présentoir vy

1. cath ( 30/06/2008 09:23)
saika mba anotany oe aiza kay no misy manamboatra sy mivarotra an reny présentoir pour plantes vertes reny (vy miloko fotsy an) eto tana e?za manko efa nahita fa teny ivandry,akaikin digital, dé 200.000f leiz:3 étagères dé itako oe lafo be.fa mety mivarotra fotsn reo fa lé panamboatra mits ntedaviko @zay mora koukou.msôtra mialou dé mazotou daôly eee
novalian'i Ratoa ny 10/07/2008 14:49
2. Ratoa ( 10/07/2008 14:49)
Izaho aloha tsy any Tana fa mandehana eny @mpanefy vy dia omeo modely izy (alaivo sary ilay hitanao na mijere magazine) . Na ianao aza mahavita ny loko fotsy (peinture à l'huile)
Mazotoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3446