Ny lehilahy no lohan'ny tokantrano,na tsy miasa aza ve?

21. niryna ( 25/05/2008 19:55)
rakaroka:

'zaho aloha dia miombon-kevitra 100 isan-jato amin-dRakapy.
Misy fomba azoko ankatoavina fa misy fomba tsy voatery iombonako fijery na
marina aza ny voalazan'i Jeankely fa maro ireo firehana manaso ny lahy.
tsoriko fa "MAHARIKORIKO MANKANDOA "ahy aza raha ny marina ny mahita lehilahy "maaaaaro" dia ireny "macho"men ireny, ary tsapako ilay izy fa vokatr'ity fisaina hoe lohany rizareo. Ny olana dia tsy mba loha laharana amin'ny "tsara" fa amin'ny toetra mamohehatra rehetra izao!

miombonkevitra aminao amin'izany aho,inona no mahatonga an'izany ? satria izy tsy manana an'Atra ao anatiny koa ahoana moa no atahorany ilay Ray izay nahary azy?

Matetika ny vhv, déjà efa nitondra sivy volana: ny ray maro mbola mialangalana raha mitaiza. D'autant plus mbola ny vhv no mamorona ny tsy misy matetika fa ny an-drizareo sahalan'ny vitan'ny miangetsana fotsiny ny fiainana ohatra hoe tsy "azoazony ny nahandro", ary anefa koa tsy nisasatra akory rizareo nahandro izany fa efa miandry masaka fotsiny aza!

mbola mitombona ihany koa ny filazanao,tsy matahotra izay atahoran'ny vehivavy izy,mbola ny filan'ny nofo no manjaka ao aminy,ny fitiavan-tena,ny fandosirana adidy.Boribory ny tany ka izay atao rehetra dia mbola hivalya avokoa,tsy misy ho hafa maina amin'ity tany ity isika

Ny tokan-trano tsy hoe ny iray mpibaiko sy mpitsara fotiny, dia ny iray iharan'izany.
ka iza no antony hivavahana azy ireny



22. rakapy ( 26/05/2008 00:16)
Rakaroka> tsy ny lhl rehetra no manana io toetra voalazanao io.Ary raha niteny ianao fa ny vhv no mamorona ny tsy misy rehefa tonga ny fahasahiranana dia toa minia manadino ny asa sy adidy vitan'ny lhl nanditra ny fotoana mamy ianao. Raha resaka nahandro indray dia tokony hifampizarana ny raharaha ao an-trano raha toa ka samy miasa ny mpivady. Fa kosa tokony andraikitr' izay tsy mitady vola no mikarakara sy manao izay mampandeha ny ao an-tokatrano. I rangahy ve sady hitady vola no hahandro sakafo? I ramatoa izany hiresaka @ namany sy hanosotra maquiage ary hanao douche fotsiny no ataony? dia mbola hihevitra ny tenany fa firavaky ny tokatrano fotsiny?
Nyrina>Ary raha mbola ny baiboly no hitondranao 100%ny tokatranona @ izao fotoana izao dia tsy mantsy mbola hipetraka hatrany ilay hoe ny lhl no ambony noho ny vhv. Amiko dia tsy mitovy ny lhl sy ny vhv fa sahala.
23. prime ( 26/05/2008 11:55)
Fomba fijery samihafa samy manana ny azy no itondranareo ny adihevitra ka tsy hifanojo no sady samy manana ny mahaizy azy...

Ny an\'i niryna sy ry bor2lais dia fomba fijery kristiana miorina amin\'ny tenin\'Andriamanitra mamaritra tsara ny fiorenan\'ny tokantrano kristiana ao amin\'Andriamanitra ka mametraka mazava na ahoana na ahoana fa ny lahy no lohan\'ny vavy...

Ny an\'i rakapy sy i rakaroka dia fomba fijery ara-piarahamonina ankehitriny eto amin\'izao tontolo izao, ary mifanojo tsara amin\'ny fiadiana ny zon\'ny lahy sy ny vavy hitovy ao anaty tokantrano tsy mijery izay toeran\'Andriamantra fa ilay tokantrano no tompon\'ny fahefàna feno ny amin\'ny momba azy...

