Fikolokoloina tarehy

21. ari.malala ( 16/06/2008 07:21)
Za mou zany sad ts mampiasa produit fa sad lafo b izy ireny no ts takatry ny fahefa-mividiko, no atahorako sao misy fiantraikany am hoditra fa neninay nomen'ilay tantine izay produit d lasa feno panda b amizao! fa zavatra natoraly toy ny zavokà sy votabia (tsy maketaketa izany aky ry tess a!) no nataoko! azo atao iany koa hono ny manao evoka ranona persily (persily 1 fehezana no ampangotrahina am rano d misarona ao enoa zany d d le entona iny no manadio tarehy. Hay ve ts tsara ny manasa tarehy am rano e! d in no anasanaa azy am maraina raha ts manana lotion rireto?
22. sakaizakely ( 16/06/2008 08:22)
Mila hydrater-na tsara ny hoditra mba hijanona halefadefaka tsara. Mila crème hydratante. Io crème io tsy hiditra any anaty hoditrao anefa raha tsy madio tsara, noho izany dia mila diovina ny hoditra : démaquillage na sasana rano

1° lavage gel sans savon ireny satria ny savony koa mi irriter hoditra na démaquillage

2° tonique na lotion

3° crème hydratante

4° option : ny makiazy

5° obligatoara : ny fiarovana @ masoandro.
Ny masoandro dia tena manimba dia manimba hoditra, ary ny masoandro no fototry ny kanseran\'ny hoditra voalohany indrindra. Ny panda dia karazana melanome ihany, ny olona any am tany mafana ihany no tena voany raha mandinika ianareo. Tsy avy am ny crème velively ny panda, raha tsy hoe crème tsy haihay angamba

Rehefa crème hydratante dia miaro foana izay fa tsy manimba tarehy izany. kendreo fotsiny rehefa hampiasa ihany, mba ho produits de marque fantadaza satria manaraka cahiers de charge ireny, no sady misy contrôle dermatologique koa, exit ny vita snou ohatra

Ho an\'i Yonika ny torohevitro am zao hafanana be any aminy izao, manaova satroka large bord ireny, na mitadiava crème hydratante misy protection solaire

Ny crème hydratante dia karazan\'ny hoditra grasse, sèche, sensible, normale sy ny arakaraky ny taona (peau jeune, vieille peau :-D :-D :-D :-D :-D ) kamboko zany, peaux mâtures mila mampiasa antirides vers 30 taona eo zany e !

Ny ahy ampifandimbiasako ny lait démaquillant sy ny gel nettoyant satria tiako ilay manasa tarehy am rano, indrindra @ alina. Clarins ny ahy no ampiasaiko am zao, lait démaquillant velours + tonique peaux mixte

ny crème ampiasaiko indray dia ireny misy protection solaire ireny no ampiasaiko rehefa été Dior HydrAction Visible Defense SPF30, rehefa eny am plazy de ampiako Capture SPF 35 Dior koa isaky ny 2 ora sady am zay za mbola manao satroka be foana.
Ny ahy ny masoandro no tena iambenako ny tarehiko.

PS : tsy manasa tarehy am rano angamba Beyoncé no tiany ho lazaina, fa raha ny makiazy be am tarehiny io mila fandiovana isanandro io
ah l\'hypocrisie féminine :-D :-D :-D
23. sakaizakely ( 16/06/2008 08:24)
:{ :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{ :{
njekakiko ôôôôôôôôôôôôôô lavabe ritony e :-D :-D :-D :-D :-D
tokony nozaraiko 3 :?
24. celesy ( 16/06/2008 08:34)
za de zatra mapiasa pandalao sy diprosone teo aloa de rehefa nijanona ao de mainty be ny terehiko de nade tamin'ny panao terehy za de nanao masque s de atao rano mangotraka ilay izy tsy fatatro fa ilay etona mafana iny ataony @ tarehy de nomeny produit izay amidiny 50.000fmg ny boite ny pandalao iny tsy fatatro ny anarany de ECRA SOLAIRE vidina @ farmasy izay somary nazava kely fotsiny nomeny savony SOA no sasana tarehy 2 fois/ jour efa ho 1.000.000 fmg no lany ko taminy zay, ny vadiko efa sorena be minjery ahy @ tache be ne voloko efa lany ny tena aloha efa 41 ans de nampiasa creme G G ohatra mazavazava izay nefa ride indray no mipoitra eo @ andrina sy eo anelanela maso roa ampiasaiko koa io botox io sao mety sa ahoana?
25. xxx ( 16/06/2008 08:42)
ari.malala:

