Zavatra tena mahagaga ary hita eo amin'ny fiarahamonina ,ra vao misy iray tafita
eo amin'ny Fiainana dia tsy maintsy misy
ny manenjika anao.ary ataony mihitsy ze
fomba hahalatsaka anao ho ambany
Tsy azo atao ve ny miezaka @fomba madio
mba hihota izay ananany
NY SASANY DE MILAN'IZANY LANITRA FAHA 18ZANY
FA IZANY HONO TENA MAHERY RA GRIGRIS
DE INONA ARY NY TOMBOTSOA AZO
Tena mampalahelo io, fa n'aiza n'aiza fiarahamonina dia tsy ilaozan'ny mpialona sy mpitsiriritra mandrakariva indrisy... fa ny mahagaga amin'ny Malagasy dia tsy manana ilay toetsaina hihoitra, hiezaka hihoatra ary hanao ny tsara kokoa aza noho ny hafa fa ny hisintona azy hidina ary ny hahalavo azy ambany mihitsy... indrisy
ny vahaolana angamba dia : aleo itambarana ny zavatra rehetra e!
itambarana ny fananana, ny akanjo, ny sakafo,ny vady, ny zanaka, ramatoa, ramose, i prime, i rafoko...
mihoatra ny communisme mihintsy o!
Naormaly izany ka. Tsy misy manenjika avy eo aloha izany.
Sady ny eny ambony no mety mikodingy, fa ny ety ambany ve hikodia miakatra raha tsy misy motera?
Izaho anisan'ny victime 13 taona aho narary saina sy sous-valium. Ireo fianakaviana tena akaiky aza dia tao no nahenoako teny hoe ;"lasa adala aho", tao koa ny tonga dia nanebaka mivantana nefa iray tampo,tao koa ireo niteny mivantana satria avy any am-pita , hoe : " Ianao anie noheveriko hoe tena nivaha tnteraka e !" . Tsotra ny vahaolana e : "Ambony avao gne môraly e !"