Fikolokoloina tarehy

61. tess ( 19/06/2008 18:14)
fahamarinana:

:arrow: hay ve toa ny asan'ny fond de teint ihany ilay masonjoany, noheveriko hoe misy veru particulier.Za ry reto dia manasa tarehy am rano fa tsy mampiasa savony fa produit zay.Manao masque sy gommage fontsiny aho ampifanelanelaniko ,1 ou 2fois par semaine dia zay.Manao creme antiride sady de jour koa moa en meme temps.Manadio tarehy am lingette démaquillant ny hariva dia samy miala.Izany rehetra zany aza ndraindray tsy vita daholo rehefa kamo. :( (l)

zay nge defa ampy hikoloina ny tarehy e! tsy mila zvtr en plus


:-D :-D :-D
ny crème tsy aingitraingitra fa manamandina sy manome vitamine ny tarehy..... fidina fotsiny ny crème tsara de zay! :-P
62. fahamarinana ( 20/06/2008 03:31)
:arrow: tess : ka ny tiako lazaina hoe tsy mahita zay mety sy hoe tsara fa izay creme tsy nangididy dia iny no notazoniko hatramizao.Fa marina tokoa aloha fa rahavao tsy manao dia tena hita mihintsy ny hodi-tava fa mainakina,eny na mandeha any dago aza dia vatsiana daholo ity rehetra ity fa misy effet-ny tokoa rahavao manadino. :) (l)
63. xxx ( 20/06/2008 05:46)
efa feno produit hita aty ivelany any dago fa lafo kokoa fotsiny ny vidiny moa toa tsy mitovy ny kalité-ny ny fahitako azy marina e!

ka raha mety amindry lay crème dia tsara izany aza miovaova fa tazomy foana ...ilay miova foana koa tsy mamely
zà alou! tena embêtée be rahavao hadino ny crème raha hande klk part e!
efa zàtsa sady tena mankina be mitsy ka! indrindra refa avy mandro iny na misasa maraina iny....
64. ari.malala ( 20/06/2008 06:41)
ka ilay hazo mints anie no andrahoina am jabora fa ts ilay vovony e, d izay koa no antony ikosehana azy miaraka am persily mba hanala ilay fofona
65. fahamarinana ( 20/06/2008 06:49)
:arrow: hay ve ry ari.? :-D :-D za ve nahalala !! (l)
66. karinah ( 20/06/2008 15:43)
yonik: ny fahitako ny tareninjy io dia somary sèche! jereo eny @ grande surface fa misy crème de jour et nuit sahaza azy tsara mintsy eny, ny ireny amidi'ny gs ireny manko karazana fanadiovana, ka tsy misy ahataorana oe hanimba, ny tena loza aza ilay any @ parapharmacie! ny itenenako anizany manko zah nisy panda kely nanomboka, fa tia mihinjaka à masoandro, dia nitady crème tany @ para-pharmacie dia nomen'ilay pharmacienne crème izay aho,produit vitan"ny "ROC" ilay izy, Soin unifiant Nuit!! dia nampiasa foana ary ity zah isank'hariva, jerevako vao mainka nitatra le tasy, hay maha-bronzé ilay izy ka ilay tasy izany de nijanona teo ihany fa nohamaintisan'ilay crème ny tarehiko iray manontolo, dia inn no naha-afaka azy??? crème tany @ grande surface, vao nanosotra 2 semaine aho dia niha-nazàva ny tarehako sady niala tery nanarak'izay ilay panda(mazava ho azy!!) ka io tsy de misy atahoarana fa ireny amidy any am grande sface ireny fanadiovana fa tsy dia fanafody lotra ka oe atahorana sao hanimba!! Ny anah alou de izay ny naha-afaka azy eee, ilay novidina tany à para-pharmacie sady lafo velona no tsy nety tamiko ankory!! hmmmm.. Fa ny tarehy di amila sakafo, ka tena tsara ny mampiasa crème!!! voilà,voilou! hihihi !
67. karinah ( 20/06/2008 15:56)
adino kely: jereo koh ny px "Diadermine" na L'oréal fa misy atni-âge amin'izy ireny, yonik milaza misy ride izany, mety ho tsara , fa fantatro tsara ftsn ny type de peau mba hividiananjy anazy!! raha maina tsy dia mila be oe gel fanasàna sns, ireny fa lotion+crème jour et nuit de ampy!! raha matavy njay mila manao masque, gommage indrindra indrindra ankoatr'ireo rehetra ireo! hmmmmm!
68. karinah ( 20/06/2008 15:57)
fa fantatro tsara === fa fantàro tsara!! hihihi :oops:
69. karinah ( 20/06/2008 16:11)
yonikafopl:
tena le rano misy calcaire marina ngamba ry tess fa za tany Dago a, le manasa tarehy amin'ny ranon'orana fona, zahay nanana barika be fitatazana rano zay,de io no natao fandroana fa na ny vatana aza tamzany mandimandina tsara doly.

Le mampiasa atody toa tsy lasa kou, marina tsy hasisosiso amin'iny eo,na de kobanina aza ra vo tsy mampiasa savony de ngamba de asain rams mivoaka ny trano am fofona .

