Fikolokoloina tarehy

1. yonikafopl ( 15/06/2008 10:56)
Par Don't Miss Dontmiss - Samedi 14 juin, 14h35Quand on demande à Beyoncé quel est son secret de beauté, elle répond :

(Publicité)
"J'ai une belle peau parce que je ne la lave pas..."

On a quand même du mal, sur ce coup à la croire...

Article original + photos et bios


http://fr.news.yahoo.com/dontmiss/20080614/ten-beyonce-knowles-un-secret-de-beaute-a4307fe.html

Za kou de tsy mba manasa tarehy zany hatramzay, na manasa loha aza dia coton sy eau potable na eau de rose no ampiasaiko hanadiovako tarehy. Fa zao efa mandroso izao ny taona dia otran hitako mipoitra avy any ny ride, matahotra ny hampiasa produit nefa za, mampiasa concombre na voatabia na pomme za ndraindray.

Inona no torohevitra azonareo omena? ary ny anareo ahoana no fikolokoloinareo ny tarehy??

2. tess ( 15/06/2008 12:54)
henoko aloha hoe io manasa tarehy lava am rano io tsy tsara....
izaho koa tsy dia manasa tarehy firy fa ndraindray ihany;....
zà aky ry yonika tsy dia tia kihosotrostra voatabia e! cocombre e! sady tsy tiko lay maketaketa am tarehy ireny hihihihi
ny ahy crème du jour sy crème du soir ihany dia ampy....mba omeko sakafo an'ireny ny hodi-tavako dia mety tsara...ankoatra izay tsy asiko nin nin.....
zà mampiasa crème anti-ride du jour sy anti-ride soir aky ah! ka asa na ny fampiasako an'io alohan'ny hipoitran'ny ride no tsy mampisy ride ny tarehiko :-D zà tsy mampiasa mask na serum izany fa io menaka io ihany.
tandremo fa io zatra miketrona lava io anie mapa-be ride e!
olona mora miferinaina , olona mifoka sigara , mahatonga ride malaky ireny...
rehefa hariva mi relax iny njy dia mampiasà crème de nuit de masser-vo en meme temps ny tarehinjy iray manontolo iny, ny ampitso bonne mine be...
ny crème fampiasako dia io l'oréal io ihany hatramzay ka hatramzao fidely amin'io izaho....ary tena mety amiko alou..... :-P
3. tess ( 15/06/2008 12:55)
oupsss! crème de nuit mantsy e!...de rehefa mandro iny aho manao gommage
2 fois par semaine angamba....de zay fotsiny....
4. yonikafopl ( 15/06/2008 14:00)
omeo sopapa am le anaran le izy we akia ry tess, fa za manko tsy mahalala mintsy nge ee, mahita am tele za fa tsy haiko, sa ve mila manatona dermatology vo mampias aanreny? mba omeo conseil aki aaa
5. tess ( 15/06/2008 14:20)
anarana inona aky ni tedavinjy...raha ny tokony ho izy alou de aleo mande manotany dermato fa tsy mitovy mantsy ny peau ny tsirairay de mety efikasy amiko anefa tsy efikasy amindry, ny ahy ho aho io marika l'oréal io no ampesaiko....REVITALIFT- NUIT
REVITALIFT-JOUR
fa tena mety amiko ka!
zà tima manao makiazy dia iny crème du jour iny ihany no tsindriko ny fond de teint après raha manao zà, marika VICHY eny am pharmacie ndray lay fond de teint.....misy ref.isakankarazany ny couleur araka zé mety amindry.. soleil zao no tena mety amiko ny couleur ny fond de teint....
dia rehefa mi demaquiller njay zà dia LAIT DEMASUILLANT DIADERMINE io foana no ampesaiko...otran'ny tsy tiko raha miova fa efa zàtsa an'io zà.
Izany hoe tsy nanandrana ankoatra ireo aho satria tondé nety tamiko ireo dia aleoko fidely am prduit! :°)
6. endrika01 ( 15/06/2008 14:50)
raha resaka menaka sy ny sisa atao am tarehy ireny anki zah tsy mahita ho lazaina,fa ny ahy dia sasaiko in-2 isan'andro;ny maraina @rano mangatsiaka tsy sasaina @savony,ny hariva alohan'ny hatory sasaina am ny rano matimaty,tsy sasaina @ savony fa rano simple tsisy fangarony.De zay tsisy mony,sady malefaka!ny produit hono mora mampiketrona ny hodi-tava!hi hi hi hi tsy haiko aloha e! :-P
7. tess ( 15/06/2008 15:09)
non! kosa e! efa elabe zà no nampiasa io crème l'oréal io efa plus de dix ans fa tsy misy miketrona na ny kely aza alou zao :wink: mandina aokizany ny tarehy, ny vatana aza asina crème kou ny tarehy ndray ve no ts yasina:-p
ny mansa tarehy indroa isan'andro zany ry endrika mety tsy tsara ah! :-P :-P
8. diamondra27 ( 15/06/2008 15:33)
arakaraky ny hoditavan 'olon io ngamba akia a
ny ahy zao tsy mba nosorako izany creme zany mihintsy fa vao nasiana de nisy point noir manomboka niseho , de aleo ngamba manatona estheticienne ihany alohn ny hanovana zavatra ka