Raha mbola misy silamo koa hiditra eo dia hafa mihitsy ny fijeriny izany tokantrano izany sy ny fifandraisan\'ny lahy sy ny vavy...

Fa raha ny nitondran\'i niryna ny resaka no zohina dia tsy misy fanazavàna hafa afatsy ny hoe, ny lahy no lohan\'ny vavy... tsy resaka sefo na lehibe na vola na harena izany fa mirohy tsara amin\'ny fifandraisan\'i Kristy sy ny fiangonana... ka na lasa mahantra, na lasa tsy an\'asa, na kilemaina, na tsy manao n\'inon\'inona ralehilahy, ny tenin\'Andriamanitra tsy niteny mihitsy hoe fa amin\'ireto \"conditions\" ireto dia miala aminy ny mahalohany azy...

Misy tranga nefa mety mahavery ny mahalohany mihitsy ny lehilahy rehefa izy mihitsy no manary izany ka manaiky ny tsy mahalohany azy... ny ohatra akaiky azo itarafana an\'io dia ny fifandraisan\'i Esao sy Isaka teo amin\'ny resaka fizokiana ohatra...
24. bor2lais ( 26/05/2008 13:56)
prime:

Misy tranga nefa mety mahavery ny mahalohany mihitsy ny lehilahy rehefa izy mihitsy no manary izany ka manaiky ny tsy mahalohany azy... ny ohatra akaiky azo itarafana an\\\'io dia ny fifandraisan\\\'i Esao sy Isaka teo amin\\\'ny resaka fizokiana ohatra...

Esao sy Jakoba kosa angamba no tian\'i \"prime\" resahina ô !

Mikasika ny fanambadiana Kristiana dia lamina napetrak\'Atra ny hoe lahy no lohan\'ny vavy (Adama no nantsoinNY fa tsy i Eva raha latsaka izy ireo tao Edena!). Mitaky andraikitra avy @ lhl izany ary fantatra ny fampianaran\'i Kristy ny @ izay te ho lehibe : mpanompo fa tsy tompoina. Izany hoe raha
voatendry ho lohan\'ny vavy ny lhl, tsy midika izany fa afaka manao izay tiany atao izy fa kosa manompo, izany hoe mitia ny vadiny (fa tsy manao ny lohany araka ny fomba fitenenana). Ary ny vavy koa toraka izany, manaiky ny vadiny. Ilay hoe manaiky ny vadiny dia tsy midika velively fa tsy mahazo miteny (na hoe boto) : endrika fanehoana ny fitiavana ny fitenenana @ zavatra tsy mety. Ny fiainan\'ny tokan-trano dia teny ieranan\'ny mpivady : mifandinika, mifampitondra am-bavaka, sns. Ny lhl no maka ny fanapahan-kevitra farany raha ilaina.

Tsiahivina fa ho an\'ny Kristiana ny vady dia avy @ Atra (tandrify na sahaza).

Amin\'ny maha-lamina azy, raha ovaina dia mety tsy andeha @ laoniny intsony. Ary fantatry ny Kristiana fa Atra tsy mba tia ny fikotranana (ny devoly irery ihany no tia an\'izany korontana izany).

Momba ilay fanontaniana \"na tsy miasa aza ve ? \" Eny no valiny.
Fanamarihana kely : asa -> vola -> tsy lavitra ao ilay \"mpanakorontana\" !
25. rakaroka ( 26/05/2008 17:47)
[quote=rakapy]
Rakaroka> tsy ny lhl rehetra no manana io toetra voalazanao io.Ary raha niteny ianao fa ny vhv no mamorona ny tsy misy rehefa tonga ny fahasahiranana dia toa minia manadino ny asa sy adidy vitan'ny lhl nanditra ny fotoana mamy ianao. Raha resaka nahandro indray dia tokony hifampizarana ny raharaha ao an-trano raha toa ka samy miasa ny mpivady. Fa kosa tokony andraikitr' izay tsy mitady vola no mikarakara sy manao izay mampandeha ny ao an-tokatrano. I rangahy ve sady hitady vola no hahandro sakafo? I ramatoa izany hiresaka @ namany sy hanosotra maquiage ary hanao douche fotsiny no ataony? dia mbola hihevitra ny tenany fa firavaky ny tokatrano fotsiny?


