Taranak'andevo

161. Jeankely ( 07/04/2008 22:07)
Tsy milam ahoana moa. Tsisy nifampitady eran'izao tontolo izao fa ny ompa sy hafatra any @ zzanak'atidoha no mandeha eto. Izay mahatsiaro voadon mahazo mitomany midradradradra na mimenomenona sy minananana karaha loha tapaka. :-D :-D :-D :-D :-D
162. Ratoa ( 12/04/2008 14:49)
izaho indray dia efa nifanerasera t@ karazana olona maro. Dia tsapako fa tsy mitovy mihitsy ny andriana sy ny andevo na dia eo @ fiainana andavanandro aza. Na mainty izy na fotsy na gasy na inona. Ary tsy ny gasy mainty ngita volo ihany no atao hoe andevo fa misy koa ny fotsy tso-bolo anefa andevo. olona babo ireo. Na diso t@ trosa sns. Misy koa ny atao hoe "andriana niaraka tamin'ny kisoa" misy ny "andevo afaka" na "hova vao". Ary nony tonga ny fitondrana vaovao dia noafahana araky ny lalàna ny andevo. Fa mbola misy @ izao ora izao no tsy afaka fa mbola mitazona ny maha andevo azy eo anatrehan'ny andrianany: miondrika sy mandadilady
nahoana moa no atao mahamenatra ny fiaviana? Samia mitàna ny maha izy azy
Ny fahaizana indray dia miankina amin'izay nanazarana ny sainao. Raha nizarina ho mpanefy ianao dia ho mpanefy foana, raha nizarina hampiasa saina dia izay ihany koa. Raha nizarina itaon-jezika dia mbola iny koa. Sarotra ny miala @ ny fanao mahazatra ary mafy ny mihotra satria betsaka ny mpanohitra, na dia ny tenanao ihany aza: tsy fasahina na timidité na complexe. Latsaka anaty io fa tsy antendro molotra. "L'habitude est une deuxième nature" hoy ry vazaha. Mila thérapie na fitsaboana ny fialàna @ izany
163. Jeankely ( 13/04/2008 03:00)
Tsy mbola rehako ilay hoe "andriana niaraka tamin'ny kisoa" . Sao i naughtyboy izany mandona kisoa izany? :-D :-D :-D kwikwikwiwiwi :-D :-D :-P
164. naughtyboy ( 13/04/2008 19:16)
defa mirediredy ny maoly loatra tony zanety tony ka =)) =)) =)) =)) =)) =))
izy no sy kisoa no efa nifandona tany ngambany ka mivoaka eto daoly ny fiatraikany any @ sainy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) tohizo fa tsara
=D> =D> =D>
165. tess ( 13/04/2008 19:56)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
166. rush ( 14/04/2008 08:19)
ny atao oe andriana niaraka t@ kisoa d niaraka t@ nampidirana ny kisoa teto madagasikara no nasondrotra ho andriana ny taranaka 1, nifanojo zany ny andro sy daty fa tsy oe inona akory io,manahirana oa ny firesahana ny maha-andriana sy andevo ,aleo ny samy andriana no miresaka ny nipoirany sy ny hafa koa torak'zay,hifamaly sy tsy hifanaraka mitsy isika satria betsaka no tsy mahalala ny tantara , diniho ny lazain'i bilakarenjy sy ratoa.
167. naughtyboy ( 14/04/2008 10:27)
ekena ny fanazavany rush saingy misy oul tsy mafantatra resaka ato fa isaky ny miakatra ny maoly de mitabataba tsy mahay manotany refa tsy hay :wink:
168. rush ( 14/04/2008 10:58)
naughtyboy: :-D :-D
169. pisomimi ( 25/04/2008 11:09)
Raha ny fahalalako azy dia tsy dia tena ilay hoe natao piasa ireo andevo taloha no tena maha be tsy tia azy ireo fa toa hono oe somary mafana rà ry zareo ka tonga d rombo.Tsy haiko alou e, fa marina oe ireo olona hafa dia mihatsara velatsy kokoa.Fa na izany aza dia izaho mahafatatra ireo atao ny olona hoe andevo fa miatsara velatsy koa a! Fa ny tsy tiko d refa te anao ny lohany ireo olona ireo dia manararaotra ilay titre dia oe "zay ko tsy mvaky loha fa zany no izy,zany no maha A... anay" dia vao maika manambany andry zareo.Dia ne ireo efa mihezaka manao ny tsara aza dia lasa tafiditra ao daholo.Izay ilay hoe Olona iray tao amin'ilay tanana iray moa no mpangalatra dia lasa ilay tanana iray manontolo no lasa malaza ho mpangalatra.
Asa alou fa zay no fihevitro azy, raha misy andriana manaonao fôna ko zao dia lasa ratsa laza daolo ny andriana iray manotolo.Ary marina mits zany satria nisy forum iray zay miyovitovy amty nidirako dia direct b le andrina 1 zay miteny, d vôrabiraby daolo oe ny andrina miseo manambanimbany sns,nefa mety tsy ho izy rehetra.D oe miavona ko ono ry zareo reny.Asa fa grave ihany ko lou ty le hono hono ty e!
170. Jeankely ( 25/04/2008 14:43)
Miavona daholo kosa na inona na inona. Ianao ve hanaiky hifangaro amiko fotsiny eo fa ilaina ny avona. Mahazo mitana ny mahaizy azy fa tsy mila mifandrebireby kosa angamba. rehefa samy ravinkazo dia aleo samy ravinkazo no hifampikasoka. Raha samy sahona dia ny samy sahona no manenoneno maraina na manao mifamangy rafozana. Tsisy tokony ahatezitra na tsy tia ny iray aza ny iray.
Raha miray asa indray zavatra hafa ka ny asa no hiraisana. Tokony tsy olana ilay tsy mifampihiditra.
171. kofa2 ( 19/01/2010 19:28)
tena manaiky am ilay tsy mifampiditra za, misy ilay fitenenana oe:chacun sa place, de zay...ny zavatra itako ary mino za fa betsaka ny mahadinika azy, de jereo matetika ny toetsain'ny mainty sy ngita anie e, matetika maintsy atramin'ny fisainany, ra tsy ny mainty ngita reo ve , ny eto tana aloha ny resahiko io fa tsy aiko ny any am sisiny a,ahavita ny miady antsena, sy ratsy vava vao misy fifandirana kely,genre vao misy olana kely na ataoko fotsiny oe voadona, dia efa vava be, aza mifandona ry anina , miditra atram ny oe , aza mifanambany....fa ra olona fotsy mba diniho, fa dia manao azafady enao dia vita , na mifanazava tsotra, enao ve ifanazava am andevo eny antsena , aleo miala hoazy fa ry zareo efa lany henatra n fa enao no afa baraka eo, aiza mo no tsy lazain'ny olona oe, izay ny tsy mampivotra azy,ary ny fahitako azy dia fialonana ny an'ny andevo , mba diniho kely ange e..amiko de tsotra fotsiny , samia mipetraka am toerany, fa misy antony koa matoa natao oe andevo, za aloha dia metis andrina sy hova e, fa le andevo kosa aloha de mialatsiny am nareo , fa de taranaka andevo fona nareo,de mionona, tsy mdika akory zany oe tsy afaka ny hivotra.ka izay tsy mazaka dia akapohy am vato ny loha.mdr
172. calin.brandon ( 12/10/2016 06:34)
Ho sokafako kely indray ity resaka ity na dia efa ela aza no tsy nitohy.

