Musee roulant

1. ratonga ( 06/08/2008 02:23)
2. ikaretsaka ( 06/08/2008 03:20)
tsy ratsy... fa tokony efa asian'ny centre immatriculateur numero special @ izay tokoa ireny tomobil collectible ireny an

ohatra hoe ireo fiara mihoatra ny 25 taona ka mbola mi passe visite dia asiana marika kely ny numero -ny hoe izao no anarany dia tamin'ny taona izao izy..
ohatra hoe iny misy r16 t@ 1978 ohatra!
na iny misy 203 t@ 1956 na 2CV t@ 1980 na ami 8 t@ 1955

izay mba mazava tsara ny musee :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.241