fanaka (salon) mora vita gasy nefa tsara

21. fahamarinana ( 04/06/2008 10:12)
:arrow: kiadi : :-w :-w o^o (l)
22. ari.malala ( 05/06/2008 08:15)
kiadi, mangalà kalou megafone d mitabataba be ery am 13mai eri enao fa mety hahita fanaka malemy bedabeeeeeeee mits, enao ndray no ts hahita izay hasina azy :-P
23. kiadi ( 05/06/2008 11:38)
ba omeo fanaka malmy zah ry reto an :-D
24. Papoose ( 06/06/2008 02:36)
mitady 69 ko ty rainy ty!
25. kiadi ( 06/06/2008 14:45)
anga misy fanaka 69 ry papozzy ?
26. xxx ( 09/06/2008 10:50)
nakao @fanaka ambinintsoa zà t@wikend teo dé mivarier entre 4.9 et 6.5 millions fmg lé salon any.afaka micommande dé 1 semaine ny délai de livraison.misy modèle tsara ihany.fa zany oe zà bola te iala nenina.asa misy mahita hafa kou ve eto?
27. ikaretsaka ( 10/06/2008 13:43)
fa miresaka ity salon salon ity ihany... fa maninona kay no hoe "cuir" foana vao azo lazaina hoe milay
28. fahamarinana ( 10/06/2008 13:55)
:arrow: ika : atao hoe mateza angambany satria sarotra ho rohitina... (l)
29. ari.malala ( 11/06/2008 13:41)
xxx ery Betongolo ery misy mpivarotra izay, tsy tsaroako ilay anarany fa malaza be izy! de eo Ankorahotra iany koa misy, d ny RG iany kou misy eny Ampasamadinika,

Tsy haiko ny itiavan'ny olona salon cuir fa za ts d mahazohazo! nenà le lamba velour reny no tena tiako!
30. yonikafopl ( 11/06/2008 14:24)
Le salon cuir ra amiko kalou de tsy mora maloto sady mora diovina ee
31. fahamarinana ( 11/06/2008 16:20)
:arrow: yonika :ka raha any dago mety ho sarotra sy lafo ihany koa ny ahitana produit hanadiovana sy hi-proteger-na lay cuir..nefa moa inona no tsy hita eny behoririka izao raha tadiavina sady azo atao hoe abordable ny prix,raha efficace tsara koa.
ari.malala :miraikitra tsara ny vary masaky ndry eo ambony vilory zay vao hanahirana ny manasa azy fa lasa misy matsatso lay couleur..(l)
32. yonikafopl ( 11/06/2008 20:33)
sady ny salon lamba nge mora mandray loto sy fofona eeeee
33. sakaizakely ( 11/06/2008 21:18)
ny salon lamba nge mora mandray loto sy fofona eeeee


:-D :-D :-D :-D :-D

zay mantsy
hitako am ny ahy sady ataon'ny ankizy fa solaitrabe de feno soratsoratra no efa nandoavandreo tam vo kely, nirarahan'ny ranomamy sns... soa ihany fa dehoussable de afaka sasàna
34. ari.malala ( 12/06/2008 07:33)
na cuir na lamba misy defauts daolo ko! hihihi! refa antitra kou nga ny cuir nareo tsy le makamo b reny ny mijery anazy hihihih!
35. tisera ( 21/06/2008 17:19)
izao vao hitako ity dinika ity , ny any dago hazo no tena tsara , ilay zafimaniry eo ambohijatovo ange tena hafakely mihitsy é! sady mateza an! misy maintsy dia misy couleur naturelle....
36. Ratoa ( 05/08/2008 15:15)
ny ahy aloha dia bois massif vita gasy ihany no tiako, siokotra ne malama, tiako daholo, ilay hita mihitsy hoe voaboana tsara ity. Dia tissus d'ameublement. Ny cuir rehefa reraka dia manjoretra. Ny hazo rehefa antitra vao tena milay, ary raha vita tsara izy, soloina fotsiny nylambany dia aoka êêêê!
Ny fanaky dadabe sy nenibenay (efa maty 1959 sy 1971) mbola milay hatrizao na buffet izany na latabatra sy seza na salon. ny lamba no soloina isaky ny 5 na 7 taona eo eo. Gasy ka manja êêêêê. Dia ny vaisselle-ny koa mbola voatahiry tsara.
37. jomifa ( 02/09/2008 16:46)
Salama daholo!
Izay vao tafiditra aho ary tene liana @io resaka fanaka mora vidy io.
Efa betsaka ny mpanao fanaka gasy zao fa mila mijery tsara sy mamantatra tsara satria zahay izao dia efa tena voadoana matetika satria hay bozaka sy bourage no tena betsaka mampiasa ao anatiny nefa eny @ireny magasin lehibe ireny(fa tsy coum kory an!). Efa intelo izao zahay no niova salon fa izao vao afapo. Tao @ art du meuble zahay no nividy farany ka tena faly sady ry zareo manao izay modely tianao. Ny azy koa nefa tsy ratsy ny modely efa misy ao.
38. tiris8786 ( 17/03/2015 14:27)
marina tokoa ny voalazan'ny sasany eo ambony. Any Dago dia tsy hahita salon cuir mora na abordable izany raha véritable. Aty ivelany aza tsy latsaky ny 1500$ ohatra nefa arakaraka ny habeny sy ny poziny etc. indraindray koa mbola olana anankiray ny any Dago hoe véritable tokoa ve ? qualité tokoa ve satria lafo be ? sarotra inoana. Mety misy ihany anefa ny modely hafa tsotsotra abordable fa tsy cuir ohatra azonao hidirana izany hoe tsy ratsy nefa koa mba hita hoe misy endriny any amintsika.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9997