Ahoana no fijerinareo ilay fiteny hoe lany zara

61. naughtyboy ( 15/07/2008 22:56)
o.k tess a,misy fiteny tsy foiko zay asa hira ngambany izy io zay zaraiko eto : ny hita rehetra tsy ho mendrika ho vady fa fombany hendry ny manadihady ...za akory tsy hendry fa tia manadihady :wink: :-P
ra enao io zao no nitovy case tamiko de notadiaviko na atrany amparany vazatany aza .. :-D :-D
62. ni81 ( 16/07/2008 05:42)
o.k tess a,misy fiteny tsy foiko zay asa hira ngambany izy io zay zaraiko eto : ny hita rehetra tsy ho mendrika ho vady fa fombany hendry ny manadihady ...za akory tsy hendry fa tia manadihady
ra enao io zao no nitovy case tamiko de notadiaviko na atrany amparany vazatany az
Ka eto moa izany dia sady mamoaka hevitra no mampita ny hafatra ihany koa.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/kintana%20telo/video/x5vtb6_ny-kintana-telo-ny-maso-mijery_music
63. ari.malala ( 16/07/2008 07:58)
nôty, ary tô ts nôty ndray enao teto ;)
64. naughtyboy ( 16/07/2008 09:48)
:lol: :lol: ka notty nge oul ihany misy fihetsempo otrany hafa ,oul kalo zay vao notty ,oh. io nolazaiko io ary nasiko oe " ra.." fa sao tezitra amiko eo i tess ka loza :°) :-D
65. tess ( 16/07/2008 10:11)
52. Mpandefa : Rasiligaoma [ Valio ] 14-07-2008 18:58:08
Lohateny : Re : Ahoana no fijerinareo ilay fiteny hoe lany zara
manahirana tokoa ange ny mitaiza sy ny miteraka rehefa antitra e!


tena manahirana mitsiny ka! itako am ankizy na dia vao kely aza, efa mijery sahady ny ray amandrenin'ny hafa izy jeune maman , papa dool ny maka sy manatitra mpianatra, fa ny azy ohatra somary efa soir soir mihoatra am RAD dia efa menatra izy amzay hoe anttitra ny RAD, efa ao anatin'ny fiaraha-monina andavan'andro dool izany....

quote]60. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 16-07-2008 00:56:43
Lohateny : Re : Ahoana no fijerinareo ilay fiteny hoe lany zara
o.k tess a,misy fiteny tsy foiko zay asa hira ngambany izy io zay zaraiko eto : ny hita rehetra tsy ho mendrika ho vady fa fombany hendry ny manadihady ...za akory tsy hendry fa tia manadihady
ra enao io zao no nitovy case tamiko de notadiaviko na atrany amparany vazatany aza .. [/quote] :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-$
66. naughtyboy ( 16/07/2008 15:10)
tess > o.k zip..zip..ny vavako :wink: :-*
67. Endrika3 ( 27/04/2017 11:09)
Mety be kosa ty hevitra iray ity ko, rehefa adihadiana lalina sy rasaina ny teny dia azo ny ny tiana hambara ; lany-no-zara ina!! hihihi


endrika01:

Amiko ndray ny fandraisako an le we lany ZARA,de le vhv be sipa be ireny,niarahany matory avy na mpanana na mahantra nefa tsisy iray naka vady azy.Donc lany no-zara-ina lay fika be(lany Zara)fa ny vhv tsy nizarazara nefa efa mihoatra ny taona,tsy hitako zay mahalany zara azy,reny aza no tena be anjara,ny entana tsy nozarazaraina,ny hoenti-miatrika ny hoavy efa misy eo an-tanana ny fahamatorana manginy fotsiny.Ka iza no milaza fa lany zara izy ireny?Raha we egoiste de mbô nekeko kely ihany,hi hi:-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2739