sipa mangdidy

21. tess ( 18/02/2008 18:48)
ika, papoose=:-D:-D:-D

sao mba bandy te haokorina koa aza izany mody fanina izany:-P
22. Papoose ( 19/02/2008 12:12)
mampiahiahy le mpametraka an'le fanontaniana raha izany:-P:-D
23. loick ( 20/02/2008 07:21)
tsara fipetraka io fanontaniana io fa n lhl isaky ny mahita sipa mola d lazaina fa mangdidy nefa kay tsy mahalala akory hoe ahoana le fandehan'zany :-o:-o:-D:-D:^):^)sao kosa ary nareo no tena mangdidy d mody fanina eo daholo :evil::evil: ao fa hokoriko @ paindefera(l)(l)^:^=))=))=))
24. Papoose ( 22/02/2008 08:00)
ko raha tsy vilany cocotin'ambatolampy nandalo t@ afo kitay ny ahy ko=))
25. kiadi ( 22/02/2008 16:06)
mitia04:

na mangdidy aza ve ny loha d mbola sipa mangdidy iany:roll::-w?????????????



raha ny loha indray no mangididy de sipa be aho zay :-D:-D:-D
26. haritianah ( 15/05/2008 10:17)
raha ny tanan'ilay sipa no mangididy anie de ahazo vola izay zany é :-D :-D :-D :-D
27. yonikafopl ( 14/06/2008 10:17)
fa miresaka io sipa mangidihidy io nareo, fa otran le we sipa misy foza ihany ve io?? Fa nisy sipakely 18ans zay any Dago de we mimasta fona kala isak\'all eo ampandriana satria ankizy maromaro zareo miray trano. De tena mahatonga mihintsy hono kala a, miolakolana am antsoin\'i Rajou io sady tsy menatra mihintsy, fa indray alina hono nendrasan\'ny ankizy tsara ilay miakatrakatra iny fa narehitry ny ankizy ny jiro, fa tsy nijanona izy fa notohizany satria tena tao anatin\'le fahasambarana be, fa nony vita de nitomany be hono kala hihihih, de nanontaniana we fa maninn manao an\'io, de ozy we malailay be tsy mahazo aina hono izy isankalina ra vo tsy manao, de rehefa tsy mahita oll hanaovana de mimasta no ataony. De ozy ny ankizy mantsy ana we misy foza le zanak\'oll hihihihih.
De izay no antony hanontaniako we le misy foza ve mitovy am le sipa mangididi ihany???
28. serena ( 19/07/2008 11:31)
NY FAHITAKO NY SIPA MANGIDIHIDY ndray de ilay sipa jefojefotra ireny molamola rhf mahita lehilahy :-P
29. Fleurie ( 24/07/2008 07:04)
Amiko ny sipa mangididy le sipa manao fihetsika soit an-kolaka soit direct oé " Eh kôtio za " :wink:
30. rinakely1 ( 05/08/2008 18:44)
:oops: 8O
31. tompony ( 30/09/2008 17:26)
K'aiza e!
Fa ahoana? Sipa mangidihidy ve?
Misy zany bainina!
Mbola tsy tratra ialahy fa ho hitan'ialahy tsara izany hoe: ......... :lol:

Te hi.... izy izay. Ary rehefa izy no mangidihidy de mihomehy foana tsy an-kiato.
Bebe fihetsika. Bebe resaka. Tsy mahazo aina.

Aza tanterahina ange ny sitrapony e! Mety ho fahavalony mihitsy angamba ianao raha toa ka tsy .....

Kozy zany ry akama!
32. kotobekibo ( 21/11/2008 18:30)
Fleurie:

Amiko ny sipa mangididy le sipa manao fihetsika soit an-kolaka soit direct oé " Eh kôtio za " :wink:

Bdb @ izao fotoana no tonga d DIRECT MIKÔTY mihitsy , fa tsy manao intsony hoe KOTIO ZA!
:-P :-P :-D
33. Papoose ( 25/11/2008 03:27)
ka heveriny fa ao anatin'ny kibonareo ao no misy anle tena zafera koa! :-D
34. kotobekibo ( 29/11/2008 00:47)
Papoose:

ka heveriny fa ao anatin'ny kibonareo ao no misy anle tena zafera koa! :-D


izany v ? :-D :-D :-D

Ref tratranareo vhv @ ilay mijery tsy miato , miampy fanaikerana molotra tena manahirana b izany . :-D :-D :-D
35. lemenakely ( 07/12/2008 08:06)
sady efa misy foza orana izao!
36. radomalala ( 04/02/2009 04:34)
zany ve.... tsy misy sipa magidihidy zany amiko fa ny toetsaino no efa lasa lavitra foana de tsy mety mipetraka koa ny .............
zany no fahazoako ..
ra be ny sipa mangidihidy efa niakatra be ny vidin'ny paille de fer :} :} :} :}
37. xxx ( 26/02/2009 16:58)
mba tsy azoko ko reto lhl reto ; mitady sipa no tena mahamay ka nony mahita sipa mangdidy araka ny filazany to kivy sy manenjika in1 nefa tsy zay ve no tadiavina , lazao ny marina e
38. Marcelio ( 18/09/2019 13:26)
zec tena mety atao fa aza manao ze tsy tratry ny aina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3521