MILA MAHATOKY VE?HOE i tsiambaratelo,TSY i oliviah?

1. endrika01 ( 12/04/2008 05:58)
Raha i endrika01 no mpitantana ato @ty tranonkala ity,dia nahakatro grade i ainaheri.Volou satria tia mitana ny heviny mandrampahita ny marina,faharoa tsy mety mino,fahatelo sady mampalahelo no mampite hanomé bisous be feno rora amin\'ny takolaka roa amin\'izy miziriziry @heviny.:-w:D:-*
novalian'i ainaheri ny 06/05/2008 11:46
2. tslem ( 12/04/2008 06:42)
:-D :-D :-D tsy mety mino mintsy ngah hono i ainaheri ry tsiambaratelo fa oe TSY tsiambaratelo i iliviah ?
3. ainaheri ( 12/04/2008 06:56)
:-D :-D :-D aza atao be rora kosa le bizou e,d tsy hanasa taré tsony v zany ny tenany ra izany? Ary tena nanokafanao dinika mitsy le izy an,mlay ka..;za ane wa mitazana fotsiny e,za ngah mou an'inn,d we zé mamoka dinika eto v we no tena marina fanadiovantena zany,ovina vô niteny eny mou tsiambarathree sy endrika @ reo ps 2 reo, aleo ilamina wa d isesy.....bizou miforetaka @ takolaka kou toi,ny ahy ndray tsy asiko rora ka déguE be hahahahaha
4. tsiambaratelo ( 12/04/2008 07:28)
tslem:

:-D :-D :-D tsy mety mino mintsy ngah hono i ainaheri ry tsiambaratelo fa oe TSY tsiambaratelo i iliviah ?



Na ivelezana aponga eo aza ve hety hino eo izy=))
5. tsiambaratelo ( 12/04/2008 07:38)
ainaheri>aleo omen\'i endrika01 bisous feno rora any.Te tsy hino ny voalazany kou,zaho kou lou mahita we dégul be lé feno rora é,sao ary i endrika de mihina-paraky=))=))=))
6. milaibe ( 12/04/2008 08:10)
Ny lokomena fotsiny kalony kah
7. kiadi ( 12/04/2008 08:58)
fa l ray angah i tsiambara3 sy endrika1 sy oliviah?
8. yonikafopl ( 12/04/2008 09:26)
:-D
9. ainaheri ( 12/04/2008 09:36)
kiadi>> ray iany less reo fa mody mivarotra ronono antavy eo a hahaha
Endrika>>efa we tsisy blem ané wa eeee ..;vao maika kou ve ninam-paraky hihi maty eto tsika ty klé :-D :-D :-D
10. tsiambaratelo ( 12/04/2008 09:37)
milaibe>zaho tsy tia lokomena fa lokomanga,mba mino wa f'aza manao hoatr
11. tsiambaratelo ( 12/04/2008 09:45)
i ainaheri=))=((
12. tsiambaratelo ( 12/04/2008 10:00)
Kiadi>aiza mino zay lazain'i ainaheri wa!Mbo kôzy é
13. kiadi ( 12/04/2008 10:04)
fanotanina nenah ka!! tsy olana na olona telo samihafa na ol ray ihany!! tiko doly nareo! :lol: :lol: :lol:
14. ainaheri ( 12/04/2008 10:05)
tsiambarathree>> za ngah miteny we minou zay lazaiko fa ouzy za we minoa fotsiny iany :-D :-D :-D
Ary aza minam-paraky zany ka hihi... le manary an'le tainy isamaraina no tsy tiko :-D :-D :-D
15. kiadi ( 12/04/2008 10:11)
endrika1>andao tsy sy enao hanao resaka tsiambaratelo? :wink: :wink: :wink:
16. yonikafopl ( 12/04/2008 10:12)
nareo kosa de tsy mahay mampitovy oll eee, i oliviah kosa oll hafa mintsy e, ampitovio tsara le sary, imprimer o mintsy de jereo am loupy hihihihih :-D :-D :-D :-D
17. ainaheri ( 12/04/2008 10:16)
yonika>refa ovain'ny tôna sy ny pôrodui ary ny fihaingo d miova ka,enao ngah aona :-D :-D :-D
18. ainaheri ( 12/04/2008 10:19)
mba jereo ané le tsikera oliviah sy tsiambarathree ee misy dain mivoka hoazy @ tsisy dikany zany ao....asa ny any Bira any angamba mi dain dain fona klé :-D :-D :-D
19. oliviah ( 12/04/2008 10:25)
Manakory aby ô!Mampalahelo ana i tsiambaratelo!ianao kosa ry ainaheri a,asaiko manao fanamby any ianao ,
20. oliviah ( 12/04/2008 10:34)
Fa izaho ve raha avy eto Antsirabe dia tsy tokony hiteny oe dain,tsy tokony handefa emotika tsy tokony hahay handefa hafatra,ohatrany mba tohana kely aho tamin\'iny fa na izany aza arabao aloha izaho fa tongasoa ato amin\'ny serasera.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.6554