Fikolokoloina tarehy

41. ari.malala ( 17/06/2008 11:48)
ni81, misaotra fa tena varina mints ah mijery ilay site nomenao
42. ni81 ( 17/06/2008 13:21)
Tsy misy fisaorana akia ry ari.malala fa mazotoa mikojakoja tsara a! Mba mahafinaritra ny mizara izay kely mba hita sao mahasoa ny hafa e!
43. ari.malala ( 17/06/2008 13:33)
ie, sady misy recette à base na zavatra natoraly sy misy amizao fotoana izao daolo ilay izy, tena hikarakara tokoa moa izany:-D:-P
44. yonikafopl ( 17/06/2008 17:39)
oopss , tena lava be ny valiny vo tafaverina njay za, za kalou de tena manana hoditava maina be ee, zay no tsy hanasako tarehy mihintsy fa tonga de makina be ,manasa loha aza za de sendra lenan\'ny rano de tena makina be avy eo.

Misaotra betsaka tamin\'ny torohevitra rehetra,
45. tess ( 17/06/2008 18:32)
marina mitsy aky io ry yonika ah! maina be mitsy rehefa avy misasa am rano fa asio crème de malefaka sy mandina.....asa na lay rano mis calcaire kou tsy hay no mahatonga izany.
46. ari.malala ( 18/06/2008 06:06)
mitovy tsika roa ry yonika! fa mba jereo anie io site nomen'i ni81 io fa tena bdb zavatra natoraly azo ampiasaina ao! za zao nanao fa tena itako mitns ny fiovana!
47. fahamarinana ( 18/06/2008 13:24)
:arrow: ary ireny masonjoany sy tany ravo ireny mba manaona ny fiantraikany kay,asa raha misy mampiasa ato amintsika ato mba tiako ho fantatra sy ny fomba fampiasana azy indrindra indrindra sy hoe efficace ve sa manimba ? misaotra mialoha izay afaka mamaly e... (l)
48. ari.malala ( 18/06/2008 14:01)
Henoko tam radio ity, efficace hono, fa tokony hiaraka am persily ilay izy ( ny masonjohany io) ary ilay hazo masonjohany iny tokony mbola andrahoina miaraka am jabora klou vao kikisana miaraka am persily, fa tena mahamandina tarehy tsisy toy izany hono, mitory am manao poudre na fond de teint iany enao... ny tarehinay mou efa maina ts mety am'ireny ko!
49. yonikafopl ( 18/06/2008 14:58)
tena le rano misy calcaire marina ngamba ry tess fa za tany Dago a, le manasa tarehy amin'ny ranon'orana fona, zahay nanana barika be fitatazana rano zay,de io no natao fandroana fa na ny vatana aza tamzany mandimandina tsara doly.

Le mampiasa atody toa tsy lasa kou, marina tsy hasisosiso amin'iny eo,na de kobanina aza ra vo tsy mampiasa savony de ngamba de asain rams mivoaka ny trano am fofona .

Efa nijery le site mintsy za, de namaly an le test iny za de ny valiny njay we peau grasse hono nena, ka tsy azoko tsony, fa ke masque ao kalou toa hitako mora atao ihany eeeeee, fa hanandrana za.
Inn no nampiasainjy tao ry ari mba hampiasaiko kounkou hihihihihihi

Za zany mba nanafatra masonjoany taloha saika mba hoe hanaovako, fa na de nikiki anazy aza tsy vitako akory sady nisy niteny ana we manimba tarehy reny de najanoko
:wink:
50. fasaly ( 18/06/2008 15:46)
fahamarinana: tsy de misy effet-ny am hoditra loatra ny masonjoany fa juste manome couleur ny tarehy après fotsiny de refa misasa ny tarehy dia afaka toy ny tsy teo...otran'ny manao fond de teint izany e! na olona mihosotra talk bebe ireny :^) c tous hihihih
51. diamondra27 ( 18/06/2008 18:19)
misy masonjoany tsy kikisana nge e fa le am boite fotsy reny