Rakapy< Ekeko ny teninao hoe: "tsy ny lehilahy rehetra" . Ary tiako tsindriana fa tsy tiako akory ny hanao "fanamarihana" tahaka izay voalazako eto io, fa indrisy voalazako tsy fidiny noho ny "hiakiaka" sy taraina sy vono sy jaly sy fitanilam-piainana noziogain'ny vhv maaaaaro nifanindran-dalana amiko.
Raha miresaka toa izao aho: tiako ho tsapanareo hoe :"fitiavana" hi-ajuster
ny fiainana ho amin'ny rariny sy ny hitsiny, rahateo hampitombo "vintana ny rehetra angamba izany. Eto France Bbbe dia be ny "violence conjuguale" ary maro aza ny vhv mamoy ny ainy noho izany! Nisy "cercle maaaro nivolanan'ireto vahiny amiko fa ny vhv amin'ny faritra atsimon'ny tany dia saiky "debrouillard"ary ny lhl dia "féneant". Hilaza hoe marina na tsia izany:tsy anjarako. D'ailleurs rizareo no mifampiraharaha , fihevitro mora ifampiraharahana ho an-drizareo izay heveriny ho "qualitén'ny vhvc izay à l'encotre zary "image" ratsy ilay fijeriny ny lhl ary marina ny resakao fa tsy ny lhl rehetra fa ny manavaka ireo vitsy ao anatin'ny maro ka sarotra!
Zary safobemantsina ny fijeriny fa izaho nanavaka tsara tamin'ny resako hoe:"ireo "macho-men"
26. rakapy ( 26/05/2008 18:21)
Mino aho Rakaroka fa tsy hilaza ianao fa makorelina avokoa ny vhv aty @ bolabola-tany atsimo satria dia maro be tokoa ireo izay mihodina.Sarotra ny manavaka iza no izy iza no tsy izy ho an'ny lhl. Aza atao sofobemantsina ny fijery fa ho an'ny "macho-women" sy "bitch' no resahiko.
27. niryna ( 27/05/2008 02:08)
rakaroka:

'zaho aloha dia miombon-kevitra 100 isan-jato amin-dRakapy.
Misy fomba azoko ankatoavina fa misy fomba tsy voatery iombonako fijery na
marina aza ny voalazan'i Jeankely fa maro ireo firehana manaso ny lahy.
tsoriko fa "MAHARIKORIKO MANKANDOA "ahy aza raha ny marina ny mahita lehilahy "maaaaaro" dia ireny "macho"men ireny, ary tsapako ilay izy fa vokatr'ity fisaina hoe lohany rizareo.

ka ny fanomezana lohany ny lahy anie tsy midika mihitsy hoe tokony anao izay hiadan'ny kibony izy e,ilay firafitra amin'ny firenene tsirairay mihitsy no samy hafa,misy izany lehilahy avy miasa izany dia mikoropaka ilay ramatoa mampandro ilay rangahy,mamahana azy,mitsokatsoka rivotra azy,tss ,izany kosa ve tsy fanandevozana. asa aloha ,tafahoatra loatra.Ao ihany koa ny lahy iray manambady efa ho firy,raha vavy anefa no tratra mampirafy tonga dia maty mihitsy,raha izany indray aloha dia manome vahana ny lahy e. sa ahoana ?

Ny olana dia tsy mba loha laharana amin'ny "tsara" fa amin'ny toetra mamohehatra rehetra izao! [/quote[ ka tsy ny rehetra ilay izy fa ny sasantsasany,izany ve no tsy hanomezana ny zo maha lohany azy .
[quote]
Matetika ny vhv, déjà efa nitondra sivy volana: ny ray maro mbola mialangalana raha mitaiza. D'autant plus mbola ny vhv no mamorona ny tsy misy matetika fa ny an-drizareo sahalan'ny vitan'ny miangetsana fotsiny ny fiainana ohatra hoe tsy "azoazony ny nahandro", ary anefa koa tsy nisasatra akory rizareo nahandro izany fa efa miandry masaka fotsiny aza!
ka ireny ilay reny mandositra adidy,ary misy farany ny zavatra rehetra satria mety tsy mivaly eo noho eo,saingy olombelona misy nofo sy ra izy ireny,ka ny valifinginka ,fingaka....

