La troisième édition des rencontres du film court à TànaCCAC

1. tsmvaklo ( 01/04/2008 14:01)
Tonga indray ity ny Rencontres du film court ary hanomboka amin'ny Talata 22 ka hatramin'ny 26 Aprily 2008. Maro ny zava hitranga amin'io . Hisy fampisehoana film maro dia maro, latabatra boribory ary ady hevitra.
Mpanantontosa sarimihetsika 8 avy any ivelany no ho avy hiara hiasa amintsika amty dray mtoraka ity.
novalian'i milaibe ny 01/04/2008 20:14
2. milaibe ( 01/04/2008 20:14)
Dia mba anaovy tatitra kely izahay raha tsy mahadiso,misaotra tompoko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4349