Sao mba misy mahatadidy ny tohin'ity tononkalo ity?

1. lazounet ( 15/05/2008 21:01)
Ny Maraina,

Raha mbola resin-tory ny zava-manan'aina,
tery ambodilanitra antsinanana any,
no nifanenan'ny alina tamin'ny maraina,
kanjo re dia ady no niafaran'izany,

Somambisamby izao, somambisamby lalina,
.......dia tsy tadidiko intsony.
novalian'i lembelo ny 04/06/2008 08:53
2. lembelo ( 04/06/2008 08:53)
Toa Randza angamba izy izay fa hohamariniko rehefa tonga any an-trano aho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1157