Za mou zany sad ts mampiasa produit fa sad lafo b izy ireny no ts takatry ny fahefa-mividiko, no atahorako sao misy fiantraikany am hoditra fa neninay nomen'ilay tantine izay produit d lasa feno panda b amizao! fa zavatra natoraly toy ny zavokà sy votabia (tsy maketaketa izany aky ry tess a!) no nataoko! azo atao iany koa hono ny manao evoka ranona persily (persily 1 fehezana no ampangotrahina am rano d misarona ao enoa zany d d le entona iny no manadio tarehy. Hay ve ts tsara ny manasa tarehy am rano e! d in no anasanaa azy am maraina raha ts manana lotion rireto?


Tsy dia tsara ny manasa tarehy @ rano ka
Ny produit homeopharma tsy dia lafo , sady hitako tsara, misy gamme complète mihintsy lait + lotion + crème du jour + crème de nuit

Ilay menaka pandalao sy ny karazany ireny no hitako fa tsy dia tsara : mahery loatra satria fanafody anie no afangaron-drizareo hanaovana azy e
26. ni81 ( 16/06/2008 10:49)
za de zatra mapiasa pandalao sy diprosone teo aloa de rehefa nijanona ao de mainty be ny terehiko
Io ilay noresahinay sy tess tery ambony. Ireny misy diprosone, na betneval, na locasalène sns...ireny no tena manimba ny tarehy fa tandremo. Ny maman'ny namako koa dia lasa pandaina mihitsy fa nanao ireny produit mifangaroharo ireny.
27. nikah ( 16/06/2008 11:30)
Miankina @ hoditavan'ny tsirairay ny fomba fikarakarana tarehy.
Misy ny tsy manao ninoninona fa juste manasa tarehy fotsiny ,surtout raha peau seche.Fa raha ho an'ny peau grasse kosa dia mila manasa tarehy @ savony ,maraina sy hariva ,mila mampiasa lotion manala ilay menaka mivoaka @ tarehy.Matetika ny peau grasse tian'ny mony saingy maharitra kokoa ny fiketronany .Ny peau seche in-1 dia malama foana tsy misy mony fa malaky kokoa ny ride.
Raha hampiasa produit @ tahrehy dia tsara aloha ny mamantatra ny typen'ny peau nao vao mihosokosotra.Sinon,mampiasa produit naturel toy ny atody na voatabia etc....Ny masonjoany dia tsara koa @ ride.
Fa raha efa be kosa aloha ilay ride dia tsy maitsy mampiasa ny creme ihany e!
Tandremo anefa une fois mampiasa creme isika vehivavy dia tokony tsy ho hadino ny protection solaire.Ary tsy tsara ny mapiasa creme be loatra raha @ andro mafana(été)
Yonika,henjano @ tapotsin'atody kapohina asiana ranomboasarmakirana,2fois par semaine ny anao,akoatr'izay creme antirides hafa ataonao .Manala ride io.
Mba andramo kely
28. diamondra27 ( 16/06/2008 11:33)
ho anareo any dago dia mandalova ao amin ny estheticienne manakambahiny akaiky ny Epp fa tena mahay le sipa ao

