Ragiragy

1. ikaretsaka ( 14/03/2008 20:53)
Mbola mi existe tokoa ve ny ragiragy izao?
dia aiza no mety ahitana azy betsaka any @ tanana?
dia misy mivarotra okazy ve?
novalian'i tstn ny 17/04/2008 09:56
2. kiadi ( 14/03/2008 21:29)
inona zany ragiragy lesy?
3. booboo ( 14/03/2008 21:37)
re-inona izany ragiragy ? dia asio sary raha mety azafady :°)
4. antigone ( 14/03/2008 21:51)
:( zako vo saika hanontany hoe inn ty ragiragy
5. ikaretsaka ( 14/03/2008 22:00)
le camion citroen be mpitondra biriky sy fasika taloha ireny ee

6. kiadi ( 14/03/2008 22:57)
hay ve! :-D:-D:-D
7. antigone ( 14/03/2008 23:25)
hay ve reny zany eh le tomobile tapa prein lava =))=))=))
8. Rasiligaoma ( 15/03/2008 04:10)
mbola misy tokoa ve ireny izao? dia aiza no mbola fangalana azy ?
taloha teo andravoahangy sy mahavoky arybesarety teo ry zalahy ireny no mijanona, dia maka vato eny ambohimahitsy sy ambatomaro, dia maka fasika eny mandroseza, fa izao tsy haiko
9. milaibe ( 15/03/2008 07:21)
Efa ela reny no hs! Tsisy vokolokolo mba natao collection kory,fa recyclen-dry zalah fata-pera sns @ ty fahantrana ty ka atao ahoana mou?
10. tstn ( 17/04/2008 09:56)
lé mille kilo reny zao no mbola betsaka!
mankany ambanidasy mbola bobaka
Eo ambodivona feno
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2763