Ny nisian'ny andevo dia tsy araka izay voalazan'i Penina sy ny hafa akory, ka hoe ny Sakalava no namorona azy angaha ka nivarotra olona voalohany tamin'ny anglisy. Tsia !
Efa fomba fahagola io. Ny razan'ny malagasy no efa nitondra an'io teto talohan'ny fanjanahantany. Ny baiboly no efa mitantara ny fisian'io ary mametraka hatramin''izay ny fisian''ny Andriana ( mpanjaka izay tendren'Andriamanitra sy ny taranany ), ny olon-tsotra na Hova ary ny Andevo na ny mpanompo. Abrahama aza dia nasain'Andriamanitra nanambady ny andevony na mpanompony mba hahazoany zanaka ( Ismael io izay razamben'ny arabo sy ny silamo ).

Ary tsy eto amintsika ihany no ahitana an'io firafitry ny fiara-monina io fa maneran-tany. Ny any Frantsa sy ny firenena européen mbola misy mpanjaka fotsiny no efa nofoanany ny andevo (serf, esclave). Saingy mbola mipetraka mazava tsara ny maha-Andriana sy ny maha-roturier any ( Henri de France, Comte de Paris no lehiben'ny Andriana frantsay ary tsy mifangaro loatra amin'ny olon-tsotra na roturier izay tsy manana anarana misy particule ).

Koa aza misy miteny hoe tsy mety io rafitra io. Ny Repoblika sy ny Démocratie no manahirana eto satria tsy hain'ny malagasy ireo. Firy ny malagasy mahalala ireo ? 10% raha be indrindra. Ny Repoblika izany dia tsy hainy akory ny mamaritra azy. Ny monarchie no mety aminy. Fanjakana no filazan'ny malagasy ny fitondrana hatramin'izao. Ny teny hoe fanjakana dia avy amin'ny hoe mpanjaka.

Izany koa no mampikorontana ity firenena ity. Avy amin'ny Fanjakana no nampidirina an-keriny ho ao amin'ny Repoblika.

Ampahatsiahivina koa fa tsy misy "caste" izany eto Madagasikara. Ireo izay nandalina ny Sociologie na Ethnologie na Anthropologie sociale dia mahay tsara izany. Any Inde no misy an'io fa tsy eto. Tsy misy Tribu izany koa eto. Fokon'olona narindra ao anaty Fokonolona no misy eto. Tsy nisy mode de production féodal koa teto fa mode de production de type asiatique.

Ankoatra izay dia nanana ny andraikiny mazava tsara ny Andriana sy ny Hova sy ny Mainty (Mainty enindreny sy ny Mainty Manisotra) ary ny Andevo tao anatin'ny fiaraha-monina malagasy. Azo vakiana ohatra ny boky nosoratan'i Mompera Jésuite Rémi Ralibera. Miresaka momba ny Mainty izy, izy rahateo dia nanambara ao amin'ny bokiny fa Mainty Manisotra ary Ratsimandrava kosa dia Mainty enindreny (ao anatin'io boky io ihany ). Izany hoe, nilaza tamin'ny Colonel Ratsimandrava izy araka ny fitantarany hatrany mba tsy handray ny fitondrana, satria tsy natao ho an'ny Mainty izany hoy izy.
173. odilontodisoa ( 20/08/2017 12:08)
tsy ny maha andriana na ny maha hova sy andevo akory no ahafahanao manova ny anjara sy ny lahatra efa voatokana ho anao????. satri na andriana az ianao ka ef voalahatra ny hoe ho mafy ady amin'ny fiainana"sahirana" dia tsy zay zan ko!! ka nef tadidio f misy amzao fotoana izao ireo andevo izay azo lazaina hoe manankatao!! ohatra ny any amerika eny fa na eto amintsik az!!
mer6 ee!! somary ef taraik anay amn le commentR !!! ????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6789