Bienvenue chez les ch'tis

1. anidi ( 18/04/2008 16:13)
ahoana ny fahitanareo an'io film io fa izaho nihevitra hoe tsara b tsy nihomehy du début hatramin'ny farany a , ny histoire banal b dia gaga b a hoe mi-battre record
novalian'i xxx ny 19/05/2008 13:07
2. booboo ( 18/04/2008 16:30)
milay beeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeeee kosa io film io eeeeeee ! zà kloungany maromaro ihany ny scènes tena nampivanitika anà tao eeeee hihihihihihi.

" Banal " tokoa ilay izy fa zà manokana nahita hoe tafavoakan'i Danny Boon tanteraka ilay " c'est le Noooooooooooooooord " : ny préjugés momba an-dry zareo any @ Noooooooooooord, ny " spécialités culinaires ", ny toetr'andro :-D :-D , nahafantarana ny fiteny ch'timis, ny toetran'ny oul any (zay tena marina mihitsy hoe tia mandray vahiny zareo), carillon .
Ataoko hoe ny resaka " culture " no tena nivoitra be t@ iny film iny ary tena tafita tsara mihitsy amiko manokana.

Matetika dia momba ny " Chud " foana ny film frantsay fa izay vao mba nisy momba ny Noooooooooooooooord :-D :-D :-D :-D
3. kiadi ( 18/04/2008 16:55)
zah aloha ry zareo de efa tsy de fan lotra film frantsay eh!!
4. Lantoer ( 18/04/2008 17:24)
Ilay banderole no nahatafa io film io
5. sipagasy ( 18/04/2008 18:21)
lantoer, tsia kosa e!!!!!!!! milay izahay aty avaratss lafiratsa aty kannnn, tongava mitsidika anay e! hihihihihih
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4800d3a05762a

tongava e!!!
6. sipagasy ( 18/04/2008 18:44)
fanamarihana kely, talohan'ny banderole dia efa nahazo mpijery maro ny film kann
7. nerveux ( 18/04/2008 22:53)
nahita iny film iny zà fa tena nifolaka 2 ny tenako :D, tsy dia fan @ film frantsay koa zà fa iny kosa mampihomehy e! tsy azonao tsara angambany , ilay ala-pà mjinijinika nefa tratra foana , ny fomba fiheveran'i lery ny any avaratra ary ny fomban'i lery anie no tena sampona e!
samy manana ny fijeriny anefa ny tsirairay ka omena ny hafa ny sehatra ;
8. kelly13 ( 19/04/2008 10:32)
miombon kevitra @ i booboo!

mampite ande ho any aty @ sud makaleo
9. sipagasy ( 02/05/2008 18:15)
tongava akia kelly13, sa i keliterezy moa hihihih, na hanao vakansy fotsiny aza e!
10. vaninna ( 15/05/2008 19:20)
tsara b kosa lé film é
sad mampme ilay iz @ ilay simplicité hilarante moa , ahitana koa fa ny lhl mampe ref handainga fa tratra foana
ny nitiavako azy koa d hoe hay ny lhl ref mandainga tsy dia voatery hoe lainga fa niodina taminy vhv tary na taroa, fa mandainga fa mba te hiaro ilay fiadanana kelinytsy azontsika vhv antsaina mihitsy hoe inona marina?, (l)
11. xxx ( 19/05/2008 13:07)
Izaho koa aloha nankasitraka an'ilay film e , raha tena te hanala azy dia mijery an'iny

Marina fa misy film frantsay (betsaka) mandreraka be fa iny kosa ohatran'ny mba nahafinaritra e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918