le ride kosa angmba tsy maintsy karkaraina

fa mba tsara v le mnao lifting reny e. le tsindromina sns de we pulpeuse ny molotr


9. tess ( 15/06/2008 15:39)
:-D :-D :-D hitsindrona colagène am molotra ho aiza ndray ry diam ah!ny vazà manify molotra kely no tsara manao an'ireny fa tsika efa natoraly pulpeuse tsara ny molotsa tsy mila an'ireny :wink: :-D
ny botox hono efikasy ho an'ny ride am tarehy fa ny faritra ambony am tarehy no mety , ankoatra izay vola very fotsiny fa tsy efikasy.... ny andrina misy ride kely miketrona dy ny ambany maso ambony maso iny fa ny eo am manodidina ny vava sy ny takolaka toa tsy efikasy ny botox....
10. ni81 ( 15/06/2008 16:06)
raha resaka menaka sy ny sisa atao am tarehy ireny anki zah tsy mahita ho lazaina,fa ny ahy dia sasaiko in-2 isan'andro;ny maraina @rano mangatsiaka tsy sasaina @savony,ny hariva alohan'ny hatory sasaina am ny rano matimaty,tsy sasaina @ savony fa rano simple tsisy fangarony.De zay tsisy mony,sady malefaka!ny produit hono mora mampiketrona ny hodi-tava!hi hi hi hi tsy haiko aloha e!
Tandremo fa be dia be no lasa feno panda na lasa mena be foana ny tarehin' ny oul nanosotra menaka tarehy tany dago (tsy ny crème lazain'i tess akory an) satria asiany karazana fanafody vidiana any @ farmasia, izay marihina fa misy cortisone ny ankabeazan'ireo fanafody ireo.
11. karinah ( 15/06/2008 16:08)
yonik: mety tsara rah manao gommage 2x/sem, dia io voalazan'i tess io oe crème jour et nuit de ampy + lotion, ny lotion iny ihany no atao fanadiovana ny ahy fa tsy mba mikasika rano raha tsy manasa loha aho angaha! ny ahy ny lohako mantsy tsy sasaiko isan'andro fa elanelaniko 1andro, fa mihintsana be ny voloko vao vantany asiana après shampooing,hmmm
Fa rah mahavatra an'io voalazan'i tess io marina klou tena madio ny tarehy! ilay manasa tarehy @ rano fotsiny indray hitako mety am sasany moa tsy mety am sasany, sahala amin'ilay zandriko izay, de tsy mba nanosotrosotra inin zany mintsy izy na de oe lotion fotsiny aza, madiiiiiioooo beeee foana anefa ny tarehiny,izy koa moa efa somary fotsifotsy rahateo ary dia iomezany fotsiny ah, mivadik'ati-doha mitady crème hanadiovana ny tâches sy ny point noirs!!
Ato izao za feno mony be indray @ finanana sakay isaka ny mambotra nems!! hihi!
12. tess ( 15/06/2008 16:11)
ni81: sady maha be volo tarehy be lay menaka amperahina am mpandalao ireny! tsy haiko fa misy namako nitady tany am farmasia hampiasa azy aty satria fampiasany tany dago, tena malama sy malefaka be ny tarehiny fa nividy foana tao am farmasia izy de bedin'ilay mpivarotra hoe normalement mila tts avy am doc ity crème ity fa tsy azo vidina amzao, fa ataonao in??,de nazavainy...zay vao loza fa mampanify ilay hodi-tava lay izy no naniry volo be ny tarehin'ilay sipa hihih tsy mimé loza...
maha be panda be ireny menaka melanzilanzy ataon'i vevavy any dago ireny fa tandremo.....sady toa mampitsovaka be no mifotetaka be lay menaka! tena hita mitsy hoe nihoso-menaka hihihih
13. endrika01 ( 15/06/2008 16:16)
tess> marina ankia lay lazainjy fa i oliviah mampiasa an le
diadermine ph5 rose rose zay lay boity,ny tarehiny raha vao mihinana sôkôla dia feno mony be de be,de io no mampalandina sy mapa-tsara tarehy
be anazy,sady nanala ny tasy rehetra t@ tarehiny!mba handramo ihany,fa efa misy an'io any Dago(DIADERMINE PH5)

