Ny vehivavi no tena tia manao firaisana ra oharina @ lehila

21. ratonga ( 07/08/2008 20:53)
kelly13:

misy le ohatra oe "ra mangididy ny sofina, iza no mahazo tsirony koukou, ny ankihikelitanana sa le lavatsofina?"

:-D :-D :-D
22. ikaretsaka ( 08/08/2008 01:54)
raha tsy mangididy ny ankihikelintanana mety namita adidy fotriny
23. kalazagasy ( 08/08/2008 11:28)
Samy mankasitraka an'io daholo na lhl na vhv.

Ny mety mahasamihafa anazy fotsiny dia eo @ tanjaka, raha samy omena partinera 6 avy mandritran'ny ora 4 ohatra ny lhl 1 sy ny vhv 1, ny vhv sura fa mety hahavita. Mety diso ve zany lazaiko zany? :-D
24. fijo ( 08/08/2008 21:04)
izay,ny lahy rehefa tonga an,dia vizana sy milefitra,ny sipa rehefa tonga vao miha mitady ny hotonga foana.
25. naughtyboy ( 09/08/2008 10:56)
..lalina ihany ko ny koziny kelly etsy ambony io fa marina:roll: :-D fa le fafiny nge ifampizarana foana @ zay samy afapo zay no matonga any le fiteny oe ,fialamboly tsy ialambola ny hidihidy ho afaka ny fafinaretana ho azo :-P :-D :-D :-D
26. jobamilay ( 09/08/2008 13:43)
fijo:

izay,ny lahy rehefa tonga an,dia vizana sy milefitra,ny sipa rehefa tonga vao miha mitady ny hotonga foana.



:-D :-D izany an!
27. kalazagasy ( 09/08/2008 15:27)
naughtyboy: :-D :-D :-D
28. naughtyboy ( 09/08/2008 19:13)
..kalaza > satsi le oh. kelly no raisina akaiky eto de tsotsa sambatsa reo voaala idihidy ary fahafinaretana no azony reo nahaafaka idihidy ny hafa samy milay zany na tsy nitovy aza :-D :-D
29. kelly13 ( 09/08/2008 20:38)
:-D :-D :-D
30. naughtyboy ( 10/08/2008 14:12)
;-)
31. naughtyboy ( 11/08/2008 10:39)
kelly > resatsika eto de otrany loha sola sy votavo ka tafaraka samy malama :-D
kalaza > amiko de tsy resaka tanjaka no andrefesana azy io @ lahy sy vavy fa ny fafiny iarahamizara :wink:
32. kalazagasy ( 11/08/2008 15:59)
naught : ka le fafiny samy mankasitraka fa ny aina no mety tsy mahatanty. Raha raisina hoe mpivady ka mila mi-temps d iza no mitady, ny lhl sa ny vhv?

Fa raha tsy iresaka tanjaka indray fa hiresaka oe iza no manana possibilité kokoa ? raha raisina eo @ fiainanan'ny mpivady ihany dia ny lehilahy no mahavita bebe kokoa, ny antony dia ny vhv tsy tia manao firaisana @ olona tsy tiany, ny lhl matetika no afaka mahavita an'io nohon'ny mety fitiavana te-hanandrana angamba.

Raha samy mpitovo dia mety hafa indray ny fomba fijery.
33. naughtyboy ( 12/08/2008 18:51)
oay less ry kalaza,fanga kosa oe fifaninanana izy io oe iza no natanjaka i za no niala sasatsa iza mahavita bb koko sy no zao na zao ny fahaizana maka sy mizara fafiny nge no tanjona e mbo kozy ee :-D :-D
34. fijo ( 13/08/2008 20:10)
jobamilay,ka tsy marina ve io ary.nareo arakaraky ny hanomezana no vao miha hitadiavanareo ko
35. kelly13 ( 13/08/2008 20:36)
sarotra kosa zany hiray @ oul tsy tiako zany klou e
36. ratonga ( 13/08/2008 21:07)
mitovy hevitra @ i kelly :°) :lol:
37. jobamilay ( 13/08/2008 22:47)
fijo:

jobamilay,ka tsy marina ve io ary.nareo arakaraky ny hanomezana no vao miha hitadiavanareo ko


de hoe raha misy manome F...... ho anao ..... de kinga miteny hoe .....ataovy bdb
:-P
38. cutie ( 14/08/2008 14:20)
23. Mpandefa : fijo [ Valio ] 08-08-2008 23:04:12
Lohateny : Re : Ny vehivavi no tena tia manao firaisana ra oharina @ le
izay,ny lahy rehefa tonga an,dia vizana sy milefitra,ny sipa rehefa tonga vao miha mitady ny hotonga foana.

experience an'i fijo ve io =)) =)) =)) =)) =)) =))
39. naughtyboy ( 14/08/2008 18:05)
:-D :-D eny oa ri fijo gaga ihany za oe fa nga atao be ambosika tonga de kenda nefa ny vavony tsy feno akory fa mitady sakafo foana, =))
40. fijo ( 14/08/2008 20:18)
sakakely wa aza kiriezy.izay anie le mahavoa andry e.za mbola virja fa tia vakiboky.

naubhty an,ka raha samy manimpy rano anie de ny lahy vizana e,le sipa mboal mila manolan a lamba de manary rano hafa indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1035