barea-botswana en differé anio alina

1. ravatorano ( 04/06/2008 12:31)
mandeha ao amin'ny MBS en differé ilay match izay nikatrohan'ny BAREA-BOTWANA farany teo iny anio alina amin'ny folo ora na 22h00
mazotoa ary miari tory e
:D
novalian'i ratonga ny 04/06/2008 13:46
2. kiadi ( 04/06/2008 12:56)
ka zahay tsy mahita ko
3. ratonga ( 04/06/2008 13:46)
aona tokoa no azaona mi-kapté any frantsa ny télé avy aty dago, sô dé mba misy hafaka manomé sopapa :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1782