Fanontaniana tsotra

1. rajoelina ( 06/03/2008 10:06)
Ra ny vamm ( na fiara) ve no hatao marika: BMW, Mercedes, Ferari, Volvo, Audi sns... (marika mavesatra) vao maika ny sipa manara-maso sy manarakaraka:?:

;-)
2. ikaretsaka ( 06/03/2008 10:23)
aty aminay letsy ohatran'ny mitovy ihany na volsa ny an'ialahy na Hummer
3. yonikafopl ( 06/03/2008 10:29)
miakatra tsosokonitra ngamba i salmo io no manao resaka momba ny vehivavy fona ka hihihihihih

Fa ny tomobill ve no harahamaso sa le sofera ry rajoelina??
4. rajoelina ( 06/03/2008 10:53)
yonika: izy anakiroa angamba:°)

;-)
5. yonikafopl ( 06/03/2008 12:00)
rajoelina hummmmmm:roll: mety posibla aa8O
6. ikaretsaka ( 06/03/2008 17:50)
misy classe io letsy rajoelina arakarak'ilay sipa raha ny fahazoako azy an.

arakaraky ny educ an'ilay sipa koa io. raha sipa maivam-b.. de izay..

fa misy koa ilay sipa manana gout ireny..
ohatra hoe harley ny sokajy misy azy dia harley ialahy vao mara maso izy
misy antenain'ialay loloina @ BMW kanjo kay izy zanaka doko manana ferrari
Misy zatra mandeha tongotra ka na rolls aza no avoakan'ialahy dia ...

fa ny maso ve tsy hitodika raha misy feona motera mitatata tampoka miala avy any:-D
7. rajoelina ( 06/03/2008 18:49)
ika:
misy antenain'ialay loloina @ BMW kanjo kay izy zanaka doko manana ferrari

tsy fitaovana ntsony indray no hampiasaina amnireny fa ny saina maintsy no tokony hietsika indray...
Oh zao ny anakiray am'ireto elah de efa ok aminy: dokotera, acteur, footbolista, pilote (avion, formul1, moto, sambo), sefony hotel, artista, filoha, taleha sns... de efa manaramaso ndray ny sipa.

Ny vhv anie leisy tsy mba ôtratsika lhl e.

;-)
8. ikaretsaka ( 06/03/2008 18:54)
de eo ny ilain'ialahy ny Triple F e
Fahaizana.. sy ze tin'ialahy @ le 2 hafa...
mianara tsara ny dikany
9. tess ( 06/03/2008 18:56)
rajoelina:

Ra ny vamm ( na fiara) ve no hatao marika: BMW, Mercedes, Ferari, Volvo, Audi sns... (marika mavesatra) vao maika ny sipa manara-maso sy manarakaraka:?:

;-)


tsy de mahataitra ahy ny mahita bandy manana anreo ry rajou an!:-D na maheno ny motera miraondraona aza defa ipitsihiko malaky, ny fiara aloha milay fa tsy izay resaka fiara no hanarahako bandy:-D


10. Veloo ( 06/03/2008 19:05)
Ny ahy ny tarehy sy ny bika ary ny toetra ihany ka hihihiih
11. ANARIM ( 10/03/2008 06:45)
za ra vo maita vam milay (amiko io an, mety oe 2CV milay b na VW ohatra) d tsy maintsy mba manaramaso...
12. Rasiligaoma ( 15/03/2008 04:16)
ny ahy ko dia 2 cv sy ny 4L amiko no fiara milay..

avoahay ny ferrari sy ny BMW an'ialahy ry salmofa izay toerana tongan'ny ferrari an'ialahy tongan'ny 2cv sy ny 4L ko. Fa ny tongan'ny 2CV sy ny 4l koa kosa dia betsaka no tsy ho tongan'ialahy amin'ny BM sy ny ferarri!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2452