iza no efa nanao reny kay nareo

52. xxx ( 18/06/2008 18:44)
Za taloha maina be ny tarehy dia mila mampiasa face lotion ... fa amin'izao za manao an'ito http://niainafara.loharano.com/index.php?rub=pages/page&page_id=p4354ee59a5ffa dia tsy mila mampiasa lotion izany tsony, sady tsisy kentrona mitsy (fa za koa aloha tsy mbola be kentrona na tsy mampiasa inona inona e hi hi). Manitra tantely io fa tsy maimbo atody. Sady izay in-2 isam-bolana fotsiny.
53. diamondra27 ( 18/06/2008 19:17)
xxx51 : hummmmmmmmm itako mitsy iny tarehindroky iny tany analamanga
madio be , de merci mizara retsy e
54. fahamarinana ( 19/06/2008 07:00)
:arrow: hay ve toa ny asan'ny fond de teint ihany ilay masonjoany, noheveriko hoe misy veru particulier.Za ry reto dia manasa tarehy am rano fa tsy mampiasa savony fa produit zay.Manao masque sy gommage fontsiny aho ampifanelanelaniko ,1 ou 2fois par semaine dia zay.Manao creme antiride sady de jour koa moa en meme temps.Manadio tarehy am lingette démaquillant ny hariva dia samy miala.Izany rehetra zany aza ndraindray tsy vita daholo rehefa kamo. :( (l)
55. ari.malala ( 19/06/2008 09:40)
fahamarinana, tsy haiko alou fa lazain'ilay tao am radio hoe manadio tarehy iany kou hono ny masonojoany ka ts haiko e! saingy hoan'ny peau grasse ilay izy fa tsy mety am peau seche...

yonika, nenà ndray alou d tena voaporofo hoe peau seche e! d le zavokà aky no efa nataoko a! fa itako niova mitns! talou za nis rides fa zao efa nihena kely le iz, fa hanao ilay mask natoron'io site nomen'i xxx io ndray zao, misaotra aky nizara a!
56. fahamarinana ( 19/06/2008 09:48)
:arrow: ari :hay ? ka mety mety amiko ndray satria peau grasse ny ahy.Tena zavoka dessert tsara be iny ve ho foiko atao eo am tarehiko eo ? tsy aleo hoanina ?:wink: :-D :-D
Rehefa mitera-menaka ve tsy peau grasse sa dia mila hanao io test io koa ve za zao? Andraso mba hojereko koa ilay site ary aloha... (l)
57. diamondra27 ( 19/06/2008 11:45)
fahamarinana: e zavoka tany dago tokoa akia misy tsy mety masaka zany a, efa naotrika tanaty vary , natao tnty gzety ny sasany fa e e e tsy nety msaka e
misy karazany maro ngamba le zavoka ry reto de le zavoka otrny ona zany le atao am tarehy

tena mfy be otrany vato le zavok novidiko
58. ari.malala ( 19/06/2008 12:45)
:-D :-D :-D :-D loza kou ny nahazo andry ry diams :-D :-D :-D :-D :-D :-D fa hafiriana nanotrehana azy aky? :-D :-D :-D

fahamarinana, hihihi, k zay le il faut souffrir pour être belle ko! miaritra tsy minana desera alou fa mba ny tarehy no minana :-P fa indry zany manana masonjoany ilay hazo? andrahoina am jabora hono no tena fanaovana azy d mitana kokoa izy mba tsy d mamovoka ftsn refa apetraka ;)
59. ni81 ( 19/06/2008 12:59)
andrahoina am jabora hono no tena fanaovana azy d mitana kokoa izy mba tsy d mamovoka ftsn refa apetraka
Ka tsy ho maimbo jabora ve akia? sa ahoana? :lol: :lol:
60. fahamarinana ( 19/06/2008 14:31)
:arrow: ka eto mihintsy ilay izy,tsy ho maimbo fa ho mantsina moa ???
Diam's :zany ny andry rehefa mihinan-drery :-P ,tsara ho andry ny dubonné,mendrika ho andry ny tai-kafé :- :-P (l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.108