Tam le fihaonana tamiko iny zao de efa nanao pv tamin ny namana vavy tao izy de natorony doly we zao sy zao no mety amindry


arimalala : fa taiza koa ndry tsy nanao pv tam le estheticienne tamin 'io e

de isaorana manokana i angotiko fa any aminy ny lakile

de ho an izay te hanao fitness sy volo koa de mbola manasa anareo handeha ao e
de kiss b ho an'i angotiko :-* :-* :-* :-* :* :* :*

resaka fitaizana vatana daholo zany fa na tsara toa inona aza ny tarehy fa misavoritaka ny volo de tsy mety rankizy a :lol:

lasa HS ve za?
29. karinah ( 16/06/2008 11:35)
xxx> tsy dia tsara ny manasa tarehy @ rano hoy ianao, tsy oe manimba tarehy
akory ny fanasàna tarehy @ rano fa tsaratsara kokoa raha zavatra hafa eau nettoyant, gel, lotion, sns e! Ilay zandriko vavy iray izay dia tsy mba nanisy inin t@ tarehiny mintsy eny fa na dia oe zvt natoraly aza (concombre, voatabia, etc..;) anefa aminay mirahavavy avy, izy no madio tarehy indrindra! ka tsy dia mitombina lotra lay oe "tsy dia tsara"!!. :P
30. diamondra27 ( 16/06/2008 12:16)
ka zay wa consulter aloha vo manao an zao sy zao fa vao maika smba eo ny tarehy
31. lili33 ( 16/06/2008 12:29)
ny ahy ndray ry reto de zao no mba hevtra homeko anareo @ fikolo2 ny tarehy an!!! ny creme mba fadio :? fa halohan'ny hatory sy rehefa mifoa maraina ianao dia sasao @ rano glace ny tarehy de ts kosehina akory fa ohatran'ny manakobana fotsiny de ho hitanareo eo ny valiny andramo 1semaine fotsiny ange eee! de in-1 rehefa mba manasa loha vao mba mikosoka ny terehy !!!!........de ty ko hevitra 2 ra tianao :ampangotray ny rano!de rehefa avy mangotraka tsara iny de sokafy ny saron'ilay vilany de ny tarehinao no tonga de atao mandray le entona mafana be iny de afaka 5mn eo !!!! de maka aina key 2mn indray ianao @ilay tarehy tsemboka be iny de mandraisa @ izay avy eo lamba malemy coton toy ny tee-shirt!!! fadio ny mamafa tarehy @serviette!!!
32. xxx ( 16/06/2008 12:59)
Ho ahy peau sèche aloha tsy tia rano ny tarehiko e , na mafàna na mangatsiaka
33. ari.malala ( 16/06/2008 13:28)
diamondra, teo ky za a! nanontany anazy mints za tamin'iny d no teniny we efa mila manao antiride :-P :-D :-D :-D :-D :-D

lili33, rano glacée??? 8O 8O 8O ko ts loza??? ndrindra amizao ririnina izao!! tena mifona ah kle :roll: :roll:
34. tess ( 16/06/2008 14:45)
ari.MALALA: ny tiko lazaina hoe maketaketa be anie ka ! zà saro-drikoriko be e! ka raha vao ny tarehiko no maditidity am zvtr izany na vokazo na legioma na zvtr hafa dia tsy haritro fa sasàko na fafako tanteraka, ka tena tsy voako lay mihosotrosotra ireny tomate karoty snsn ireny :-D :-D :-D
efa hatry ny tam mbola kely mitsy hono zà otrzay, rehefa mihinana manga de tsy mikasika ny tanana fa ny vava no mikorikory izay tratra eo de refa fotetaka be hono de ajanoko hihihih


sakaizakely: hummmm tena hainjy mitsy ary marina dool ny fanazavàna, tsy maninona na lava aza fa ilain'ny namana vehivavy ato io....

celesy: injay ary .....io panadalao sy melanzilanzy io ratsy be, aleo aza tsy mihosotra , marina e!