Ny tokan-trano tsy hoe ny iray mpibaiko sy mpitsara fotiny, dia ny iray iharan'izany.
ka izay no mahatonga ny teny hoe samy mpanapaka,samy mpandidy,mila mifampizara sy mifampiresaka(communication no tena zava-dehibe) ao amin'ny tokantrano


28. niryna ( 27/05/2008 02:12)
prime:

Fomba fijery samihafa samy manana ny azy no itondranareo ny adihevitra ka tsy hifanojo no sady samy manana ny mahaizy azy...

Ny an\'i niryna sy ry bor2lais dia fomba fijery kristiana miorina amin\'ny tenin\'Andriamanitra mamaritra tsara ny fiorenan\'ny tokantrano kristiana ao amin\'Andriamanitra ka mametraka mazava na ahoana na ahoana fa ny lahy no lohan\'ny vavy...

Ny an\'i rakapy sy i rakaroka dia fomba fijery ara-piarahamonina ankehitriny eto amin\'izao tontolo izao, ary mifanojo tsara amin\'ny fiadiana ny zon\'ny lahy sy ny vavy hitovy ao anaty tokantrano tsy mijery izay toeran\'Andriamantra fa ilay tokantrano no tompon\'ny fahefàna feno ny amin\'ny momba azy...

Raha mbola misy silamo koa hiditra eo dia hafa mihitsy ny fijeriny izany tokantrano izany sy ny fifandraisan\'ny lahy sy ny vavy...

Fa raha ny nitondran\'i niryna ny resaka no zohina dia tsy misy fanazavàna hafa afatsy ny hoe, ny lahy no lohan\'ny vavy... tsy resaka sefo na lehibe na vola na harena izany fa mirohy tsara amin\'ny fifandraisan\'i Kristy sy ny fiangonana... ka na lasa mahantra, na lasa tsy an\'asa, na kilemaina, na tsy manao n\'inon\'inona ralehilahy, ny tenin\'Andriamanitra tsy niteny mihitsy hoe fa amin\'ireto \"conditions\" ireto dia miala aminy ny mahalohany azy...

Misy tranga nefa mety mahavery ny mahalohany mihitsy ny lehilahy rehefa izy mihitsy no manary izany ka manaiky ny tsy mahalohany azy... ny ohatra akaiky azo itarafana an\'io dia ny fifandraisan\'i Esao sy Isaka teo amin\'ny resaka fizokiana ohatra...

marina tokoa izany,tsy miteny aho hoe iza no sefo,iza no mitantambola,iza no mpitahatsoratra,iza no manao ny kaonty miditra sy mivoaka,mazava ho azy fa tsy maintsy mifampizara izany andraikitra izany.Marina ny tenin'i prime hoe tsy nisy condition rehefa nanao voady teo ambony alitara,tany amin'ny mairie angaha no nisy hoe misasaka,ny iray am...... raha sanatria,sanatria ka mitranga ny tsy fitovian-javatra..kanefa fanazavana fotsiny ireny fa tsy nisy hieritreritra ny isaraka rehefa tonga amin'ny tia sy tiana

(l) (l) (l) (l)
29. niryna ( 27/05/2008 02:14)
bor2lais:

prime:

Misy tranga nefa mety mahavery ny mahalohany mihitsy ny lehilahy rehefa izy mihitsy no manary izany ka manaiky ny tsy mahalohany azy... ny ohatra akaiky azo itarafana an\\\'io dia ny fifandraisan\\\'i Esao sy Isaka teo amin\\\'ny resaka fizokiana ohatra...

Esao sy Jakoba kosa angamba no tian\'i \"prime\" resahina ô !

