ANTANANARIVO @ alina.....maizina!!!

1. lemenakely ( 14/03/2008 05:34)
Tena tsy azo lalovana hariva tsy ny eo antetezan 'ilay BEKIRARO hoy ireo mpanakanto saingy tsy BEKIRARO irery fa dia ANTANANARIVO mihintsy no tsy misy jiro @ alina
AMBOHIMANARINA ALAROBIA ANKAZOMANGA sns....
indrisy...
2. rohy ( 14/03/2008 07:33)
ny fiainana mihitsy no efa miharatsy.Na andro atoandro aza fanga zao misy miandry maizina zany ntsony
3. milaibe ( 14/03/2008 08:24)
Elà ngé zany eto akaikin'ny misy ahy e! Marina io tsy tetezan'i bekiraro ntsony io fa iarivo mintsy,@ ireny journaux gasy entin'i hotesy gasy(ao @novotel eo akaikin'ny tranoko) dia faits divers dôly ny 1ëre pg ,nisy ol voaroba .jiolahy darick,polisy voatifitra sns mampalahelo ry lery . Faly mahalala an là alou ry menakely fa mba nahazo vao2 i ramanonaka ve élà???hahaha
4. ari.malala ( 14/03/2008 08:54)
n'aizan'aiza eran'Antananarivo mihitnsy no tsy misy jiro fa maizina ko! izany elakela-trano izany moa! poteau ftsn no eo fa tsy misy jiro akory
5. milaibe ( 14/03/2008 09:10)
Areheto ny potô hozy samoela!!!
6. kiadi ( 14/03/2008 09:40)
ka ahona moa no hisin'ny jiro @ pôtô nefa delestage aza misy !
7. Rasiligaoma ( 16/03/2008 04:16)
kiadi> azo atao jiro solaire ny poteaux fa saingy tsy any amin'izany no andaniantsika ny vola fa ny 4x4 sy ny fifidianana
8. tess ( 22/03/2008 09:32)
analakely sy antaninarenina kosa mba mazàva e!
sa lasa tsy misy jiro intsony izao????
ny aza tratra alina fotsiny ihany e! indrindra raha mandeha irery izany fadio ny mody alina.
9. ikaretsaka ( 22/03/2008 18:18)
mividiana basy sy aliak rehefa tia mivoaka alina dia manao anti balle
10. rapala ( 22/03/2008 19:24)
ianareo miresaka ny ao tana fa mba manao ahona ny any la koty? Misy mba afaka milaza ve? misaotra e!
11. tess ( 23/03/2008 08:10)
ny any am la cote dia mitovy an'izay ihany, ny centre ville ihany no misy jiro kely tsy ny rehetra akory aza, fa maizina be aby, ny lalana kilavadavaka tsy de manin fa ny mpamono olona no hatahorana:?
12. Rasiligaoma ( 24/03/2008 04:12)
ny aza tratra ihany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4809