tena mahomby!fa zah aloha tsy mampiasa produit na savony zany mintsy,
satria tsy hay zay effet ny reny refa sendra tapaka tampoka! :)
14. ni81 ( 15/06/2008 16:28)
Tena mahavolomboloina mihitsy ireny menaka ireny ry tess a :lol: Fa misy namako koa aty dia reo manafatra any dago foana raha vao lany, dia zà nanao hoe nareo dia te handany vola @ paositra nefa ny produit aty frantsa ny maso no vizana mandinika izay ho safidy.
Tsara koa ny manao masque in-1 isan-kerinandro @ ny argile verte: raha toa ka peau sèche dia asiana kely huile d'amande douce, fa raha peau grasse na peau mixte dia atao amin'izao. Ohatry ny avy nanao masonjoany rehefa avy eo :)
15. tess ( 15/06/2008 16:47)
ny manasa tarehy am savony ratsy fa aleo sasàna am rano tsotra, juste manala lay taimaso mifotetaka iny no tsy haritro hanasàko ny tarehiko sinon tsy de manasa tarehy aho satria tsy tsara ho an'ny tarehy hono ny manasa tarehy am rano lava hihih...
ny savony hoy aho mampakinakina tarehy be izany no miofakofaka be avy teo....
endrilka: ka ny ahy ny lait demaquillant ampesaiko diadermine fa mety amiko tsara mitsy aloha fa raha mampiasa zvtr hafa aho de otran'ny tsy azoazoko izany, azo lazaina hoe io ihany aza no hanasako tarehy, tsy sasana fa maka coton disque demaquillant ireny de asiko kely eo ambony de iny no handiovako ny tarehy....
fa io efa nolazaiko io ny secret de bôtéko hihihi ny menaka hiarovana ny tarehy izany.....ny lehilahy aza manao crème de nuit kou miady varotra be knou! :-D samy manana ny azy fa aza mifanmpikitika hihihih
16. tess ( 15/06/2008 16:50)
ni81= ié ny hakamoako fa manana mask argile verte aho fa mila fotoana tsara mitsy i madama de lay fotoana mitsy no tsy ampy.....
mafinaritra ny mikarakara ka! :-D :-D :-D
inona moa ny anaran'lay menaka maha be volo?????
17. ni81 ( 15/06/2008 17:33)
ni81= ié ny hakamoako fa manana mask argile verte aho fa mila fotoana tsara mitsy i madama de lay fotoana mitsy no tsy ampy.....
mafinaritra ny mikarakara ka!
20mn ihany dia efa ampy ange e :)
inona moa ny anaran'lay menaka maha be volo?????
:-D :-D Raha zà efa voloina ity dia angamba vao maika lasa toy ny rajako eo:-D :-D
Misy ilay atao hoe: pandalao (vitan'ny FARMAD) ka asa koa na mahavoloina , pandio, ody panda zozo (ireo tsy haiko izay mpanao azy), fa ny sasany izay amidy (ao Ambodinisotry tena feno) @ ireo fivarotana madinidinika ireny toa tsy misy anarany.
18. tess ( 15/06/2008 19:15)
:-D :-D :-D menaka tsy misy anarana
19. yonikafopl ( 15/06/2008 19:54)
tess hihihihihihihih

manatona dermato marina ngamba no mety zay vo mampiasa ze ampiasaina fa ra otrana tsinn efa tara be zay za vo mieritreritra ny hikarakara , efa nipoitra ny ride zay vo nikoropaka. So de mampiasa produit eo vo maika ngamba RidEe be ny tarehiko e!
20. tess ( 15/06/2008 20:24)
hihihih! aleo izay e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3666