Mikasika ny fanambadiana Kristiana dia lamina napetrak\'Atra ny hoe lahy no lohan\'ny vavy (Adama no nantsoinNY fa tsy i Eva raha latsaka izy ireo tao Edena!). Mitaky andraikitra avy @ lhl izany ary fantatra ny fampianaran\'i Kristy ny @ izay te ho lehibe : mpanompo fa tsy tompoina. Izany hoe raha
voatendry ho lohan\'ny vavy ny lhl, tsy midika izany fa afaka manao izay tiany atao izy fa kosa manompo, izany hoe mitia ny vadiny (fa tsy manao ny lohany araka ny fomba fitenenana). Ary ny vavy koa toraka izany, manaiky ny vadiny. Ilay hoe manaiky ny vadiny dia tsy midika velively fa tsy mahazo miteny (na hoe boto) : endrika fanehoana ny fitiavana ny fitenenana @ zavatra tsy mety. Ny fiainan\'ny tokan-trano dia teny ieranan\'ny mpivady : mifandinika, mifampitondra am-bavaka, sns. Ny lhl no maka ny fanapahan-kevitra farany raha ilaina.

Tsiahivina fa ho an\'ny Kristiana ny vady dia avy @ Atra (tandrify na sahaza).

Amin\'ny maha-lamina azy, raha ovaina dia mety tsy andeha @ laoniny intsony. Ary fantatry ny Kristiana fa Atra tsy mba tia ny fikotranana (ny devoly irery ihany no tia an\'izany korontana izany).

Momba ilay fanontaniana \"na tsy miasa aza ve ? \" Eny no valiny.
Fanamarihana kely : asa -> vola -> tsy lavitra ao ilay \"mpanakorontana\" !


------------------------------------

=D> =D>
30. niryna ( 27/05/2008 02:23)
rakaroka:

[quote=rakapy]
Rakaroka> tsy ny lhl rehetra no manana io toetra voalazanao io.Ary raha niteny ianao fa ny vhv no mamorona ny tsy misy rehefa tonga ny fahasahiranana dia toa minia manadino ny asa sy adidy vitan'ny lhl nanditra ny fotoana mamy ianao. Raha resaka nahandro indray dia tokony hifampizarana ny raharaha ao an-trano raha toa ka samy miasa ny mpivady. Fa kosa tokony andraikitr' izay tsy mitady vola no mikarakara sy manao izay mampandeha ny ao an-tokatrano. I rangahy ve sady hitady vola no hahandro sakafo? I ramatoa izany hiresaka @ namany sy hanosotra maquiage ary hanao douche fotsiny no ataony? dia mbola hihevitra ny tenany fa firavaky ny tokatrano fotsiny?


Rakapy< Ekeko ny teninao hoe: "tsy ny lehilahy rehetra" . Ary tiako tsindriana fa tsy tiako akory ny hanao "fanamarihana" tahaka izay voalazako eto io, fa indrisy voalazako tsy fidiny noho ny "hiakiaka" sy taraina sy vono sy jaly sy fitanilam-piainana noziogain'ny vhv maaaaaro nifanindran-dalana amiko.
Raha miresaka toa izao aho: tiako ho tsapanareo hoe :"fitiavana" hi-ajuster
ny fiainana ho amin'ny rariny sy ny hitsiny, rahateo hampitombo "vintana ny rehetra angamba izany. Eto France Bbbe dia be ny "violence conjuguale" ary maro aza ny vhv mamoy ny ainy noho izany! Nisy "cercle maaaro nivolanan'ireto vahiny amiko fa ny vhv amin'ny faritra atsimon'ny tany dia saiky "debrouillard"ary ny lhl dia "féneant". Hilaza hoe marina na tsia izany:tsy anjarako. D'ailleurs rizareo no mifampiraharaha , fihevitro mora ifampiraharahana ho an-drizareo izay heveriny ho "qualitén'ny vhvc izay à l'encotre zary "image" ratsy ilay fijeriny ny lhl ary marina ny resakao fa tsy ny lhl rehetra fa ny manavaka ireo vitsy ao anatin'ny maro ka sarotra!
Zary safobemantsina ny fijeriny fa izaho nanavaka tsara tamin'ny resako hoe:"ireo "macho-men"

ka ireo olona resahinao ireo anie dia tsy miraharaha tokantrano tokoa e,tsy tonga saina amin'ny ataony izy ,kanefa koa maromaro dia maro ny olona mba tsotra ,tsara fanahy,manampy ny vadiny


31. manidina ( 27/05/2008 17:40)
raha ekenao marina fa ny lehilahy no lohan'ny tokantrano ,de lohany foana izy na tsy miasa, izany hoe lohany koa @ tsy fiasana!!
32. niryna ( 27/05/2008 17:47)
manidina:

raha ekenao marina fa ny lehilahy no lohan'ny tokantrano ,de lohany foana izy na tsy miasa, izany hoe lohany koa @ tsy fiasana!!

marina tokoa izany.

