biz'oroka azony AINAHERY

1. faralah ( 27/04/2008 12:19)
misy sa milaza eto ve nareo zay nanome biz'oroka an'i AINAHERY.
:evil: DEVOLY :evil: zay mpandainga.
novalian'i lazounet ny 09/05/2008 16:58
2. ainaheri ( 27/04/2008 12:50)
aza manao devoly oul @ tsisy dikany lesy aa,elà no be fialonana @ zvtr tsisy antony ,tsy haiko nafantatr'io lohakelina'elà io fa ny aty eropa azo vidina ny bizoroka ,azoko atao zany ra te hanenjika an'zany aho nefa tsy itako an'le izy,fa elà marary fo @ tsisy antony d le oul aza atao devoly fa sao hoanin'ny kil eo elà!!

Mbola averiko @ elà iany anontanio ny admin d asaivo alefany any @ elà ra tsy mety ny saina aman'eriteritr'elà,we iza doli no nanome bizoroka ahy
3. ainaheri ( 27/04/2008 12:53)
D tt facon bandy kanosa tsisy ilana azy manin ra nampiasaina lesy ny psn'elà fampiasa no namorona ps vao² elà entina hanenjehana ahy!! mba kofa wa f'aza manao saim-bavy
4. rangorivao69 ( 27/04/2008 15:04)
lisany koa ange manisy sira ny resaky rajoelinamaivan-doha dia nataon-dry lerony vao tetateta hoatrany sonoa very entana ry ainaheri mba eritrereto izay lazaina
5. yonikafopl ( 27/04/2008 15:19)
Fa tena otran le resaka TDM ty klee, fenoina doly ny sokajy misy rehetra ato am forum tssssssssssssssssssssssssssssss :evil:

Favori lah ry vieforce matoa enjehiny be otranzao aaaaaaaaaa, ny mpanenjika any aoriana fona
6. faralah ( 27/04/2008 15:39)
misaotra anao ry yonikafopl fa favori ko zany cazal mato misy manendrika otranizao
7. rurik ( 27/04/2008 15:40)
misy zavatra tsy mazava ko zany faralah sy rangorivao69,
8. rurik ( 27/04/2008 15:41)
rangorivao69:

lisany koa ange manisy sira ny resaky rajoelinamaivan-doha dia nataon-dry lerony vao tetateta hoatrany sonoa very entana ry ainaheri mba eritrereto izay lazaina





inona no idiran'ny le rajoelina????
9. faralah ( 27/04/2008 15:42)
mazava @lah ve io ry ainahery
10. ainaheri ( 27/04/2008 16:05)
oh lety aa,tsy azon'elà ny resaka klé,mbola averiko iany we:TSISY NANNENJIKA AN'I CAZAL @ ASA SOA NATAONY, FA NY TOETRANY NO MANDRERAKA,ZA TSY TIKO LESY NY MANAFINA PS SY MAMORONA REFA IRESAKA @ OUL @ ZVTR OTR'RENY A,D ZAY NO NAHITAN'ELAH AHY WE TIA ADY,TSIA LETSY.........TIAKO NY MIADY HEVITRA
11. Veloo ( 27/04/2008 16:40)
Fialonana no betsaka, avelao any ry aina a, ita fa adala ko
12. kiadi ( 27/04/2008 17:18)
zah devoly fa zah nanomé biznoroka an'i ainahery :-D :-D :-D :-D :-D :* :* :*
zay!! misy blem ve io? sa lazaina pelaka ko zah fa nanomé biz akama? =)) =)) =))
13. yonikafopl ( 27/04/2008 17:26)
kiadi hihihihihihi , devoly doly zany tsika naman ainaheri fa manome bizoroka anazy kou,

Malahelo le faralah fa tsy misy mpanome hihihihihihihihihihihih ntsooooooooo
14. kiadi ( 27/04/2008 17:45)
omena biznoroka ve rafaralah eh? :-D :-D :-D
15. ainaheri ( 27/04/2008 17:54)
Ato lesy misy mapmé klé haha mandé zao ny glasoletn'i ika @ zao kle hahaha,
manova bizna elà kiadi,manaraka toetran'ny karajia refa mafana d zvtr mangatsika no atao bizna @ zay mandé tsara klé =))=))=))
16. Veloo ( 27/04/2008 18:22)
kiadi [ Valio ] 27-04-2008 19:45:18
Lohateny : Re : biz'oroka azony AINAHERY
omena biznoroka ve rafaralah eh?


omeo lesy izy fa tena mampalahelo a :-D :-D :-D :-D
juste pour des bizoroka :roll: :roll: :roll: il faut le faire kle mahavita manambany sy miady @ olona lery 8O
17. kiadi ( 27/04/2008 18:59)
tsy homeko indray fa omeko an'i veloo :* :* :* :* :-D :-D :-D :-D
18. sakaizakely ( 27/04/2008 19:52)
ainaheri> za devoly ouz kiadibota
:* :* :* :* :* :*
19. kiadi ( 27/04/2008 20:10)
hita fa devoly kely io =)) =)) =))
20. ainaheri ( 27/04/2008 21:23)
mety hisy bizna baiboly zany ato aa =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2202