Ny lehilahy no lohan'ny tokantrano,na tsy miasa aza ve?

101. niryna ( 25/06/2008 03:23)
rakaroka:

Ny mahatonga ny torinteninareo tsy "efficace" ary vonoin-drizareo any "Inde" aza ny Xtiana" dia satria tsy maitrisé-nareo "MATETIKA" ny sujet hipetsompetsonana.Misy detail maro négligé-nareo tahaka tsy misy fa dia tsipona izay mahafinaritra ny saina fotsiny no atao. Eto izao doa te hanao be saina hoe lohany foana rangahy na ahoana na ahoana an, ary izany no isehoana fa mahaXtiana=>
ka anova ny teny efa voasoratra indray izany isika ? Haytokoa moa izao efa mitovy zo ny lahy sy ny vavy ,manana mama roa,papa roa,samy lohany avokoa ireo oops, sa HS kely
Tsaoriko fa afa-baraka tanteraka ilay kristy @ izay fotoana. Sahala @ hoa nohosoram-potaka izy. Fa maninona kay raha mbô ilay toetrany miasa sy tsy miady ho lohany no mba nalaina e. Ho "efficace kokoa ny fijoroana ho vavolombelona!

:roll:
izany ve.ho halan'ny olona hianareo noho ny anarako hoy i kristy.
Kanefa dia manome fampaherezana ny kristiana rehetra izy,hianao koa tafiditra amin'izany fa na fahoriana,na fifaliana,na fanenjehina eny na dia ny fahafatesana aza dia tsy misy mahasaraka antsika amin'ny fitiavan'i kristy
ka avelao izay anala baraka anala fa izy aza mba manana baraka alana kou.
102. prime ( 25/06/2008 08:43)
rakaroka:
Ny resaka hoe \"nandray na tsia\" tsy resaka fa \"etat\"! ka tsy afaka hivolana itompo teny fantatra ianao rahateo izay nitonina ho izany teo amin\'ny tantra aza nahitsiny foana, donk tsy \"affairentsika ny \"hitsara olona!\" ho azy sy tsy azy!
... Tsia tompoko ô... ianao izany mety tsy mahafantatra fa ny mpino mahafantatra hoe azy marina ny tena na tsia...
rakaroka:
Ka mahagaga ahy i Prime mbola mano \"remarque\" amiko. Efa nilaza aho etsy ambony hoe \"aza manahy\" ny hoe tsy ao Aminy aho. Tahaka anao mi-sentir ho manana azy koa ny \"hafa\" maro heverinao tsy ao ambala akory.
... Aza miampanga tena rakaroka fa tsy misy manao remarque aminao na dia kely aza fa général ny nambarako ireo ambony ireo, tsy mi-viser na iza na iza fa resaka ankapobeny mikasika ny fanambarana na ny famantarana hoe an\'i Kristy aho na tsia... raha madio ny sainao ka manana an\'i Kristy marina ianao dia tsy manohy izao resaka izao fa miaiky tsotra ny fahamarinan\'ny hoe, izay an\'i Kristy dia manana ny Fanahy Masina ary velona ao aminy...
rakaroka:
Prime a: Tena ihomezan\'-ny hafa finoana marina ny \"torinteninareo avec refrain tahaka izao e\". Sincèremment tsy hita izay handraisana azy!
... Tsy hita ahoana izay andraisana azy ahoana? :) ianao milaza fa an\'i Kristy ihany koa ka inona no tsy azonao? f\'angaha ianao mbola tsy nandalo ny lalan\'ny fibebahana? lalana tsy azo idivirana io raha mpino kristiana mantsy izany... Mety ho refrain saingy indrisy fa fiainan\'ny mpino ary tsy maintsy fa tsy hoe tokony holalovana vao mandray ny Fanahy Masina...
rakaroka:
Ny mahatonga ny torinteninareo tsy \"efficace\" ary vonoin-drizareo any \"Inde\" aza ny Xtiana\" dia satria tsy maitrisé-nareo \"MATETIKA\" ny sujet hipetsompetsonana.
... ny famonjen\'i Kristy teo amin\'ny hazofijaliana dia tsotra azo ary azo raisina amin\'ny fo madio sy feno fitiavana ary inoana... ka tsy resaka maîtrise\'na sujet no nahatongavan\'i Kristy fa ny hamonjy ny olona... tsy hampianatra filozofia no nidinany ety an-tany fa hanavotra ny mpanota... ary tsy ny hamonjy ny \"olo-marina\" ka sahy mitompo teny fantatra fa manana maîtrise de sujet no nahatongavany fa nanolotra ny tenany mba hahatanteraka ny tsy marina rehetra mino Azy...

