Madagascar II

1. Bola ( 26/06/2008 02:07)
Hivaoka @ novembra 2008 ny andihan ny faharoa @ Madagascar - fampahalalana ho an izay tsy mahay sy fampatsiahivana ho an izay mahay...
Fa ny ahy ny mahaliana ahy dia ity: efa tratran ity toe javatra ity ve nareo:
Ilay olona: ary avy aiza ianao
Izaho: Madagasikara
Ilay olona vahiny na vazaha izay ilazanareo azy: Madagascar...Ary noheveriko fa lohatenina film fotsiny izany...
Izaho: ie, ohatra ireny mivaoka avy @ na dessins animes za e....(miomehy daholo)

Na ity:
Vazaha: Avy aiza ianao
Izaho: Madagasikara
Vazaha: marina ve!!! Dia ohatra ilay ao anaty dessins animes iny tokoa ve ny any...
Izaho: Inona ilay tianao lazaina: fa any aloha dia misy lemur tokoa sy misy fosa
Vazaha: Eny e, fa jungle be ve
Izaho: ie jungle be tsy misy na inona na inona ka nikopakelatra aho nankaty (sady miomehy aho)

Marihako fa raha tsy ilay eo ambony dia ilay eo ambany foana no azoko kanefa kosa aloha tsorina fa misy vitsivitsy azo isaina @ rantsa tanana mba mahay an i Madagasikara!!! tantarao hoe izay mba lazain ny olona anareo...

hay dia ity koa:
Ete ny andro: 35 degres - mamay be aho dia mitaraina hoe tena mamay izy izany - Izaho efa tsy mahazaka hafanana raha teo ny toebatako
Vahiny: fa angaha any aminareo moa tsy mafana toy izao! Izaho izao nieritreritra hoe izao no tianao satria mahazatra anareo any...
Izaho: zany an...koa maninona nareo aty mimenomenona foana @ hatsika rehefa ririnina..Tsy efa izay ve no mahazatra anareo aty ka tokony ho tianareo izany!
Fa rehefa miteny an io aho tsy misy miomehy matetika :? :-D
novalian'i cutie ny 18/10/2008 17:40
2. cutie ( 18/10/2008 17:40)
vo hitako pub omaly we hivoaka @ nov koa hono e :)
itovizana kosa alou le tsetsatsetra tsy aritra ery ambony e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4802