You are here: home> Forum

Fihaonana namana serasera ao Roma - Andro voalohany.

Lohahevitra : Fety sy fihaonana
Fitohizan'ny hafatra : Fihaonana namana serasera ao Roma - Andro voalohany.
Valiny : 20
Pejy:  1 2 > 
ikalamako - 15/08/2008 00:58
Tonga ihany ilay andro e !
Iza daholo no namaly "izaho izay" tamin'ny vaky lapelina androany ?

Avy eto an-toerana :
- angie ombam-bady, mpikarakara be fandavantena sy zotom-po (merci njy)
- sefo hery
- mbaliana
- ikalamako ombam-bady aman-janaka
- lolita24, hajalalaina
ary tao koa ireo namana monina eto Roma faly nihaona sy nikorana na tsy mpiserasera aza : Parfait, Eva, Roger, Mamie, Sandra,

Dia tao ireo namana avy any Frantsa :
- ds ombam-bady aman-janaka
- lanto
- rakaroka ombam-bady aman-janaka
- Eric, Lova

Dia http://www.slide.com/r/OMIWNFRL4z8YhoVaWpEqY-eJtvgi3VV6?previous_view=lt_embedded_url izany ny sary nalaina androany.

Lavà andro iainanana daholo e !
Valio | Miverina eny ambony
lazounet - 15/08/2008 02:00
Dia mirary fihaonana sambatra é! :oops:
Valio | Miverina eny ambony
lazounet - 15/08/2008 02:00
Voarain'Ikalamako ve ilay MP3 précédé de speech?
Valio | Miverina eny ambony
rakaroka - 15/08/2008 07:59
Dia faly tonga ety Roma Mafana ny aty an ...
Dia nihinana gilasy.
Ny gasy e

:-D :-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 15/08/2008 08:06
ahoana tsara hoe ny anaran'ny ilay fivarotana gilasy teo fa tsy tadidiko tsony
merci tam sary de manaova vacs milay aby aby e! tsy afaka atao lebebe koko ve ny sary???? :°)
Valio | Miverina eny ambony
ikalamako - 15/08/2008 08:20
fasaly : eo ankavanan'ilay slide misy hoe "original view" dia iny klikena dia mivoaka mazava tsara izy http://www.slide.com/r/KEbK5vVM4z-oYm7Dl9W2zZ_v9s3ESaXI?view=original
shh, tsy azo natao ny tsy hihinana glasy na dia ny hijery sy hamaky ny fivarotana azy fotsiny ihany aza :-D :-D :-D
lazou : voaray 5/5 fa OK dia misaotra e.
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 15/08/2008 08:22
ka inona wa ilay anaran'ilay mpivaorttra gilasy fa tsy tadidi? :^)
Valio | Miverina eny ambony
mbaliana - 15/08/2008 09:01
fasaly> gelateria fa aza manao fitetika be eo e... zavatra hafa leankiray iryyyy :-D :-D :-D :-D
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 15/08/2008 09:09
mbaliana: ka avereno soratana eto fa tsy tadidiko wa ky kou! mariné!
raha averindry soratana eto zô de mbô otran'ny any ery aho :°) :wink:
ary ampio ny sary fa ttssssss :-D
Valio | Miverina eny ambony
Ralay - 15/08/2008 09:42
Miarahaba anareo tongasoa any >Roma< dia miaraka aminareo an'eritreritra @ izay atao rehetra any e indrindra rehefa mahita ny sary.
Valio | Miverina eny ambony
lazounet - 15/08/2008 10:43
fasaly
mbaliana: ka avereno soratana eto fa tsy tadidiko wa ky kou! mariné!
raha averindry soratana eto zô de mbô otran'ny any ery aho :°) :wink:
ary ampio ny sary fa ttssssss :-D



zah mbola tsy tany nefa zah mahalala : bbt gelati
Valio | Miverina eny ambony
fasaly - 15/08/2008 12:07
merci lazout zay lay izy! :°)
Valio | Miverina eny ambony
ftma - 15/08/2008 12:17
manaovana fety sambatra daholo e miandry ny sary hafa :wink:
mbaliana: de mihinandrery tsy manasa akory njy
lanto: hay lasa ihany de tsy niteniteny an
Valio | Miverina eny ambony
titihh - 15/08/2008 13:04
grrr fa tena mafana lôtra aty klé :p mdrrrrrrrrrr
Valio | Miverina eny ambony
Angie - 15/08/2008 13:15
oay o
misy surprise milay be foana kou izy zany

titih> mafana be mintriny an

ZAy tsy nandeha ihany no maty antoka koa, mbola ho avy eo ny tohiny fa zaop alou vao avy nanao tour ka reraka

mi kiss dia ampy zay kissable alou
Valio | Miverina eny ambony
ds - 15/08/2008 13:28
Misaotra anareo Namana eto ROma, fa sady gasy no manja e.
Asakasakareo izay tsy tonga...
Valio | Miverina eny ambony
Angie - 15/08/2008 17:31
oups misy vazaha gasy kosa mba membre ny namana e

misy surprise milay be tonga koa an mianjy ny hafa hanaraka ny diany e ho avy eo ihany ny sariny.

Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 15/08/2008 23:36
mmhh mahafinaritra tokoa izy izany ann, mahazahoa fahafinaretana daholo ianareo any izany e!!!, izahay tsy tafa moa dia mionona @ sary avy any ihany e!!!!
Valio | Miverina eny ambony
glou - 16/08/2008 09:59
milay be le sary eh, de miandry ny manaraka!!!
Valio | Miverina eny ambony
ravatorano - 19/08/2008 07:25
sary zany sisa jerena ho anay tsy tafa e !
mafnaritra e
d isaorana ny naman serasera point org nampifandray antsika menakaby
Valio | Miverina eny ambony
Pejy:  1 2 >