Ny kristiana dia efa mivonona ho amin\'ny famonoana sy ny fahafatesana noho i Kristy ka tsy mahagaga ny ambaranao raha vonoin\'ny \"Indiana\" ny kristiana rehefa tsy azony ilay fahendrena lalina tao amin\'i Kristy...
rakaroka:
Misy detail maro négligé-nareo tahaka tsy misy fa dia tsipona izay mahafinaritra ny saina fotsiny no atao. Eto izao doa te hanao be saina hoe lohany foana rangahy na ahoana na ahoana an, ary izany no isehoana fa mahaXtiana
... Satria izany no nampianarin\'i Kristy ary ifotoran\'ny tenin\'Andriamanitra... raha mpino kristiana marina ianao dia tsy tokony ho gaga amin\'izany na sadaikatra ny amin\'izany... Kristy rakaroka tsy nampianatra ny \"droit de l\'homme\" na ny \"principes genres\" fa tsotra ny azy... ny zava-misy rehetra dia endriky ny any an-danitra avokoa ka tsy manavaka na iza na iza saingy mametraka andraikitra mazava kosa... ny lehilahy raha lohany dia efa napetrak\'Andriamanitra ho amin\'izay fa tsy midika na dia kely aza hoe lehibe na mandidy manapaka irery sns... arakaraka ny mahalohany azy no mahampanompo azy... izay ilay tena tsy azonao sy ny fivavahana indiana loatra... ny fampianaran\'i Kristy dia mazava, izay te-ho lohany dia mpanompo ny rehetra... fa ny an\'ny fivavahana hafa sy ny an\'izao tontolo izao, izay te-ho lohany dia tompoin\'ny rehetra... samy hafa mihitsy izany...
rakaroka:
Tsoriko fa afa-baraka tanteraka ilay kristy @ izay fotoana. Sahala @ hoa nohosoram-potaka izy. Fa maninona kay raha mbô ilay toetrany miasa sy tsy miady ho lohany no mba nalaina e. Ho \"efficace kokoa ny fijoroana ho vavolombelona!
... Fa inona aminao ny atao hoe \"mankato ny tenin\'Andriamanitra ary manao ny sitrapony\"??? sa izay mety2 aminao ihany no raisinao fa ny tena fototra lazainao fa lany andro?

Kristy mihitsy no \"ni-instituer\" ny maha-lohany ny lehilahy na handà izany ianao na tsia raha mbola eo anivon\'ny finoana kristiana... fa tsy misy te-ho lohany na miady ho lohany sanatria... raha miteny ny tenin\'Andriamanitra hoe ianareo lehilahy tiava ny vadinareo, ianareo vehivavy manajà ny vadinareo dia izay no baiko fa tsy miady hevitra be hoe ahoana na ahoana... sady finoana izany no asa fa tsy hoe ilay iray dia mety satria izao fa ny iray toa tsy mety loatra satria izao... ny tenin\'Andriamanitra dia mazava, ny lehilahy no lohan\'ny vavy toa an\'i Kristy lohan\'ny fiangonana, dia mazava ho azy rehefa mpino kristiana ianao dia mandeha ho azy izany fa rehefa tsy mpino ianao dia hiady hevitra eto tsy ho tapitra...

Ka na hino nefa ianao na tsy hino dia io no napetraky ny Tompo... rehefa manova indray Izy indray andro any satria azony atao izany hoe tsia tsy lohany ny lehilahy fa ny vavy indray no lohany na koa hoe tsia tsy lohany irery ny lehilahy fa samy lohany na ny lahy na ny vavy dia izay indray aloha no izy... ekena avy hatrany tsy misy adihevitra...

Fa hatreto aloha dia izay no izy... hanaiky ianao tsara tsy hanaiky ianao dia izay no napetrak\'i Kritsy ho an\'ny mpino sy ny mpanaradia Azy...

Tsy voatery hanaraka izany anie ianao rehefa tsy mpino kristiana e... aoka kosa aloha hazava... tsotra be...

Ny hoe fahafaham-barakan\'i Kristy noho ny ataon\'ny olona dia efa hazofijaliana noraisiny izany fa raha lazainao hevitra tsy mahomby na adala ny filazàna fa lohany ny lehilahy dia Kristy mihitsy izany tsy mahomby na adala nametraka izany... efa hazofijaliana nolanjainy izany rakaroka a, ary mbola lanjain\'ny mpanaradia Azy rahateo ka tsy mahagaga loatra...
103. niryna ( 25/06/2008 19:05)
prime:

-------------------------------------
mazava kosa angamba izay rakorako a. Misaotra prime a

:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.443