Ho anilay vadiko izay

21. tess ( 06/04/2008 06:33)
raha zavatra mihoatra ny tokony ho izy kosa tsy misy hoe mandrapahafaty vao misaraka, fa raha samy niodina anefa mbola tsy mifakafohy dia afaka sauvéna tsara izany.....
na manaova menage à trois otranlay dinika atsy ambadika e! :-P
22. ainaheri ( 06/04/2008 06:57)
tess>mety mlay kou le menage à 3 an
23. fasaly ( 06/04/2008 07:11)
raha mifanaraka tsara ny onde sy ny feeling n'izy telo de mety hilay!
karama telo no ndray miditra , mandroso kokoa ny fiainana :wink: :°)
24. ainaheri ( 06/04/2008 07:28)
mlay kosa marina an..... à 3 doli ny retra² zany
25. ainaheri ( 06/04/2008 07:42)
Ito zany xxxx aahttp://www.gasykamanja.com/clip_gasy/clip_malgache-0-0-ok-izay_ratranao_dia_feriko-eric_manana-495-0-0.html
26. kiadi ( 06/04/2008 10:50)
yonikafopl:

Ho tia anao aho ary hijanona ho anao mandrapihavin'ny fahafatesana . tsy izay moa ilay voady eny ambony alitara???





raha ba zah no ataon'i yonicka an'izany an! :-D :-D :-D :-D
27. kiadi ( 06/04/2008 10:55)
eny ary ko. refa voa otranio nareo de tadidio io oe tsy misaraka mitsy fa miaritra mandrampahafaty

ka matoa wa nareo bola tsy tafasaraka herintaona sy tapany avy eo de bola mifakatia fa be ambopo fotsiny!zao very herintaona sy tapany @ tsisy dikany!
28. ainaheri ( 06/04/2008 11:44)
kiadi>>marina zany


Ary maninona mou ra samy tsy tia nefa samy annao adalana ra izany inn no nanakana tsy anaovana divorce na hanapahana azy hainga ,fa matoa miazoazo mbola samy tia fa zany we be ambom-po otran'io voalazan'io akama ambony io....tsy mitondra mankaiza anie ...ny fiainanareo fotsiny no potika nefa ifamerina iany.....miverena miresaka tsara,d ataovy carte sur table ny hoavin'ny sy ny hiafaran'ny vie d couple-nareo...fa raha ifampiazoazo sy mifanao adalana eo lany andro sy taona eo nareo
29. kiadi ( 06/04/2008 18:06)
=D> =D> =D> =D>
sô de psycologue de l'amour elah ry baina! :-D :-D :-D
30. Papoose ( 06/04/2008 18:39)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
31. andryrabe ( 06/04/2008 21:22)
ka i xxx ange efa milaza hoe midy ny fo..ny nefa tsy mametraka divorsa e, sa le S no mampisalasala, nareo aza tsy nifampiteraka.
zavatra efa midy zany ve mbola inona ndray no andrasana?
....nefa raha mbola azo sokafana ihany de sokafy klou fa sao de hanenenana e...
32. ikaretsaka ( 07/04/2008 00:26)
ainaheri:

tess>mety mlay kou le menage à 3 an


toko telo mahamasa-nahandro ho'zy ny gasy e
33. tess ( 07/04/2008 05:12)
toko-telo vilany mitogilana zay tsy mety harenina :roll: :-D
34. Rasiligaoma ( 07/04/2008 05:23)
toko tapaka no mampitongilana vilany fa ny toko telo mahamasaka ny nahandro ka
35. ari.malala ( 07/04/2008 13:18)
raha azoko tsara d vevavy le manoratra, fa saingy tsy enao rery anie ry xxx no tratran'izany oe voaloham-pitiavana mamitaka izany e! fa raha izay rehetra tratran'izany hanao divorsa sy hampirafy daolo de tsy hisy fiainana hanjary eto... marina ny tenin'ny olona hoe be ambom-po ftsn nareo de eo mihazohazo eo... Averiko ndray le teniko we mora ny manongotra ahitra noho ny manongotra hazo! eritrereto tsara fa raha hanao divorsa nareo de toy ny hiady ny fakan'ilay hazo novolena 7taona lasa izany, d eritrereto anie ny ratra aterak'izany e! raha sanatria koa izany ka hanao ny ataony ilay olontianao faharoa io de hisaraka fanindroany zany? torohevitra daolo iany moa ny an'ny olona eto, fa ianao no tompon'ny fanapahan-kevitra, fa raha izaho no eo amin'ny toeranao, de tsy misy toy ny mifampiresaka satria nandritra ny 1taona sy tapany tsy nisy nametraka divorsa izany mbola samy ao le fitiavna fa mbola entin'ny fo tezitra sy nyza tsy hilefitra ftsn nareo! courage d bonne chance ny amizay ho suiteny
36. XxxX ( 07/04/2008 16:07)
"xxx":
Za le manoratra efa miaraka am olona hafa,azo lazaina oe mifankatia b izahay
1 zay!
"xxx":
Tsy de zany loatra oe hisaraka foana refa misy pb fa tena voadona mafy aho tamizay, efa saika namono tena mihitsy satri hatramizay niainako zay vo tratranizay satrio io vadiko io no volohampitiavako
ts azoko ny fikan'lahy ry sipa xxx a!mahatsiaro voadona mafy lahy!saika namono tena? :roll: :roll: :roll: nefa efa miaraka @ bandy hafa zao?
ts mitombona zany kozy zany klé!
37. simply ( 08/04/2008 11:29)
Hoy i xxx:
Za le manoratra efa miaraka am olona hafa,azo lazaina oe mifankatia b izahay

samihafa ny azo lazaina oe mifankatia b sy ny hoe tena mifakantia. Mifono fisalasalana ny teninao. Enao ary tsy mahatoky ny tenanao. mahaiza mifampidinika izay no vaha-olana, jereo izay marimaritra iraisana.
38. diamondra27 ( 08/04/2008 14:42)
mankanesa any dago fa mahasitrana olona momba hono ao andranomafana ao zao , vao omaly za namaky zany gazety zany
mahereza
39. XxxX ( 08/04/2008 14:54)
xxx:

efa eo amoron fisarahana izahay zao, miady mafy aho satri efa 16 ans niarahana ary 7 ans de mariage. Mbola misy fitiavana kely anao za saingy mafy loatra ny nataonao ry E... tsy mety decidee hanao divorce hatramizao na de efa miaraka amin olona hafa aza
io ny dinika!!! kozy fisarahana!!!
"diamondra27":
mankanesa any dago fa mahasitrana olona momba hono ao andranomafana ao zao , vao omaly za namaky zany gazety zany
mahereza
f in no idiran'ny olona momba @ io?


40. diamondra27 ( 09/04/2008 03:05)
XxxX/ jereo ny valintenin'i xxx 9 fa zany no idiran'io resaka momba io

de gazety Jejoo tam 3avril page voalohany no misy azy miteny we:75% ny olona momba no voavaha ny olany amin'ny tsy fiterahana
vevavy tokoa aloha ny voalaza ao am le gazety sy le afa-jaza matetika ireny e

dia mba mialà nenina any aloha dia mivavaha ihany koa mangataka zay sitrapon'Atra fa aza misaraka izany.

Mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4135