ni81: io mitsy no noresahitsika roa ....misy crème hafa izay wa fa tsy tadidiko ny anarany....maha be volo tarehy be hihihi


ny ahy ndray ry reto dia koloiko tanteraka ny tarehy ah!
samy hafa be mitsy rehefa nanao crème de nuit iny sy ilay tsy nanao....
tsy hoe aingitraingitra fa tena sakafo ho an'ilay hodi-tava mintsy e! ny vatana aza asina crème anie ry zareo e! fa io arakaka ny hoditrao ihany ny crème ampiasainao, izaho tsy miova an'io nolazaiko io fa mahatsara ahy ary efa 13ans zay zà no nampiasa azy.....ny sport kou zà zao 13ans tsy nitsahatra hatramzao.....

ny resaka volo araka ny nolazain'i diam ndray dia marina mitsy io, rehefa ny volo no ratsy dia tsy mivoaka ny zvtr eny aminao na ny kely aza, namana akanjo marika tahaka inona aza na manao makiazy milay be aza rehefa ny volo no tsy any de e! e !e !
fa ny ahy aloha tiko ny bango saritaka e! manendrika ahy tsara....

lili33: tsy marina izany hoe tsy tsara ny manao crème alohan'ny hatory, inona fotsiny ary no ilàna ilay hoe crème de nuit, entina matory izy vao maika tsara.....


:-D
35. ikaretsaka ( 16/06/2008 15:22)
aza sasana izany ho'a ...manosotra fotaka an'io aza hatao ko sasana @ ahoana
36. ni81 ( 16/06/2008 17:52)
ni81: io mitsy no noresahitsika roa ....misy crème hafa izay wa fa tsy tadidiko ny anarany....maha be volo tarehy be hihihi
Sao dia ilay hoe pandesory? Toa nisy an'io koa fa mamerina mitadidy aho eto :-D
37. tess ( 16/06/2008 19:27)
kalou tadidiko de soratako eto fa toa tsy io ka! hihihih
38. ari.malala ( 17/06/2008 05:49)
ts haiko aky fa za nanao zavokà tam vina mou in fa ts maditidity zany a! otran'ny crème iany le iz :°) d nanao voatabia kou zao za fa ts manin mints:-P fa samy manana ny fahazarany iany koa alou io e!
39. ni81 ( 17/06/2008 08:39)
Raha tia ahalala ny hoditrao ianao dia midira ato. Dia misy karazany fanadiovana sy masque sns... koa ao. Dia mazotoa e!
http://www.embellys.com/ptestpeau.htm
40. endrika01 ( 17/06/2008 09:11)
lili33:
ny ahy ndray ry reto de zao no mba hevtra homeko anareo @ fikolo2 ny tarehy an!!! ny creme mba fadio :? fa halohan\'ny hatory sy rehefa mifoa maraina ianao dia sasao @ rano glace ny tarehy de ts kosehina akory fa ohatran\'ny manakobana fotsiny de ho hitanareo eo ny valiny andramo 1semaine fotsiny ange eee! de in-1 rehefa mba manasa loha vao mba mikosoka ny terehy !!!!........de ty ko hevitra 2 ra tianao :ampangotray ny rano!de rehefa avy mangotraka tsara iny de sokafy ny saron\'ilay vilany de ny tarehinao no tonga de atao mandray le entona mafana be iny de afaka 5mn eo !!!! de maka aina key 2mn indray ianao @ilay tarehy tsemboka be iny de mandraisa @ izay avy eo lamba malemy coton toy ny tee-shirt!!! fadio ny mamafa tarehy @serviette!!!
Lili33>niresaka serviette ndry dia nahatsiaro an lay sipakely niara-nanao tennis taminay aho.Tsemboka be izy,de ny saky d sipaoriny navelany tao @vesitiérany,de le serviette tety amiko no namafany tarehy,nitomany be izy t@io fa nangirifiry be ny hoditavany;de zao le izy mamariparitra mainty misy panda nefa izy tsy mba mampiasa produit,de ozizy aho anakam-po we ,angamba niendaka ny hodi-tavany dia nitsofoka t@mason-koditra le hatsembohana de de zay no nahatonga an le panda:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5241