zavapisotro misy alikola

1. ramna ( 29/05/2008 17:55)
ny tenako moa zany dia tovovavy mba mankafy ny divay. Fahotana ve izany? Mba misy eto amin'ny namana ve vehivavy mankafy alcool ? Sa dia croix bleue daôly ny eto ?
novalian'i sonibi ny 28/08/2008 14:23
2. pissoa ( 29/05/2008 18:09)
Za mankafy divay sy bex ... fa tsy haiko raha fahotana :-D :-D :-D :-D :-D
3. sariaka ( 29/05/2008 18:32)
rehefa trop loatra dia lasa fahotana, tsy mahalala onona amin'ny hanina sy ny fisotro, ary koa indraindray na kely aza nefa lasa haitraitra lava le izy dia mampanontany tena ihany :cry: :roll:
4. ramna ( 29/05/2008 18:48)
ny ahy dia 2 na 3 vera isan'andro . rahefa hariva avy miasa iny dia ankafiziko ery. Vin blanc doux no tena tiako. Montbazillac na refa tsisy vola de na vin du pas d'oc de ampy. De ahôna hozy ny lehilahy raha fantany hoe misotro ny vadiny?
5. ainaheri ( 29/05/2008 19:11)
Ra aveky moderasio le izy tsy maninn mitsy,fa ny farany tsy reviko ny mahita sipa mamo,hita fa tsy manaja tena na ny lahy kou aza zany!!
6. pissoa ( 29/05/2008 19:14)
3 vera isan'andro izany kosa ve tsy be loatra ... na vinaigre aza :oops:
7. simplex ( 29/05/2008 21:06)

ie
ra ohatra hoe zoma hariva na week-end enao no manao otr'zany tsy manin fa ra isan'andro sao dia be loatra...
... fa danza ihany alou enao mahavita misotro 3 vera manokana ee.
Le mirevy otran'ny tsy milay ra irery kle. Ra 1 vera na 2 fara fahabetsaka mety azoko ihany hoe tena ankafizina le taranja fa sinon tsy otran'ny mamonamonaina be ndray ve...

Tsy olana @ lelah ngambany ra tia divay enao ka. Rehefa hoe "social drinker" fa tsy mpanao mamolava... en gros, misotro any antrano na misy occasion any ivelany tsy koi mintsiny. :)

Fa divay sy bex alou tsy mampamamo e, ra tsy hoe atao fanahiniana nga :lol: :lol: ;-)
8. melody ( 30/05/2008 11:25)
ainaheri:

Ra aveky moderasio le izy tsy maninn mitsy

marina miintsy io lazainy vieforce io re... rehefa tsy manao tafahôtra sy adalana dia mety tsara tsisy olana mihintsy ny alkola :D
9. naughtyboy ( 30/05/2008 16:52)
tena marina ny koziny pissoa za klo de otranao,divay fa beks refa tena mafana lotra iny ny andro nefa mbo te iala hetaheta :-P
10. methode ( 02/06/2008 09:03)
Refa tsy manimba vatana sy tsy manakorontana ny fiaraha-monina dia ataoko fa tsy misy maharatsy azy. Ianao ihany no mandanjalanja azy. Ny fahotana amiko dia zavatra efa hita fa manimba anao sy ny fiaraha-monina nefa iniana atao ihany. Ny toe-batan'ny olona ihany koa samy manana ny azy ka tsy azo atao ny mifampitaha. Izaho izao mahafantatra olona fa raha tsy mahalany siramamy eo amin'ny 250 g isan'andro eo izy dia marary. Ny sasany anefa tsy mahazo mikasika siramamy akory.
11. cutie ( 16/06/2008 08:54)
methode
ekena :)
12. ari.malala ( 17/06/2008 08:49)
simplex:

Fa divay sy bex alou tsy mampamamo e, ra tsy hoe atao fanahiniana nga :lol: :lol: ;-)



tena za efa mamona bex 1 pot na yaourt sy divay 1vera kely ko :-D :-D :-D :-D :-D
13. methode ( 02/07/2008 14:10)
ari.malala: bex 1 pot na yaourt ve? Hihihihi! Sao de akohokely njy io?????
14. ari.malala ( 03/07/2008 13:56)
methode, hihihi, ts akohokely fa kely aina mints hahahahaha :-D :-D :-D :-D
15. 08051972 ( 24/08/2008 13:43)
Aza afangorana @ fanafody f'izay no mampamamo haingana satria zà koa efa voan'izany satria nisy fanasana tato antrano de nisotro divay 1vera fotsiny aho kay moa ka ilay fampatoriana nohaniko ny omalin'iny mbola nisy heriny fa tonga de mamo be mihintsy aho! ^^ ^^ hi!hi!hi!!!!
16. sonibi ( 28/08/2008 14:23)
pissoa:

3 vera isan'andro izany kosa ve tsy be loatra ... na vinaigre aza :oops:

atoniny ihany izany ra tsy ny zapisotro misy alikola no atao fototr_tsakafo

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7341