Tena raha misy lalana angamba aoka fotsiny

1. niryna ( 06/06/2008 03:53)
Ny fiara rehefa tsy tiana na manomboka ho ratsy dia sarotra be no mitazona azy,tsy mba toy ny any amintsika,azo ampiasaina hatramin'ny fanaovana fatam-pera. Ny aty ny tena indray no miantso izao rehetra izao hoe mba alaivo ny fiarako dia omeny vola kely fotsiny ...Raha mba misy lalana amban'ny tany angamba mandefa ireny fiara ireny aty amintsika dia aoka fotsiny.
novalian'i niryna ny 28/08/2008 21:33
2. Herimiafina ( 24/08/2008 00:25)
Maninona raha omena garage? Izany no fanaon'ny olona aty aminay rehefa ho avy ny ririnina ka voafetra ny parking lot, dia alefany any amin'ny garage ny fiarany dia mahazo 60dolara izy avy eo. Na koa any amin'ny casse. :roll:
Fa raha izaho manokana klou, tsy interressant ny mandefa ny fiara aty any Dago e, hafa mihintsy sady lavitra loatra ka lafo be, fa raha ao Europa kosa dia possible tsara. :^)
3. niryna ( 28/08/2008 21:33)
Herimiafina:

Maninona raha omena garage? Izany no fanaon'ny olona aty aminay rehefa ho avy ny ririnina ka voafetra ny parking lot, dia alefany any amin'ny garage ny fiarany dia mahazo 60dolara izy avy eo. Na koa any amin'ny casse. :roll:
Fa raha izaho manokana klou, tsy interressant ny mandefa ny fiara aty any Dago e, hafa mihintsy sady lavitra loatra ka lafo be, fa raha ao Europa kosa dia possible tsara. :^)
marina izany,
tsy ny fiara ihany fa na ny fanaka koa aza dia misy toerana mpaka ireny ary
misy olona mitondra fiara lehibe aty amin'ny alina ka raofiiny daholo ny fandriana simba dia amboariny indray ...loza ity raha feno biby ilay fandriana ? dia toa lasa vaovao indray fa ny hivarotany azy no tsy fantatro aloha e.
misy koa fikambanana mandray ireny fiara efa ratsy ireny satria andoavana vola raha mipetrapetraka eny ary dia anasorana ny tax alohanao amin'ny fanjakana io amin'ny faran'ny taona .

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2172