kôfa gasy manambady vazah

61. brado ( 29/07/2008 07:23)
Tena toa tsy de misy marina izany fa ny sipa fona no lasany.Angamba maivan-doha ny sipa gasy de mora azondry zalahy sady be ny MATERIALISTA.
62. kelly13 ( 29/07/2008 10:03)
maivandoha @ aôna e?
63. ni81 ( 29/07/2008 10:11)
Tena toa tsy de misy marina izany fa ny sipa fona no lasany.Angamba maivan-doha ny sipa gasy de mora azondry zalahy sady be ny MATERIALISTA.
Aza atao anaty garaba iray daholo ny rehetra e! Mety ny fantatrao no materialista fa tsy ny rehetra akory. Maninona ny gasy manambady komoriana na afrikana na sinoa tsy lazaina an'izany! :roll:
64. ratonga ( 29/07/2008 10:11)
brado:

Tena toa tsy de misy marina izany fa ny sipa fona no lasany.Angamba maivan-doha ny sipa gasy de mora azondry zalahy sady be ny MATERIALISTA.

aza manao alahelo-kaninazany fa samy mifidy zé tiany kosa io razoky fa tsy misy maivandoha izany:-w
65. bazylou ( 03/08/2008 16:43)
ka ny vhv gasy anie petasse à 2 balles daholo ka tsy mahagaga e!!, jereo fa 90% an'ireny vhv gasy manam-bady vazaha ireny na ny lhl manam-bady vazaha vavy dia misaraka daholo :wink: :wink:
66. ni81 ( 03/08/2008 17:19)
ka ny vhv gasy anie petasse à 2 balles daholo ka tsy mahagaga e
Aza dia ratsy fiteny toa io 8O
67. tess ( 06/08/2008 19:55)
ikaretsaka:

taha za lo no anambady vazaha izany dia miomana fa tsy maintsy hoe misy sipa gasy ambadika e :-D :-D :-D :-P



:-P :^) :^) :^) :^) injay injay ary lay lazaiko :-D
68. tess ( 06/08/2008 19:57)
60. Mpandefa : brado [ Valio ] 29-07-2008 09:23:15
Lohateny : Re : kôfa gasy manambady vazah
Tena toa tsy de misy marina izany fa ny sipa fona no lasany.Angamba maivan-doha ny sipa gasy de mora azondry zalahy sady be ny MATERIALISTA.

61. Mpandefa : kelly13 [ Valio ] 29-07-2008 12:03:26
Lohateny : Re : kôfa gasy manambady vazah
maivandoha @ aôna e?
:-D :-D :-D :-D fa hita waaky ry kelly!
69. tess ( 06/08/2008 19:59)
bazylou:

ka ny vhv gasy anie petasse à 2 balles daholo ka tsy mahagaga e!!, jereo fa 90% an'ireny vhv gasy manam-bady vazaha ireny na ny lhl manam-bady vazaha vavy dia misaraka daholo :wink: :wink:

he he he he! misaraka dool angah no betsaka any ô!


:-D
70. fijo ( 06/08/2008 20:45)
maro aloha no sima tokantrano e,fa le manafangaro kosa tsy mety,satria rah asip alehibe taty izy,efa hafa ny safidiny.tsimaintsy izay mitovitovy fiainana aminy no tiaviny.le bandy gasy anefa rah alehibe tany mbola vary lahy be ,ka mety hanahirana azy.(fomba fiteny io,fa tsy fanaratsiana)

raha le sipa kely miala anykosa,tena azo lazaina fa mihoatra ny antsasany no nanaraka satria te hiala any fotsiy.aty izy mitady lahy gasy indray.
71. tess ( 07/08/2008 05:50)
izay alou de marina ry fijo tsy mandà zà, maro ny hoe tonga aty miandry paps fotsiny de mipitsika fa ny sipa aty aminay toa raha misaraka dia miditra am vazà hafa ndray fa tsy manambady gasy, angamba ho tsy de be bandy gasy aty aminay 8)
fa lay sipakely nanaraka vazà antitra kosa ny ankabeazany miandry lova de jakpôt :^) kanefa matetika lava andro iainana izy ireny an! :-D
72. ni81 ( 07/08/2008 06:27)
Ireo hafetsifetsena fanaon'ny oul @ vazà ireo d efa saiky fantatry ry zareo avokoa, ary io no mahavitsy ny faneken'izy ireo ny hisoratra satria tena fatiantoka be ho azy ny fanaovana divorce avy eo.
73. tess ( 07/08/2008 07:05)
ié zà zao vao nahita fandaharana tam tv, agence matrimo entre russe sy france lay izy , nande tany russie lay bandy frantsay nijery anlay sipa fa tondé nidongy bôty na 300 euro lay sipa de otran'ny ni discuter prix lay bandy de nony nody taty france lay bandy de tsy nanome signe de vie tsony lay sipa! tsy ni interessée azy tsony, lay bandy koa kivy sy tonga saina hoe hafa mitsy ny anlay sipa fa tsy resaka hoe fanambadiana serieux no tedaviny :°) efa mirongatra any am vevavy tatsinana dool ndray mantsy zao ny vazà fa tsy any am afrikan tsony ndray klou :-P
ny gasy efa somary malaza ratsy am lay hafetsifetsena momba ity resaka ity :-D
74. ni81 ( 07/08/2008 07:49)
ny gasy efa somary malaza ratsy am lay hafetsifetsena momba ity resaka ity
:lol: :lol:
75. sakaizakely ( 07/08/2008 09:19)
bazylou:
ka ny vhv gasy anie petasse à 2 balles daholo ka tsy mahagaga e!!,

an an an ! tsy otran bofy sy ny bavin bazilou dol kosa ny vhv e
76. ni81 ( 07/08/2008 09:23)
an an an ! tsy otran bofy sy ny bavin bazilou dol kosa ny vhv e
=D> =D>
77. haja8 ( 18/06/2017 11:08)
En gEnEral ny bandy gasy mitifitra fotsiny no ataony @ sipa vaza! satria izy mijery ny hendrikendriky ny taranany ! fa ny sipa gasy indray misarangotra @vaza na de ataon'io mamay aza de miafy ao satria tsy misy apoaka de zara aza mahazo vaza be vola. Sady saika ny sipa gasy manambady vaza dia saika sipa kamo ny akamarony (80%).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3098