Efa nijery le site mintsy za, de namaly an le test iny za de ny valiny njay we peau grasse hono nena, ka tsy azoko tsony, fa ke masque ao kalou toa hitako mora atao ihany eeeeee, fa hanandrana za.
Inn no nampiasainjy tao ry ari mba hampiasaiko kounkou hihihihihihi

Za zany mba nanafatra masonjoany taloha saika mba hoe hanaovako, fa na de nikiki anazy aza tsy vitako akory sady nisy niteny ana we manimba tarehy reny de najanoko
:wink:
-----------------------------------------------------------------------------

yonik: mba hafantaran-ndry ny type ny tarehin-dry de mangalà taratasy ary hampandalovy ny faritra ny tarehy, ka raha misy menaka doly dia grasse izany, raha partie fotsiny de mixte, raha tsy misy moa na oe kely ftsn indd fa ny handrina (no tena gras na maina le taré aza!) dia sèche izany!!
Aza dia tia mampiasa anti-ride loatra raha mbola tsy feno 50 toana


:lol: ....ilay anti-Age ireny atao aloha!! (l)
70. yonikafopl ( 21/06/2008 07:40)
karinah , nena ny handrina sy orona ary saoka iny no mangilatra refa avy manasa tare fa ny takolaka no maina makina be tonga de mivoaka an le fotsifotsy reny.

Tany am dermato za de Phytochoc prevention Anti age no nomeny ana, lift emulsion sy lifting serum. Vo nanao an le izy za de nangirifiry be doly ny tarehiko indrindra iny laingotakolako iny, de tonga de nantsoiko le oll, de ozy tamiko tsy taitra we normale hono zany satria nona be ny tarehiko tsy nomeko sakafo hatramzay, fa ra afaka 3 andro mbola mangirifiry ihany di miverena ozy. De io maraina io za nanosotra de tsy naninn tsony.

Ka za zany talou be zesita be we nena ndray ny tarehiko tsy hosimbako am ze creme nareo zany fa io zao io malandilandina tsara , hihihihihihi , hay kay hono mba mila karakaraina ihany izy io. :wink:
71. karinah ( 21/06/2008 21:36)
yonik: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :oops: itanjy fa anti-âge no azonnjy??,!!! lifting koh ve? ilay ride mintsy no itako manelingelina anjy io!! hihi..! :D
72. yonikafopl ( 22/06/2008 15:09)
karinah ie misy serum lifting nomeny ana, fa efa ho 4 jours zay no nanosorako an le izy an, fa tonga de hitako nisy fiovana ny tarehiko , sady lasa nalefadefaka no otran tsy tazako tsony le ride nampitomany ana teo hihihihihihih
73. karinah ( 22/06/2008 15:44)
yonik!!...hihihihihi..! :wink:
74. tess ( 22/06/2008 15:59)
yonika: ka zay ny ahy efa 13 ans zà nampiasa revitalift l'oreal (crème du jour et nuit) fa tsara amiko lay menaka, donko aza taraiky fa ampesao ara-dalàna.....
75. yonikafopl ( 22/06/2008 18:17)
ka za tena taraiky fa nipoitra ny ride vo taitra kouuuu, fa nena kalou tena tara be le ride vo nipoitra eee, mety le za tsy nampiasa nininn ve no antony???
76. tess ( 22/06/2008 19:00)
yonika: ka izaho tsy mbola nisy ride mitsy alou hatrizay ka hatramzao , tsy hoe mi geste fa tena marina, fa tsy haiko hoe le fait izà nampiasa aloha be ny crème vitalift anti ride io angamba sa tsy haikouuuuu! :wink: :-D
ka manotany tena kou hoe sao izaho nampiasa aloha be an'io crème io no antony tsy hisian'ny ride aty amiko..... :°)
77. tess ( 22/06/2008 19:09)
yonika itako tany ho any ary tena marina ny voalza rehetra :-P


Les ennemis de la peau


Le vieillissement cutané est accéléré par le soleil, le froid, le vent, la sécheresse, la pollution, le tabac, l’alcool, qui entraînent la production de radicaux libres. On appelle radicaux libres les atomes qui, produit en surnombre par les radiations UV, la pollution, le tabac et l’alcool, désorganisent les cellules et entraîne un vieillissement de la peau, comme les rides.

Les modifications hormonales de la ménopause agissent elles aussi négativement sur la peau ; celle-ci se dessèche et s’amincit
78. tess ( 22/06/2008 19:12)
ity kou! am teny frantsay fa tsy maninona e! ialantsiny kely fotsiny
fa ilaina sy zvtr marina ny voalza :wink:


Les gestes clés


Se démaquiller, oxygéner et hydrater la peau, la protéger du soleil sont les gestes indispensables à tout âge. Dès 20 ans, il est bon de prévenir les rides en exfoliant la peau une fois par semaine et en nourrissant le contour de l’œil avec un crème spécifique.

Dès 35 ans, il est temps de passer aux soins anti-rides et aux crèmes de nuit.

A partir de 40-50 ans, il convient de limiter les effets des modifications hormonales en nourrissant la peau et en réactivant l’action lipidique ; les soins à base de soja ou d’algues sont particulièrement indiqués, tout comme les compléments nutritionnels

Une alimentation équilibrée, riche en vitamines, en oligo-élements et en acide gras est en effet essentielle à la beauté de la peau.






79. yonikafopl ( 22/06/2008 19:13)
ny hatsiaka sy hafanana tokotrany ngamba ooo,
fa mety ho vokatry ny chimiotherapy kounkou ve ilay ride sy tasy mainty am tarehy???otran le volo mihintsana???
80. tess ( 22/06/2008 19:18)
non! zà kosa tsy mino e! betsaka ny manao chimio fa tsy be ride noho izany.....tkt! reska masoandro br lava na hatsika be lava dia io miketroketrona io mba fadio hihihihihny sarinjy itako miketrona dool ny fijery hihihih am lay masoanjo.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1027