sady lahy no vavy

1. diamondra27 ( 26/06/2008 09:53)
asa ianareo namana hafa raha mba nahatsikaritra ohatra ahy fa izaho dia nahalala mihintsy hoe misy namana ato manana ps vehivavy nefa lehilahy ary vice versa

tsy ankanonona ps io an

fa vao haingana kosa dia hita ampahibemaso teto ilay lehilahy niova vehivavy tampoka nefa milaza fa tsy tia fisainam-behivavy
mba mahalasa saina ihany izany

ahoana ny fahitanareo an 'izany?



novalian'i dadabe ny 27/08/2012 08:20
2. kelly13 ( 26/06/2008 10:00)
bi izy zany kou :wink:
3. diamondra27 ( 26/06/2008 10:21)
:-D :-D :-D
4. mirianah ( 26/06/2008 10:35)
misy tokoa any zany , ary tsy 1 na 2 , fa eto moa zany samy manao izay tiany dia akory hatao , aleo hitsikiana fotsony :lol: :-D :-D
5. tess ( 26/06/2008 11:14)
ny mampiomehy ahy indray dia manana ps maro beizy fa ny iray ps olona normale, dia ilay ps fanakorotanana ny pokona ohatra ny ampiasainy dia iadivany sy miady aminy dool ny pokona dia rehefa lay ps normal dia miresaka tsara aminy dool ny pokona tena zay voa manodidina hihihihi
dia iza ary no tena maha izy azy amin'io lay ratsy sa ilay tsara ny toetra
tena resaka virtuel marina ka manao danin'ny kibo,
otran'izao periode mahazo ny mpiforum izaof otsiny izao hihihihih
6. melody ( 26/06/2008 11:16)
izaho koa aloha nahatsikaritra izany e, @ fomba firesany indrindra indrindra fa saingy hoy aho hoe, dia hisy ahasahy anao an'izany ve eto? Fa inona moa no tokona antony hiafenana @ maha tena izy azy raha tsy hoe manana saina mitongilana, na mangalatra à gauche anga.... asa aloha e :-D :-D :-D
7. mirianah ( 26/06/2008 11:52)
marina mintsy ireo voalazanareo ireo (tess et melody) , ny fahitako azy dia manao ps isankarazany ngamba mba hiadiadiana lalina ny momban ny olona sasany , hakana info perso etc... fa ato alou d maro ny manana ps isankarazany , manao tanalahy b eo fotsiny , lolll , aleo hitsikiana satria araky ny efa nolazaiko d samy manao zay tiany eto , ary samy manana ny tanjony handaniana andro ngamba hoy aho :lol: :-D
8. diamondra27 ( 26/06/2008 12:02)
mirianah: zay aloha de tena marina e
tess: indrisy akia a, raha mba hoe manala fotsiny tsy maninona fa le manaratsy no tsy mety
melody:matoa miafina akia de misy tsy mazava a
9. ainaheri ( 26/06/2008 12:49)
Atao akory moa fa samy manana ny eritreriny ny tsi11 ,fa ra entiny ampanajana mou maninn fa misy ny sasany hamoronana ps na lah na vavy io andé hilana vanony ny namana :roll: :-P
10. tslem ( 26/06/2008 18:41)
fa misy kosa ps sady mety an-dahy no am-bavy an,otranah zao oe tslem,neverin'ny olona foana zah oe lehilahy,hihihi,asa inona no nahatonga an-dry zareo nisaina an'izany....?
11. kelly13 ( 26/06/2008 20:07)
za anisany :-D
12. Aino ( 26/06/2008 20:38)
misy anie ilay olona sasany tsy manankatao ka ny mihilavanony aman'olona fotsiny no ataony.

raha hiovahova in-jato eo moa izy maninona raha toa ka manaja tsara ny sasany fa le milavanony sy le mampiady olona no tena tsy laitra. :-w :-w
13. tslem ( 27/06/2008 04:03)
kelly13:

za anisany :-D


zany kelly zany kosa tsy mety an-dehilahy e,ôtran clown be rah oe lelah no tompon'izany ps zany :-D
14. tslem ( 27/06/2008 04:25)
kelly >>> kay ve oe anisan'ilay nieritreritra an'i tslem oe lelah e, soa ihany fa nisy ny phone sy cam raha tsy zany ndry tsy nino mintsy e? :°)
15. tess ( 27/06/2008 04:28)
zà kou! ny nahaotnga ahy nieritreritra anzany dia lay hoe tslem mitsy ny bandy no mpiteny an'io :°)
16. tslem ( 27/06/2008 05:27)
hihihi, tslem fotsiny njy fa ataoko mino koa kah :wink:
17. ari.malala ( 27/06/2008 12:32)
za kou nihevitra we tslem lelà tam vlou hihhihi!

momba ilay lohahevitr'i diams, zany ono no virtyel zany e hihihi
18. diamondra27 ( 27/06/2008 17:11)
tslem hatraty io nihevitra andry ho lelah io akia :oops: :oops:
ari: revena manja eny izy zany fa refa tsy hainy ny identite-ny de aleo izy ho any

19. xxx ( 28/06/2008 09:15)
tena marina io lazain'i Diam io. Tantaraiko nareo ary, nisy ol zay ato manana ps atao hoe (........) de ninamana taminay teny ary de nifanome mail sns.... tany aoriana de to nitombe bdb le hoe ranamana de lasa namana marobe, tao aby na lahy na vavy na ny misary gaigy na ny mody bofibofy ...... :roll: . Sirkay kosany ary fa kay namana akaiky tao ihany le niovaova ps nanao holahybe sy vavybe ary mahavita misenina mampiresaka. Izy @ io jomoka be mampiasa le ps -ny marobe otran'ny hoe tena oul marobe mintsiny fa kobo ihany ela ny ela de nanovan'ny oul enkety azon'ny oul hatramin'ny adiresiny sy ny tena mombamomba azy rehetra :-D fa mbola hitako ato zao izy, misy an'azy ireo ps ireo:-D :-D :-D
Misy voakely ny lohany ny fahitako azy satria tena misy ps miseho tsara fanahy be de mahavita mandamina mintsy refa misy gidraka de avy eo izy ihany no mandrehitra afo sy manompa. Olona tsy ampoizanreo eto le izy io fa mampiaiky sy mampalahelo be ny mahazo azy. Ary @ resaka olondehibe sy bira ary misy ny ps-ny de feno azy:cry: :cry: :cry:
milay le senina ka! Sirakay satria izahay mpinamana nifankahita daoly nifanasa sauf "elle" le mody mialapas fona hoe mipetraka any lavitra zah ka tsy afaka na niala sirka otrinzany foana, mahita elana sirka fona fa nanovan'ny oul pression tao de nanjavona tsy hita intsony tao @ contact-anay mpinama fa to hitako mbola mampiresaka oul any ambadika any indray izy ato. Mbola ato izy zao de misy ps-n'ireo. Fa hitako efa misy oul mahasirka ny fomba fanaony ato
:-P :wink: :x ;-) ;-) ;-)
20. xxx ( 28/06/2008 09:21)
tohiny kely..... de nanome sary anay namana izy de sarin'olon-kafa nopeany tany oany no nomeny fa kobonay ihany e! aza mba manao ratsy ihany oa fa ataon'ny olona fimezana fotsiny de ialan'ny olona avy eo. Navelanay ho hitan'ny havany tao, de ato indray izy no manao ny fanaony. Ary izy @ io tsy mahalala menatra na de efa kobo aza:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4332