kôfa gasy manambady vazah

21. tess ( 25/07/2008 20:17)
tsy miandry payen'ny kôfa zany ny resto, malalaka aratsaina @ fifandraisana aranofo, tsy dia saropiaro be loatra satria tsy manaraka lava izay misy anle kôfa.....

zà sipa gasy fa mbô tena hananako ireo toetra voalazan'i toi ireo :°) :-D
22. tess ( 25/07/2008 20:19)
mirianah: mipatitiaka mitsy wa ny loha ka njy ngah ahoana ah! :°) :-D
23. fijo ( 25/07/2008 20:32)
be koa ny bandy gasy no misipa amin'ny vazaha,fa rehefa hanambady dia aleony ihany gasy.
ny bandy gasy mantsy mbola misaina hoe le taranaka avy eo ahoana???
io fisainana io efa tsy dia hita amin'ny sipa gasy firy,aryizay dia isan'ny manimba ny firenena malagasy.
manimba satria ny vehivavy no tokonyhampita ny maha izy azy ny firenena iray.ny antsika nefa ny vehivavy indray no mihazakazaka mitsaoka ilay fireneny,ary mihazakazaka mamela taranaka safiotra.
24. fafa75 ( 25/07/2008 20:38)
io fisainana io efa tsy dia hita amin'ny sipa gasy firy,aryizay dia isan'ny manimba ny firenena malagasy.
manimba satria ny vehivavy no tokonyhampita ny maha izy azy ny firenena iray.ny antsika nefa ny vehivavy indray no mihazakazaka mitsaoka ilay fireneny,ary mihazakazaka mamela taranaka safiotra.
:-D :-D :-D :-D Fa aiza no tena misy pur porc @ zao intsony e?
25. badboy ( 25/07/2008 22:04)
tess >> Tena ianao zany ilay 1 anatin'ny zato! Ary ny hirariana dia ny mba hahamaromaro ny tahaka anao!! ;-) ;-) ;-)
26. glady ( 26/07/2008 01:44)
tess:

hehehehehe! ny sipa manambady zongo no tena hiantsapazana kou! hoe sarao aamzay io e! hihihihihih..... :^) :-D hafa ihany ny samy gasy e! :^) hummmmmm

:-D :-D izaho ko efa naheno matetika an'ireo :°) :-P :-D
27. ikaretsaka ( 26/07/2008 03:28)
tess:
he he he he! ny bandy gasy fatako retra manambady vazà dia tsy maintsy hoe manana sipa gasy izy

he he he !

8)
28. tess ( 26/07/2008 05:05)
ikaretsaka: mariné! :wink: hehehehe! ny sasany moa nosarahiny fa ny sasany tsy foiny sarahina fa io lazaiko io :-D :^)
29. tess ( 26/07/2008 05:07)
glady: hummmm njy kounkou ve efa naheno an'io :wink: :-D :-D
30. tess ( 26/07/2008 05:11)
badboy:

tess >> Tena ianao zany ilay 1 anatin'ny zato! Ary ny hirariana dia ny mba hahamaromaro ny tahaka anao!! ;-) ;-) ;-)

angamba azoko lazaina hoe plutôt zenerezy aza zà kounnnnn!

:-P mbetika sans limite de :?
zà klou capable mi payer bandy raha ohatra ka sahirana izy....raha misy hapoaka kounkou zà :^)
ary raha samy tafaraka dia aleoko samy miantoka ny azy mba tsy hiantohany ahy! fa raha ohatsa njay ka galant lay bandy mi insiste hoe zà no mandoha rotany ah! de avec plaisir.....respect :-P :P
31. tess ( 26/07/2008 05:15)
fafa75:

io fisainana io efa tsy dia hita amin'ny sipa gasy firy,aryizay dia isan'ny manimba ny firenena malagasy.
manimba satria ny vehivavy no tokonyhampita ny maha izy azy ny firenena iray.ny antsika nefa ny vehivavy indray no mihazakazaka mitsaoka ilay fireneny,ary mihazakazaka mamela taranaka safiotra.
:-D :-D :-D :-D Fa aiza no tena misy pur porc @ zao intsony e?

fafa75:

:-D :-D :-D :-D :-D fa hita oa! izany ve tsy felonana fotsiny, tsy hitako zé olana na safiotra na inona mahatsara taranaka ihany io knou! :-P
izaho aloha dia naleoko nitsoaka tanteraka alavitra mitsiny e! ountssss! :-D
32. tess ( 26/07/2008 05:19)
fijo:

be koa ny bandy gasy no misipa amin'ny vazaha,fa rehefa hanambady dia aleony ihany gasy.
ny bandy gasy mantsy mbola misaina hoe le taranaka avy eo ahoana???
io fisainana io efa tsy dia hita amin'ny sipa gasy firy,aryizay dia isan'ny manimba ny firenena malagasy.
manimba satria ny vehivavy no tokonyhampita ny maha izy azy ny firenena iray.ny antsika nefa ny vehivavy indray no mihazakazaka mitsaoka ilay fireneny,ary mihazakazaka mamela taranaka safiotra.

hihihihih! hay ve i fijo no nanoratra ity e!

