Stage de sensibilisation sécurité routière

1. mariah ( 29/05/2008 19:34)
Rehefa maninona kay no mahazo io voalaza @ titre io avy @ tribunal?
Misaotra anao manoro
novalian'i milaibe ny 31/05/2008 07:19
2. milaibe ( 29/05/2008 20:51)
ny permis anao mitotaly 12points fa ny jeune conducteurs taty aoriana 6points fa miampy 6poins rehefa tsy nanao lozam-pamoivoizana 3 taona aty aoriana ka nisy hadisoina nataonao teo ampintodrana fiara (tsy nanao fehikibo ohatra -4 angamba ny points zay na tratra nitelefonina ko sns) dia mihena foana ny 12 points ka raha efa ho roa sisa izy zay dia mahazo io ttsy tribonaly io ianao ka izy io stage 150Š à200Š eo na ianao no miantotena na ny mpampiasanao raha mila fiara ny asanao (commercial, vip ,livreur..)
3. menalamba ( 29/05/2008 20:58)
Rehefa niongotra ny "points" ka eo amin'ny ankiroa sisa tavela fa nandé mafy na nanao fahadisoana(mijanona @ toeran'ny kilemaina ohatra)....de fitedavam-bolan-dra fanjakana dôly io ,fa eo @ 240 euro no saran'ilay stazy 8-) dé mahazo points efatra indray avy eo ,mandra paha tratra indray... :lol:
4. ainaheri ( 30/05/2008 04:38)
Le izy aza misy manao afera ,tsy miatrika stage akory ry lerony kanefa d minday points 4 refaveo,mailo fotsiny,tandremo fa @ reny feu reny misy sivily mody mijoro eo mitily zay mi-bruler feu rouge an,ny akamany zany miandry anao ery alou ery :twisted: :twisted:
5. xxx ( 30/05/2008 05:49)
dia raha vita ara-dalàna ilay stage dia avotra ilay point dia aza adinoina ihany koa ny miverina any @ prefecture fa remboursé-ny hono io 250€ io(tsy haiko tsara aloha na ohatrinona tokoa fa honohono daholo izany an,fa mba anontanio ihany sao mba marina) :)
6. mariah ( 30/05/2008 06:38)
Misaotra ny valinteninareo rehetra fa dia izay izany ilay izy e! deux points sisa dia mila manao stage maka 4 points.
Dia ahoana no hahatongavana ahazoana douze points indray sa hoe rehefa tsy misy n'inon'inona dans quelques années ve dia mety hoe miakatra ho azy ilay point?
Mandreraka be koa ilay système ndry zareo! ilay point anie ohatran'ny tena mora ritra e! hihihi!
7. ainaheri ( 30/05/2008 13:16)
mariah very points hihi:
Mandreraka be koa ilay système ndry zareo! ilay point anie ohatran'ny tena mora ritra e! hihihi!


Tsara kosa amiko le systeme ee,io aza mbola misy sahy manao fanahy iniana iany fa ra atao otrany any dago kosa tsy lasa lol

8. milaibe ( 31/05/2008 07:19)
miverina ny 12points rehefa afaka 3taona taloha ka tsisy fahadisoana nataonao nandritra io vanim-potoana io fa toa 1taona izy zao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3115