Kung Fu Panda

1. LazaDaddy ( 29/07/2008 03:53)
inona no tena itiavan'ny sipa an'io film io e?

"There are no accidents"
2. diamondra27 ( 29/07/2008 05:31)
za manokana aloha dia ilay victoiren'ilay panda no tena itiavako azy, aza mba mitsara ivelany we ty zany botax be de tsy haharesy ilay adversaire sns sns
tsy ny apparence ihany no maha olona (mahabiby manko e :oops: ) fa ny herintsaina

misy morale be kosa le izy ry LazaDad a
3. cutie ( 29/07/2008 17:24)
mbola tsy naheno an'zany film zany ndray za fa aleo alou jerena ny review :)
4. rainkoto ( 28/08/2008 08:38)
salut ! nareo izao izay manoratra dia mirevy film be mihintsy (l)
5. hery ( 14/09/2008 08:10)
Zah kou efe nahita :-p

Fa milay io aloha ho an'ny ankizikely e.

Ny itiavan'ny sipa azy angamba, surtout le sipa botabota ireny :-p dia mampiakatra moraly indray ilay izy hoe na bota aza afaka mahavita zavatra tsara.
6. sipagasy ( 14/09/2008 14:57)
hihihih ny filazan'i hery azy koa hhmmm,

fa niaraka nijery izaho sy ny zanako fa samy tsipaky ny hehy kann, eo koa ilay hoe, na dia misy tahotra aza @ atao dia mora foana ny mandresy izany hihihi misy ny miteny hoe" minoa fotsiny ihany e!!!"
7. malalatinasoa ( 17/09/2008 06:13)

Ny antony: mampihomehy be ilay izy, mahafak'andro na ho an'ny tsy mpankafy dessin anime aza.
Faharoa misy anatra madinidinika eny an-tsefatsefany. Otrany mampatsiahy ny hafatra nataon'ny dada sy neny t@ mbola kely. Eo koa ilay hoe mila mihezaka mihezaka foana fa indray andro any mahazo ny Jackpot.
Farany mba miova kely @ mahazatra .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1462