:wink: fijo kôcha e! mamely akaiky be! :-D :-D :-D :^)
aty ampita ndray no ampitaina kosa e! ho an'ireo vazà tsy afaka mande any madà dia aty no ampitaina ny valeran"ny vevavy gasy ary ia tena tolagaga tokoa any zany an! :wink: :-D
33. xxx ( 26/07/2008 05:24)
18. Mpandefa : badboy [ Valio ] 25-07-2008 21:08:23
Lohateny : Re : kôfa gasy manambady vazah
Tena tsy manda aho hoe hafa ihany ny samy gasy, ary za mahatsapa izany!! Fa mila manandrana ny hafa koa aloha hahafahana mampitahy hoe iza no tena milay!!

hafa ihany ny hoe samy gasy , na ny resaka culture na ny fiteny malagasy hifampiresahina.....io ihany anefa no ekeko, fa ny lehilahy gasy mbola tsy afaka ao andohany mihintsy ilay foto-pisainana hoe ny lahy no lohany ny lahy no tompon'ny teny farany, hany ka izy foana no mi domine .....
io no tsy nanekeko ny hanambady gasy, par contre ny vazaha, afaka mibahana tanteraka ao antokatrano izy, iray ao anatin'ny zato angamba no hoe misy lahy vazaha mi domine vavy, fa ny tena marina dia mitovy ny zon'izy roa ao antrano, izany dia na dia hoe ilay izy roa samy miasa ihany dia mi fampi comrendre hoe, samy manana fahefàna miteny sy manome hevitra ary mitantana ny tokatrano....
tsy misy lohany sy mpitarika izany.....
handramo fa mety milay!
34. ni81 ( 26/07/2008 05:48)
be koa ny bandy gasy no misipa amin'ny vazaha,fa rehefa hanambady dia aleony ihany gasy.
ny bandy gasy mantsy mbola misaina hoe le taranaka avy eo ahoana???
io fisainana io efa tsy dia hita amin'ny sipa gasy firy,aryizay dia isan'ny manimba ny firenena malagasy.
manimba satria ny vehivavy no tokonyhampita ny maha izy azy ny firenena iray.ny antsika nefa ny vehivavy indray no mihazakazaka mitsaoka ilay fireneny,ary mihazakazaka mamela taranaka safiotra.
Tsy hitako mihitsy izay pb na safiotra ilay zazakely na tena gasy! F'angaha tsy olombelona intsony raha lasa safiotra ilay zaza rey oul e? :lol: :lol: :lol:
35. mirianah ( 26/07/2008 07:50)
ni81:

hihihihi mety manelingelina ny machouny ny mijery ilay zaza ngambany :-D :-D :-D
36. kelly13 ( 26/07/2008 08:50)
ny zanako klou safiotra e, tsy hitako oe aiza ho aiza no mahasimba ny firenena ra safiotra izy! tsy azoko le tin'i fijo ahatongavana!

raha ny hevitrareo lhl ary e, inn no mahatonga anay vhv malagasy sasany manambady ngozo?
37. lingwa ( 26/07/2008 09:04)
ze vazàh sendra ahy njay alou d asiako tokotran e, fref hanambady aleo gasy iany.
Ny vazà aza mifarombaka mits manambady ny vehivavy malagasy kou za njay ve no nde hanambady vazà, ny tena tsara andramana daolo ny vehivavy reetr d ho tsapanareo fa ny gasy iany no tena tsara ;-)
douminay ze hitanay, fa tsinananay sakay... :^)
38. kelly13 ( 26/07/2008 09:06)
lingwa>hahahaha, hahaharaka v klou ny aina hanandrana karazambehivavy firy² e :-D :-D
39. lingwa ( 26/07/2008 09:18)
ka ny gasy ef fatatrao ny tsirony kou ts aleo ve mba manandrana ny hafa e, ngah mou d oe hamono tena am fanandramana fa ref mba mahavoa in 2 na 3 def miova njay e :P
40. tess ( 26/07/2008 10:28)
raha ny hevitrareo lhl ary e, inn no mahatonga anay vhv malagasy sasany manambady ngozo?

hounnnn! zà mahalala fa tsy teniteny ôôô! :^) :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1618