa dé mahereza e!
8. ni81 ( 25/08/2008 11:13)

ary ahoana ireny olona tsy mahay miditra @ clé tokony hidirana ireny? Inona no tokony ho ataony? Ohatra ny clé C, dia ny oul mihira @ iny clé iny, fa ilay tsy mahay miditra @ clé hafa noho io.
9. fahamarinana ( 25/08/2008 12:58)
:arrow: ni : ny Mpiara-miangona aminay sahala amin'io lazain'ny ni io dia sahirana ilay mpitendry satria mi-s 'adapte amin'ny ton raisin'ny olona eo.Ny clown fontsiny dia mba mamadika ireny hira ao anaty fihirana ireny zahay ho atao feon-kira fontsiny ,indrindra ireny hira taloha ireny dia izay vao hitanay hoe kay tsy manaraka solfà tokoa fa mihira arak'izay hitakitany eo,hita be hoe tsy mitovy ny sasany amin'ny note e..
sarobidy :zà manao chorale fa hitanao,chorale efa zokinjokiny dia tsy manao solfà fa adinà k7 no henoina sy hianarana azy.Hihomehy zao nareo an !!!Fa rehefa mandray anjara amin'ny choralie régional sy national zahay dia tsy maintsy mianatra solfà miaraka amin'ny hafa eo.Mora azo tokoa aloha indrindra hoe manao foana dia voatana ny feony note rehetra...
Misy boky 2 zay novidiko tany dago miresaka solfà io sy fianarana azy fa tena sarotra tokoa e...raha misy mahita site tokoa dia mba tiako ihany koa..
istraky :ié,solfege ilay tain-dalitra ianarana aty ivelany.Ary ny cnem any amintsika koa mampianatra solfà raha tsy diso aho fa hanontanio ho an'ireo any dago.Ny olana manko raha mba te hitendry ireny hira fiderana ireny dia toa solfà daholo fa tsy solfege no hanaovandry zareo azy..
Hanararaotra ity diniky xxx ity aho aloha fa azafady ,ireny kalon'ny fahiny ireny ve ry reto misy nadika solfà sa tsy misy ? misy mba te hianatra mafy manko ato aminay ato.Misaotra mialoha amin'izay afaka manome infos...:) (l)
10. ni81 ( 25/08/2008 13:07)
Tsy solfa ity kanefa sao mba mahaliana anareo ihany

http://www.youtube.com/watch?v=fvkhHHaWzEM
11. ni81 ( 26/08/2008 11:56)
fahamarinana : :) Jereo ao dia henoy ange ilay hira e! Sahala @ ilay feon'olona sasany ao ilay tiako nolazaina tery ambony hoe misy olona tena tsy mahay manaraka ny clé an'ilay hira mihitsy fa dia hoe mihira fé mihira fotsiny.
http://fr.youtube.com/watch?v=scPuLjHvCQM&feature=related
12. fahamarinana ( 26/08/2008 12:46)
:arrow: ni81 : :-D :-D ary voatanany tsara ilay izy na décalé aza an,mahavariana...nisy olona ohatran'io tao aminay fa sarotra be ny nampianatra azy fa nahay ihany nony farany,à force ilay mamerina foana angambany (l)
13. sarobidy ( 28/08/2008 11:37)
fahamarinana: manao routin' no fiantso an'zany adklénareo zany!Na eto dago aza nge misy ny chorale mbola manao an'zany e, fa raha ny tena tokony ho izy de miainga am solfa daholo ny hira hiraina sy hianarana ho an'ny antoko mpihira.

Tsy aiko aloha na izaho no tia an'le mozika lôtra de mety izaho no tsy mahita fahasarotana amin'ilay izy fa ezaka avy ao anatin'ny tsirairay iany no fahitako ny mahamora sy mahasarotra ny mianatra azy. Raha misy zavatra anankiray tena tina, matetika tsy maelàna mihisty izy reny raha tsy hay.

Ny fangalàna clé, tsy maintsy atao fôna isaky ny hihira. Na chorale enao na tsy chorale, na mpitendry enao na tsia...tsy maintsy fantarina aloha ny clé vao taritina lé hira sinon mivalana na mibolila any am tsy tokony ho izy.

Matetika ny mpitendry no tena mampiasa tain-dalitra fa indraindray iany vo mampiasa anreny ny mpihira.

De lé fanontanina nataon'i fahamarinana tam istrak teo hoe misy nadika solfa ve reny kalon'ny fahiny reny? Ezahiko ho valina arakzay mba kely haiko sao mba mety aminao iany:

Ny hira rehetra azo adika solfa daolo satria ny solfa de soratra natao hamakiana ny feon'ny hira anankiray. Fa raha tinao sy irinao marina, de omeo ahy ny hira tedavinao am kalon'ny fahiny hoe hiran'iza sy hiran'iza de raha haiko ilay hira de hadikako aminao ny solfa-ny.

Bref, rehefa tena tina marina ny hahay azy de ny fitiavana azy no lakilé ngeza be. Ny ahy rehefa misy zavatra tiko tena tiko tena tiko ka tsy haiko de tsy maintsy mitady tt moyen a ahaizako an'iny...sao mba mety aminao :D ^:^
14. rinahandrianjakatiana ( 19/09/2019 13:17)
mba mangataka torohevitra ny fianarana solfa fa efa 5 taona zah no mpikambana tao chorale fa ty mety mahay mihintsy nefa tena tiako le izy.mba andefaso fianarana solfa miaraka aminy feo ny tenako izay mba afaka manome.misaotra indrindra
15. rinahandrianjakatiana ( 19/09/2019 13:20)
mba mangataka torohevitra ny fianarana solfa fa efa 5 taona zah no mpikambana tao chorale fa ty mety mahay mihintsy nefa tena tiako le izy.mba andefaso fianarana solfa miaraka aminy feo ny tenako izay mba afaka manome.misaotra indrindra
16. rinahandrianjakatiana ( 19/09/2019 13:22)
mba mangataka torohevitra ny fianarana solfa fa efa 5 taona zah no mpikambana tao chorale fa ty mety mahay mihintsy nefa tena tiako le izy.mba andefaso fianarana solfa miaraka aminy feo ny tenako izay mba afaka manome.misaotra indrindra
17. rinahandrianjakatiana ( 19/09/2019 13:23)
mba mangataka torohevitra ny fianarana solfa fa efa 5 taona zah no mpikambana tao chorale fa ty mety mahay mihintsy nefa tena tiako le izy.mba andefaso fianarana solfa miaraka aminy feo ny tenako izay mba afaka manome.misaotra indrindra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.306