33. rakaroka ( 27/05/2008 18:47)
8O 8O 8O :-w :-w :roll: :roll: Asa aloha, mety raisinareo "terrienne" na
materialy, sns...izay hiheveranareo ahy aho. Fa lazaiko mahitsy tsy mihatsara
ivelatsihy ny eritreritro : " On ne vit pas avec de l'amour et de l'eau fraiche"
hoy ny teny baiko! Ny idéaly dia ilay voady iny, ary na mpifankatia tahaka ny inona aza indrindra moa misy zaza rehefa tsy mandeha ny "robinet" ahavelona ny ankohonana => mikorontana. "Ny vola no maharangahy"hoy ny 'ntaolo : tsy adala izy nilaza izany. Dia raha manao makorely ny viavy maro,
satria tsy velon'ny lhl gasy ankehitriny intsony rizareo. Akory atao: sermona sy filozofia 'ngaha mahavelona 'taoko misy besoin materiel. Sady masiaka BBBe rizareo fa izay hono ny vahaolana, fa raha nisy nafitsoka hafa moa maninona?....Gravy fa dia zotran'izay misy!
34. rakapy ( 28/05/2008 01:04)
Ka raha hiandry hovelomin-dehilahy fotsiny anie ny vhv @ zao vanin'andro izao Rakaroka dia mbola hijanona ho "saribakolin'ny Ntaolo" ihany izy e! .Ny hoe lasa manao makorelina satria tsy velon-dry zareo intsony dia midika ho fahambanian-tsaina amiko.Angaha izay ihany no asa vitan'ny vhv rehefa sahirana ara-bola ny tokatranony? Amiko dia maro ny ezaka efa vitan'ny vhv fa maro koa no mbola tokony ho ataony.
Ny zavatra hitako @ vhv raha resaka asa sy fanaovan-javatra dia matetika mi-se referer @ lhl izy ireo ka dia vitsy no manana creativite @ maha vhv azy.
Maro koa ny vhv no miheritreritra fa moramora kokoa ho an'ny lhl ny miaina sy mitady asa sns... nefa dia tsy azon'ny vhv an-tsaina koa ny fijaliana sy fiafiana mianjady ary ny ady mafy izay ataon' ireny lhl ireny vao tonga eo @ toerana misy azy izy ireny.
35. prime ( 28/05/2008 10:55)
bor2lais> Misaotra tamin'ny fanitsiana fa marina ny fanamarihanao, i Esao sy Jakoba no tiako nambara fa nentin'ny fahamehana dia i Isaka indray no voasoratra...
36. ravakamalala ( 28/05/2008 12:06)

rakaroka:
sermona sy filozofia 'ngaha mahavelona 'taoko misy besoin materiel.


tsisy afa-tsy izay ve ilay safidy : na sermôna sy filôzofia, na manao makorelina? za mantsy mbola tsy nahita olona velon'ny sermôna sy filôzofia, ka nanao makorelina daholo izany ny reny rehetra amelomana an-janany?

aoka re!!!!


37. niryna ( 29/05/2008 05:00)
rakaroka:

8O 8O 8O :-w :-w :roll: :roll: Asa aloha, mety raisinareo "terrienne" na
materialy, sns...izay hiheveranareo ahy aho. Fa lazaiko mahitsy tsy mihatsara
ivelatsihy ny eritreritro : " On ne vit pas avec de l'amour et de l'eau fraiche"
hoy ny teny baiko! Ny idéaly dia ilay voady iny, ary na mpifankatia tahaka ny inona aza indrindra moa misy zaza rehefa tsy mandeha ny "robinet" ahavelona ny ankohonana => mikorontana. "Ny vola no maharangahy"hoy ny 'ntaolo : tsy adala izy nilaza izany. Dia raha manao makorely ny viavy maro,
satria tsy velon'ny lhl gasy ankehitriny intsony rizareo. Akory atao: sermona sy filozofia 'ngaha mahavelona 'taoko misy besoin materiel. Sady masiaka BBBe rizareo fa izay hono ny vahaolana, fa raha nisy nafitsoka hafa moa maninona?....Gravy fa dia zotran'izay misy!
misaotra rakorako a,misy aza tsy vokatry tsy fananana fa ilay rangahy mihitsy no mamporisika ny vadiny na sipany manao film porno ary dia mijery eo izy,ny tiako tenenina izany dia rehefa ny filan'ny nofo no mibahana ao amin'ny sasany dia afaka manaonao foana ny olona,mitovy tetik'ady ,enga anie ka mba tsy hisy io lazain' rakorako io



