azo atao ve ny double nationalités?

1. RAKVOL ( 30/03/2008 17:19)
Ahoana ny hagatahana nationalité Malagasy zaza teraka taty france Ray vazaha . possible ny double nationalités . mila torohevitra azafady ???
novalian'i xxx ny 31/03/2008 08:06
2. ni81 ( 30/03/2008 17:53)
Manatona ny consulat de madagascar akaiky anareo, dia anontanio any fa ireo no mahalala bebe kokoa ny momba io hevitra io.
3. milaibe ( 30/03/2008 18:50)
Mila carte consulaire ,misy délai dia havaozina,misy hetra kely izy ary any @ ambassade na consulat no atao
4. simplex ( 30/03/2008 18:56)

Mety tsy azo atao ngambany ra vazaha ny dadany.
Tsy mamindra nationalite ny reny ra @ kaody gasy @ zao... ra tsy hoe efa niova nga.

Andramo ihany aloha :)
5. xxx ( 31/03/2008 08:03)
azo atao dia azo atao tokoa ny mangataka nationalité malagasy ny zaza raha toa ka vazah ny rainy, raha mipetraka aty ivelany ka aty iany no maka izany dia somary ela, ny tsara dia ny manao izany refa mankany madagascar, ary eny anosy eny tribunal no manao izany, mila ny procuration n'ilay rainy milaza fa manaiky tokoa ny itondran'ilay zanany io nationalité io, ny copa ny zaza sy ny ray amandreny sns, refa feno ny dossier dia mbola mandalo étape maro, mbola mandalo eny am commisarriat de polisy satria misy ankety kely madinidika, mbola manao visite medicale eny am hopital ny zaza, dia mbola mandalo eny faravohita ministera justice, toy zay toy zay ny fangatahana io nationalité io, somary ela ela satria tsy mbola hary fitaovana isika ka milona ny dossier sy ny sisa, misy vola madinika2 mazava ho azy aloa amin'ny dossier, dia maztou ehhh
6. xxx ( 31/03/2008 08:06)
copie ny zaza n io fa diso kely de ahitsio ze diso azafady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2163