Baiboly tsy Atra, ary tsy mahalaza ny momba an'Atra rehetra

121. Kakou ( 19/06/2019 14:41)

ikaretsaka:

fijo, mandefitra> ny teny hoe "trinity" dia tsy misy ao anaty baiboly na 1 aza...
ny hoe "telo izay iray" dia tsy misy koa na hoe "Andriamanitra dia tokana fa olona telo"

fany voalaza ao de entite 3 mazava tsara ny fisehony sy ny asany araka io nolazain'i fody io: tsy misy miteny hoe Andriamanitra zanaka ihany ny Atra Fanahy masina na andriamanitra Ray Ihany ny Andriamanitra Fanahy masina na Andriamanitra Fanahy Masina ihany i Andriamanhitra Ray!

ireo teny Notsimponina, nolazain'i mandefitra, izay nofaritan'i fody ireo koa,, dia tsy misy porofo na 1 aza manambara fa andriamanitra Ray=andriamanitra zanaka=andriamanitra fanahy masina tahaka ny inoantsika azy ankehitriny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2257