38. niryna ( 29/05/2008 05:05)
rakapy:

Ka raha hiandry hovelomin-dehilahy fotsiny anie ny vhv @ zao vanin'andro izao Rakaroka dia mbola hijanona ho "saribakolin'ny Ntaolo" ihany izy e! .Ny hoe lasa manao makorelina satria tsy velon-dry zareo intsony dia midika ho fahambanian-tsaina amiko.Angaha izay ihany no asa vitan'ny vhv rehefa sahirana ara-bola ny tokatranony? Amiko dia maro ny ezaka efa vitan'ny vhv fa maro koa no mbola tokony ho ataony.

taloha tokoa anie tsy niasa izany ny vehivavy e,kanefa dia velon-drangahy ihany ,ankehitriny raha olona roa aza no miasa ,mbola lahona vao afaka amin'ny fahantrana

Ny zavatra hitako @ vhv raha resaka asa sy fanaovan-javatra dia matetika mi-se referer @ lhl izy ireo ka dia vitsy no manana creativite @ maha vhv azy.
asa aloha fa ny vehivavy anie ka maro no mahay zavatra e,indrindra raha tia mikirakira sy manitan-tsaina izy,saingy eo amin'ny fitadiavana asa raha tsy misy ny diploma toa mazamazana ihany

Maro koa ny vhv no miheritreritra fa moramora kokoa ho an'ny lhl ny miaina sy mitady asa sns... nefa dia tsy azon'ny vhv an-tsaina koa ny fijaliana sy fiafiana mianjady ary ny ady mafy izay ataon' ireny lhl ireny vao tonga eo @ toerana misy azy izy ireny.



:cry: :cry: mety ho fantany ihany angamba rehefa mitantara ilay vadiny ka
39. niryna ( 29/05/2008 05:07)
ravakamalala:


rakaroka:
sermona sy filozofia 'ngaha mahavelona 'taoko misy besoin materiel.


tsisy afa-tsy izay ve ilay safidy : na sermôna sy filôzofia, na manao makorelina? za mantsy mbola tsy nahita olona velon'ny sermôna sy filôzofia, ka nanao makorelina daholo izany ny reny rehetra amelomana an-janany?

aoka re!!!!




--------------------------------


:D
40. naritsimba ( 30/05/2008 10:02)
mazava angamba ny voalazan'ny Soratra Masina.
Ny mahavoa antsika olombelona dia mitady hanohitra ny lalanan'ny natiora, ny lalàna nataon'Andriamanitra.
Efa mazava ny voalaza fa ny lahy no lohan'ny tokantrano, amiko manokana, na inona na inona zava-mitranga dia hajaina izay voalaza raha toa ka tena mahatsiaro fa Kristiana marina ianao.
Misy anefa dia arakaraky ny fananan'ilay lehilahy no mahatonga ny vehivavy hanaja izay na tsy hanaja, hany ka miteraka fikorontanana io ary miafara @ ady ary dia rava ny tokantrano.
Ny malagasy na mbola tsy nahalala ny fivavahana Kristiana aza dia efa nahalala izany, ary dia mbola manaja izany ny malagasy any anindran-tany, sy ny sasantsasany eto afovoan-tany, izany akory tsy misakana ny vehivavy tsy handray andraikitra ao anatin'ny fiaraha-monina misy azy(deputé, maire sns) saingy manaja ny rafi-piaraha-monina izay entin'ny lehilahy toy ny ampanjaka, tangalamena sns...
Koa anjaran'ny tsirairay foana no mandinika izay tokony ataony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2167